Mbola ho ela.....................
1. mibalika
(
03/04/2009 16:08)
miarahaba,
rehefa mamaky ny soratry ny sasany aho na eto na sites hafa,ny zavatra hitako d mbola ho ela vao hivaotra,firy volana izay no nisian'io ady io,raha mbamisy manome hevitra d ny tena mahafaly ny sasany d ny mandrangitra,tsy vitan'izanyny fanambanina sy ny opa isankarazany,ahoana no handrosoantsika am fankahalana?malahelo aho mijery ny taniko voazarazara am fankahalana,raha mba misaina kely monja mifanotany tena hoe :inona no tena afaka atao????????????????manatena ny firaisankina hanohitra ny tsy mety !!!!ho nofy fotsiny v izany?aza mitsara mba tsy ho tsaraina hoy ny fiteny,

novalian'i locl ny 03/04/2009 19:27
2. Oay
(
03/04/2009 16:39)
Marina mihintsy fa mibalika ny masoandro raha toa ka mba tonga saina ny Malagasy ka mifanome tanana mba hilaminan'ny tany an! saingy indrisy mantsy fa na efa misokatra izao aza ny varavarana manasa ny sasany handaray toerana hiaraka hitady hevitra hanatsarana ny fomba fitondrana fanjakana eto Madagsikara d ny sasany tsy mety mihaino fa d hoe aleo rangah eny anarabe ihany no hifampitady fa izay maty sy maratra eo d adalany an!
Momba ny hoe aza mitsara mba tsy hotsaraina d ny fandraisako anazy d tsy misy afaka hitsara olona anankiray isika @ fidirany na tsy fidirany @ fanjakan'ny lanitra satria an'Andriamanitra ny fitsarana izay miditra na tsy miditra ao aminy.
Fa kosa raha tratrantsika ambody omby ilay olona fa nangalatra d azontsika atao ny manameloka anazy @ halatra nataony!

3. andrywui
(
03/04/2009 16:39)
momba an'i mobaliaka aloh amzay !!! ary tsa hanao koa , fa ho hendry
4. locl
(
03/04/2009 19:27)
Tsy hoe malaina ny olona hifandray tanana fa ry zareo amin'izao no manao izay tsy hisian'izany satria matahotra, de plus tsy dia misy vahoaka tena miady ange eo e! Jereo fotsiny ireo mpomba TGV fa olona tsy azo lazainy hoe biby fa espèce manakaiky aminy. Tsy azo lazaina hoe vahoaka akory