mitady ny tsy hita aho ...
1. mibalika
(
16/05/2009 19:12)
mijery ireto etana avy any am tany tsy fatatra aho dia manotany tena:
Nankaiza daholo ireo olona be ngerona nilaza fa tsy navelan-dRa8 taloha fa hoe ny tiko sy magro no manerana ny tanana,nahoana no tsy mihetsika mba manao fifaninana vidiny am etan'ny vahiny, tsy izao ve no fampisehona izany?
lasa ny eritreritro ka hoy aho hoe:izao no manjo rehefa entin'ny tsy fisainana ,
ry zareo vahiny faly manatobaka ny etany aty amitsika ,varotra io ry se,efa tsisy hirika any andafy zara aza mahita "tsena gasy vendrana",
iza no hanakarena amizao ?isika ve?NOFY IZANY!!!

novalian'i mibalika ny 17/05/2009 10:34
2. Noue
(
16/05/2009 19:55)
mibalika:inona aloha no tiana lazaina @ ilay oe tsena gasy vendrana ????
ry zareo vahiny faly manatobaka ny etany aty amitsika ,varotra io ry se,efa tsisy hirika any andafy zara aza mahita "tsena gasy vendrana",
4. mibalika
(
16/05/2009 21:01)
amiko,raisitsika ohatra i tiko ,am maha malagasy azy(vita gasy)kanefa mba efa nahatoraka ny any ivelany, izao zany izy "out",tsy maintsy orinasa toy ireny no atao hifaninana ny hafa ,izany akory tsy midika hoe tsy mahavita azy ny gasy fa raha ny tsena vendrana lazaiko eto d izao manjo atsika zao,tsy afaka mifanina isika fa tsy maintsy mividy ny avy any aminjareo, raha ohatra mantsy sady misy mde in mada no misy misy made in turkey dia anjaranao no mifidy izay vidina no sady mba mivarotra any ivelany koa sa tsy mety izany!
5. bazylou
(
16/05/2009 23:10)
o ry mibalika !! mahatoraka nyany ivelany hoy ianao ?? azo iadiana hevitra tsar aizany !!
rehefa misotro le jus d'orange tiko iny ianao , ie le revenao be iny ,dia jereo ny etiquette de compositionny fa rano sy concentré de jus d'orange no ao fa tsy hoe jus d'orange 100%. Ianao nefa miletra be azy , dia iza ary no voafitaka eo raha fantatrao ?? :-D :-D
ohatran'izay foan le gasy e na ny politika aza dia nofafazany ohatr'izay dia resy tory daholo, beeeurk :-D :-D

6. benkintana
(
17/05/2009 00:08)
Mandray tsy raisina koa le bazily ,na aty ivelan y dia misy daholo zany,mihevitra angah elah fa 100% daholo ny jus aty ary aty mintsy elah no midradradra eo ,ary mihevitra angah elah fe tsy mitampoka siramamy daholo ny jus aty ,de mba aza manao jery vilana
Ary le tena resaka eto dia tsy dia zay loatra fa manontany tena i mibalika hoe be no nitaraina fa voagejan'i R8 ,momnopolisen-DR8 ,koa aiza ary ry zareo zao tsy tokony mivoaka hampiseho fa mahavita toan'ny TIKO koa???
Tsara valiana zany fanontaniana izany ary iza izy ireo fa inona no hiafenana??
Mivoaha tao fa tsy ho fafazako akory é

7. mibalika
(
17/05/2009 10:34)
Miarahaba,
Dia misaotra an'i bekitana fa ianao no mahazo ilay tiako tenenina ,
Angamba tsara ho fatatry ny tsirairay fa rehefa mamaky ny soratra eto dia mba vakina tateraka azafady fa tsy ny sombiny ihany ,izay mantsy no mahavoa antsika ,sombitsombiny izay tiany ho heno sy vakiana ihany no jerena d mamaly izay tiana , ny ahy tsy ny fanaratsiana ny zavabitany no jereko fa ny zavatra mba nataony hitovizantsika am ireo tany mandroso na andalampandrosona zay mba
mihetsika!!!
dia tsy mba ho faly v ianao raha mba misy made in mada any ho any????????????????