fisaorana

1. mibalika ( 30/12/2009 09:13)
misaotra ny mpiandraikitra nanala ilay hafatra fitadiavana sarin-jazavavy,
misy olona tena olon-dia ,eran-tany ny devoly ny any BANGKOK aza efa tsy hita izay hilazana azy...
novalian'i Papoose ny 30/12/2009 19:29
2. fahamarinana ( 30/12/2009 09:19)
:arrow: Izay isika Olombelona e,misy fahasamihafany,smihafa firaihen-kevitra,samihafa tanjona : ao ny tsara ,ao ny ratsy ,ao ny lafatra fa ny fitambaran'ireo ilay maha-fiaraha-monina antsika !
Misaotra ny mpandrindra koa tonga dia nanala malaky dia malaky !Na izany aza mbola hisy hatrany ny manky visy ,tsy ho voafetran'ny saintsika maniry filaminana sy fahamarinana !Tsy atao maha-kivy akory ! :) (l)
3. Papoose ( 30/12/2009 19:29)
bangkok :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.158