mampalahelo...............
1. mibalika
(
23/03/2009 15:57)
Aleo tezitra zay ho tezitra, averiko ihany mbola lavitra ny lalan'ny gasy , mbola ho ela vao ho tafita ,eto ary soratra no atao,samy maneho zay ao antsainy sy am-po;inona no hain'nny sasany atao dia ny migafy ,aiza ny DEMOKRASIA vazavzainareo e,ny saina samy manana ka aoka hifanaja!!!!
novalian'i mibalika ny 25/03/2009 10:27
2. xxx
(
23/03/2009 16:07)
tsy DEMOKRASIA ny fanonganam-panjakana ka aleo haverina ny tena DEMOKRASIA!
3. Mirananirina
(
23/03/2009 16:29)
Raha tsy misy ny gafy sy ny herisetra tsy azo ny toerana ,koa inona moa.
Mbola tsy mahatsapa ihany ny tgviste
Mbola tsy mahatsapa ihany ny tgviste
4. andrywui
(
23/03/2009 16:34)
Marina mitsy hoa ry mibaliaka !! efa Fanjakana efa hita fa mitsangana zao de mbola harodana ndray e!! tsy maty voalavo ankibo mitsy reto TIM reto fa de mitady fomba mamohehotra lava zao !!! rehefa ny tgv alo no eo de tsy afaka eo zany satria cny herim-bahoaka bobaka no nampiditra azy sy nametraka azy teo de mba makà alo toerana fa aza minainaina fa afaka mandat iray ndray mifankahita ee!!! ny sasanay mandat 1 sy sasany tsy hita ze voka ny fa mbola takiana hiverina ndray ve ??? ka ny olona vao manomboka d'efa hikoretahana hiala sahady !!! fa kilalao ve izy ty e!!!
:evil: :evil: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:

5. pikatti
(
23/03/2009 16:43)
tgv ve leity no nanomboka nanao ankilabao ny firenene a ary ampidiro ao an-dohan'elah tsara izany ,tsy fanjakana zany fa sarim-panjakana na iR8 tsy nanery olona nanao sonia izany aza
6. xxx
(
23/03/2009 16:44)
mahatatesa lesy a! nanao élisany tsy nahalala kilalao ka zao vao hoe kilalao ve izy ty!!tsy maintsy mirodana io zay no tanjona zao!!
7. Mirananirina
(
23/03/2009 16:50)
Tena kilalao marina izy ity e,police -voleur e,raosijamba,raboka.
Tena zaza marina ny mpitondra,tsy matotra,tsy misy expérience

8. andrywui
(
23/03/2009 16:51)
ha ha ha ha !!! ataovy ary kou !! mividiana alou kilaoty vy hanaovana rehefa ho eny am 13mei!! hi hi hi hi !!!
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
9. zoozoo
(
23/03/2009 17:20)
fanontaniana:
:arrow: inona kay no mba zavatra vitan'TGV atramizay naha-maire ny tana azy zay atreto :?:

10. andrywui
(
23/03/2009 17:24)
hoy zoozoo :
tsy hitanlah angah ry lety io zavabitany ngoda be io sa mitsetsina ve elah e !! FANJAKANA MIHITSY NO AZO SADY TENA NY FARATAMPONY !!! :-D :-D :-D :-D =D> =D> =D> =D> :-D :-D :-D :-D
fanontaniana:
inona kay no mba zavatra vitan'TGV atramizay naha-maire ny tana azy zay atreto
tsy hitanlah angah ry lety io zavabitany ngoda be io sa mitsetsina ve elah e !! FANJAKANA MIHITSY NO AZO SADY TENA NY FARATAMPONY !!! :-D :-D :-D :-D =D> =D> =D> =D> :-D :-D :-D :-D
11. zoozoo
(
23/03/2009 17:59)
mbola ikodia oazy eny ambony eny io fa aza taitra elah
:!:
ny zavatra ita mba we ntsangana nataon'lery hatram-taona 2008 lesy no tiko ho fantatra an!ok

12. Andribe
(
23/03/2009 19:16)
ARY LASA FOMBA GASY NGA LE MIKODIA AVY ENY AMBONY ENY KLE =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. taralila09
(
24/03/2009 07:42)
HO TONGA NY 29 MARSA 2009.
RODOBE ANGAREDON'NY VAHOAKA MALAGASY TIA TANINDRAZANA
62 taona izao ny MDRM … … 114 taona ny MENALAMBA tao Andrefan’Ankaratra.
Dia io indray I LAFRANTSA fa manao ny ataony mampanangatra ny PADESM AREMA sy ny Gasy Vazaha an-Taratasy tarihan'ny Taranak'i Galliéni Vaovao (TGV):
• MANDORO SY MAMOTIKA ny ASA vitan'ny Vahoaka Malagasy tato anatin'ny 49 taona nahazoana ny Fahaleovantena.
• MANDRAVA ny FOTODRAFITRASA FAMPANDROSOANA voajoron'ny Malagasy taona vitsy fotsiny taorinan-dRatsiraka.
Tsisy henatra sy tahotra intsony amin'izao efa taonjaton'ny fanatontoloana (mondialisation) izao ary eo imason'ny diplomatin'izao tontolo izao noMANONGAM-PANJAKANA ary MANDROMBAKA FAHEFANA @ hery mitam-basy hatreny Antanimena ka hatreny @ CAPSAT.
Tsy misy hankato izay fanjakan'i Baroa baribarianina mpandrombaka fanjakana @ "demokrasia" sandoka, hanindry sy hamono antsika eto.
Tsy misy Malagasy manaiky hiforitra eto mandritra izany 24 volana izany ary na 1 volana akory aza.
Tsy misy Malagasy manaiky an'I MADAGASIKARA TANINDRAZANA MALALANTSIKA hiverina hobaboin'i Lafrantsa intsony.
Ny 29 marsa: Andron'ny tanindrazana
Tsy izay Vazaha an-Taratasy, Taranak'i Gallieni Vaovao (TGV) no hisoloky ny tanindrazantsika eto.
Sanatria!!! Fihantsiana mihatra @ hambompontsika MALAGASY tsy mihoatra an'izany.

NO ANDROAHANTSIKA AN'I BAROA MPANDROMBAKA FANJAKANA HIALA TEO
Ka inona no hatao ??
Samia miteny. Samia maneho. Asaivo miteny daholo ny mpiray tanàna, ny mpiara-miasa, ny mpiara-mianatra, ny mpiray taxibe, ny mpiray kazerina, ny mpiara-mody, isika rehetra rehetra.
Manorata. Ampiteneno ny taratasy, ny gazety, ny radio, ny rindrina, ny akanjo …
Mifamoria. Henoy, raiso ny toromarika. Ity no toromarika voalohany.
Esorintsika teo ny mpanao Fanjakan'I Baroa.
Demokrasia Tàn-dalàna Tsisy Raorao ny antsika.

14. mibalika
(
25/03/2009 10:27)
miarahaba,
sao diamisy maka ny hevitro avadika ho zavatra hafa,izaho tsy pro tgv ,ny mampalahelo ahy d ny soratra nataoko :politika sy finoana d somparan'ireo zay narary tam teny nataoko,
izaho tsy mila boky mena,erisetra sns.................
vive la democratie