Liste des messages

Liste des messages, inserés par mibalika, par ordre de date
mibalika ( 03/04/2010 10:51)
Mirary Paka Sambatra ...
:) Mirary Paka Sambatra ho antsika rehetra ,ny Fahazavan'i Kristy anie hanoro lalana ireo mpitondra sy ny Malagasy rehetra ka ahay hijery izay mahasoa antsika isika ary ahay hijery izay mahasoa ny F... suite
répondu par niryna le 07/04/2010 14:58
mibalika ( 29/03/2010 14:58)
politika hivarotna ny zava-ratsiny aty amitsika...
:roll: Asa raha mba nanaitra anareo fa izaho aloha dia gaga sy lasa saina ihany satria:ry zareo vazaha aza niverina amin'ny fomba "bio"(zezika naturelle),dia ny Mpamboly Malagasy indray no hezahan'ny... suite
répondu par AndriambyII le 31/03/2010 07:54
mibalika ( 29/03/2010 14:52)
zezi-bazaha sy ny fahasalamana...
:roll: Asa raha mba nanaitra anareo fa izaho aloha dia gaga sy lasa saina ihany satria:ry zareo vazaha aza niverina amin'ny fomba "bio"(zezika naturelle),dia ny Mpamboly Malagasy indray no hezahan'ny... suite
répondu par soanja le 02/04/2010 04:57
mibalika ( 29/03/2010 14:29)
zezi-bazaha (chimique) sy zezika biolojika...
:roll: Asa raha mba nanaitra anareo fa izaho aloha dia gaga sy lasa saina ihany satria:ry zareo vazaha aza niverina amin'ny fomba "bio"(zezika naturelle),dia ny Mpamboly Malagasy indray no hezahan'ny... suite
mibalika ( 30/12/2009 09:13)
fisaorana
misaotra ny mpiandraikitra nanala ilay hafatra fitadiavana sarin-jazavavy, misy olona tena olon-dia ,eran-tany ny devoly ny any BANGKOK aza efa tsy hita izay hilazana azy...... suite
répondu par Papoose le 30/12/2009 19:29
mibalika ( 12/06/2009 14:40)
Ô ramiramila ô...
mijery ireto andiana miaramila mitondra basy sy casque"tsara tarehy " aho d mahatsiaro ny hiran'ny Mahaleo, d lasa ny saiko ary raha tsy mitondra ireny basy reny v ianareo d sahy hizesta toa izao? M... suite
répondu par sakaymena le 12/06/2009 20:50
mibalika ( 16/05/2009 19:12)
mitady ny tsy hita aho ...
mijery ireto etana avy any am tany tsy fatatra aho dia manotany tena: Nankaiza daholo ireo olona be ngerona nilaza fa tsy navelan-dRa8 taloha fa hoe ny tiko sy magro no manerana ny tanana,nahoana no... suite
répondu par mibalika le 17/05/2009 10:34
mibalika ( 15/04/2009 10:46)
Raha noana ny kibo..............
miarahaba, rehefa niresaka tamin'ny olona maro aho dia izao no tsapako,ny akabeazany d milaza fa tsy tia manao politika ,ny tena nahataitra ny fisainako dia ny nilazan'izy ireo fa tsy miraharaha izay... suite
répondu par Noue le 15/04/2009 13:31
mibalika ( 03/04/2009 16:08)
Mbola ho ela.....................
miarahaba, rehefa mamaky ny soratry ny sasany aho na eto na sites hafa,ny zavatra hitako d mbola ho ela vao hivaotra,firy volana izay no nisian'io ady io,raha mbamisy manome hevitra d ny tena mahafa... suite
répondu par locl le 03/04/2009 19:27
mibalika ( 28/03/2009 16:41)
Aiza ny demokrasia...................,??????????????????????
izao no tena mampalahelo,nahay nivaza ery andro vitsy izay ny vahoaka no tompon'ny teny ,ka nahoana no tsy avela haneo ny heviny izy ireo?nahoana no tsy henoina?tena marina ny teninao ry tgv tao am re... suite
répondu par KALACK le 28/03/2009 17:34
mibalika ( 28/03/2009 12:19)
hitanareo ve debat france24 omaly?
miarahaba, mba hitanareo ve ny debat tao am france24 omaly "debat sur mada avec reportage sns....mampalahelo ny toetsaina gasy sasany,seza fotsiny ihany ,mbola averiko eto fa zaho tsy momba an'izay t... suite
répondu par xxx le 28/03/2009 17:24
mibalika ( 27/03/2009 08:44)
ny ririn-dasa tsy tsaroana................
miarahaba, asa aloha ianareo,fa zaho mahatsiaro ny filaharambary sy menaka ,ary tataraiko ny zanako zany ,fa nisy fotoana tsy misy ho hanina mihitsy tamin'ny andro ratsiraka,andro Ra8 mba tsy mandany... suite
répondu par soanja le 28/03/2009 18:52
mibalika ( 26/03/2009 12:27)
NY RIVOTRA MANDALO VE.....(Mahaleo)
Tadidinareo v ny tonin'ny hiran'i MAHALEO: "Dia hoy aho manotany tena ,mba ho aiza ihany no hiafarana....."... suite
répondu par mibalika le 26/03/2009 14:30
mibalika ( 26/03/2009 10:05)
mankahery...........
mankahery ireo milahatra zay tsy manaiky ny eri-setra sy fanonganam-mpajakana an-keriny,ary tadidio ny fahendrena,aza mora sandaotra na mamaly ny eri-setra zay ataon'ireo tsy mankatoa izany:toy ny ten... suite
répondu par mibalika le 26/03/2009 11:11
mibalika ( 23/03/2009 15:57)
mampalahelo...............
Aleo tezitra zay ho tezitra, averiko ihany mbola lavitra ny lalan'ny gasy , mbola ho ela vao ho tafita ,eto ary soratra no atao,samy maneho zay ao antsainy sy am-po;inona no hain'nny sasany atao dia n... suite
répondu par mibalika le 25/03/2009 10:27
mibalika ( 23/03/2009 10:01)
politika sy finoana...
miarahaba ny rehetra, fa maninona ny gasy no tsy tafita mihitsy e?dia izao ny valiny , ny finoana ,ny eglizy dia tsy tokony afangaro,gaga aho satria naheno io teny io nataon'itgv kanefa inona no nata... suite
répondu par taralila09 le 24/03/2009 08:03
mibalika ( 21/03/2009 21:38)
Dia mino ve nareo???????????
miarahaba, manotany tena aho ,dia mino ve nareo fa mbola velona any ny Filoha?izaho dia manahy?... suite
répondu par rakaroka le 22/03/2009 17:21
mibalika ( 16/03/2009 08:42)
aretina neurologique
miarahaba ny rehetra, vao haingana aho no tonga eto ,misy fanotaniana tiako hapetraka,misy firy ny malagasy voan'ny aretina parkinson na altzheimer ,misy olona ve eto mahafatatra olona voan'ireo aret... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0297