Aiza ny demokrasia...................,??????????????????????
1. mibalika
(
28/03/2009 16:41)
izao no tena mampalahelo,nahay nivaza ery andro vitsy izay ny vahoaka no tompon'ny teny ,ka nahoana no tsy avela haneo ny heviny izy ireo?nahoana no tsy henoina?tena marina ny teninao ry tgv tao am reportage france 24,tu es jeune,et tu peux faire "mieux"=PIRE que Ra8,je vois ;je suis dégoutée
novalian'i KALACK ny 28/03/2009 17:34
3. Mirananirina
(
28/03/2009 16:54)
Ka mazava anie fa tgv=vahoaka; ny tena vahoaka =ta...............
4. andrywui
(
28/03/2009 16:57)
Voatifitr be anay teo Ambohitsirohitr tsy niten zahay fa nieretan teo ny vava latsaka sy ny esoeso be azo tato !!! fa ref mba mahavoa kely ny olona !!!?? ozona re zany , sahato re zany , antso tody re zany , fanomezan tsiny re zany !!! hi !hi !hi !hi !hi !
6. hery
(
28/03/2009 16:59)
noheveriko fa misaina i andrywui :-)
Tsy mitovy ny mandeha manafika sy ny tafihana. Na boay kely mpanao bandy sy rola aza mahalala an'izany.
Tsy mitovy ny mandeha manafika sy ny tafihana. Na boay kely mpanao bandy sy rola aza mahalala an'izany.
7. andrywui
(
28/03/2009 17:02)
Ieéé fa rahery misaina tsara an ??? tsy hitanareo angah fa efa impolo kely notafihana teo am 13mei ny TGV mialohan'ny tena naharaikitra azy teo amzay ?? hi! hi! hi! hi! hi!
8. Mirananirina
(
28/03/2009 17:06)
efa impolo kely notafihana teo am 13mei ny TGV mialohan'ny tena naharaikitra azy teo amzay ?? hi! hi! hi! hi! hi!
Tsy nisy fanafihana teny ry wui a,fanesorana ireo mpanakorotana sy mpandroba (vaky trano,dorotrano sns e) no nisy teny
9. yonikafopl
(
28/03/2009 17:08)
mahaletra na de ny mijery fotsiny an le ps andrywui aza am le toetsaina mirefarefa am tany, indrisy, soa fa tsy toa anao io doly ny malagasy
10. mibalika
(
28/03/2009 17:09)
noheveriko mba hisy saina kely le tgv ka tsy hanao famoretana toy ny mpitondra taloha,inn fa ny eo ihany no avadibadika,ny nahasamy hafa d teo betsaka no mba niasa na kely ary ny fidiranafa zao ny asa tsy misy ny vola tsy misy ka na ariary aza ny vidin'ny vary rehefa tsy misy vola inn no atao????????????????????,
11. andrywui
(
28/03/2009 17:14)
Ref ts mitovy firehakevitr aminao ve de mirefarefa am tany zay lay olona ?? zany ve no mba fahatsapanao ny ilaina sy tsy ilaina ny mpanohitra hevitra ry yonikafopla ?? tsy hianao koa no niharan'ny tsindry de mahay miteny!! fa raha voan'ny antsojay ianao de nahay nihorakoraka!! tamn fiadanana sy tamn afa-drakotra no mety niarahanao taminy de hainao ny manao HOSANA !!! fa raha nifamadika taminio de nitsoka anjombona nanao hoe HOMBOY ianao !!
12. molota
(
28/03/2009 17:22)
in pffff pr lah ry wuiwui foza orana!! MIOZOGOZONA ny sezaa lah!! :twisted:
13. yonikafopl
(
28/03/2009 17:30)
o ry andrywui a, tohero ny hevitra,fa aza mifaly amin'ny fahavoazan'ny hafa, nanao tena hita mintsy we mifaly am tifitra mahazo ny gasy iray ra aminao, nanaraka ihany za teto, tsy nisy nifaly sy nibitaka toa anao izao raha nisy ny tifitra teny Ambohitsirohitra, fa ny nanome tsiny sy mpitifitra sy ny naniraka ny olona notifirina no betsaka, ary nanome tsiny ireo olona tsy nahalala izay hahafaty azy.
14. mibalika
(
28/03/2009 17:31)
ny ahy d mazava:tsy mila frs nabokymena na jadona na erisetra lohamboto;afaka mitaky izay tiany ny vahoaka ary raha ampahendrena no anaovana izany d aoka mba hanaja izany ny hafa
