mankahery...........

1. mibalika ( 26/03/2009 10:05)
mankahery ireo milahatra zay tsy manaiky ny eri-setra sy fanonganam-mpajakana an-keriny,ary tadidio ny fahendrena,aza mora sandaotra na mamaly ny eri-setra zay ataon'ireo tsy mankatoa izany:toy ny teny ratsy sy tora-bato,fa io ny kendritohina andrasany!!!
novalian'i mibalika ny 26/03/2009 11:11
2. Mirananirina ( 26/03/2009 10:29)
izaho koa
3. KALACK ( 26/03/2009 10:49)
ary ny tifitr kalaky aon ? eretana fon ve ?
4. mibalika ( 26/03/2009 11:11)
Ny mita-be tsy lanin'ny mamba!!!
izay mitambatra vato,zay misaraka fasika!!!
Angamba tadidinao sary niely eran'izao tontolo izao "place tien -men" na koa ny blindées soviets niditra prague ,ny tolona ara-drariny d ho hitan'ny olona rehetra foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0373