Raha noana ny kibo..............

1. mibalika ( 15/04/2009 10:46)
miarahaba,
rehefa niresaka tamin'ny olona maro aho dia izao no tsapako,ny akabeazany d milaza fa tsy tia manao politika ,ny tena nahataitra ny fisainako dia ny nilazan'izy ireo fa tsy miraharaha izay mitondra eo izy na iza io na iza fa rehefa misy ho hanina ao antranony ka voky ny zanany d izay no mahafaly azy,kanefa taona vitsy izay hoy izy tsy afaka mihinana araky ny tokony ho izy izahay,efa taona maro hoy ihany ilay ramatoa no niasako tam ny orinasako fa ny karamako d tsy niakatra,nefa ny vidim-piainana misondrotra ! lasa ny fisainako hoe firy amin'ny malagasy no misaina toa azy hoe: "rehefa voky ny kibo d izay fa tsy mivaky loha hoe coup d'état ity na ara-dalàna ity???????????
répondu par Noue le 15/04/2009 13:31
2. Mirananirina ( 15/04/2009 10:52)
mibaliaka:ngamba ny 2/3 ny vahoaka no misaina toa azy,ary paparazzi an =D> =D> .Na iza na iza no eo ny fiainana MIHA LAFO hatrany ary tsy misy afaka hampidina io na iza na iza.
3. mibalika ( 15/04/2009 11:07)
misaotra an'i Mirananirina namaly,ka raha 2/3*ny vahoaka no misaina toy izany d andeha v ny firenena?satria raha vao misy iray mahay miteny ka hanome toky d hirona any aminy daholo indray ireo*d tsy misy raharaha vanona eto!
4. Mirananirina ( 15/04/2009 11:31)
Ka izay no tsy mahavanona ny firenentsika,samy MITSINJO NY AO AMPAOSINY na NY AO ANKIBONY na ny mahantra na ny manana ,na ny vahoaka na ny mpitondra isany=TSY MANDEHA NY FIRENENA.
5. Noue ( 15/04/2009 13:31)
nefa aloha zao dia mijaly ny vahoaka eee ! ny mpiasam-panjakana zao hono tsisy karama, ny Tiko nodarohana indray, ny tantsaha tsy faly fa terena hivarotra ny variny mora be loatra, ny vary, menaka sns nangalarin'ny ekipan'tgv aloha tsy maintsy tazominy satria inona no ho hanin'ireo polisy , miaramila sns??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0388