hitanareo ve debat france24 omaly?
1. mibalika
(
28/03/2009 12:19)
miarahaba,
mba hitanareo ve ny debat tao am france24 omaly "debat sur mada avec reportage sns....mampalahelo ny toetsaina gasy sasany,seza fotsiny ihany ,mbola averiko eto fa zaho tsy momba an'izay tsy nety nataondRa8 fa kosa mankasitraka be reo zavatra vitany ary mba nigrevy koa raha toa ka aradrariny no nanaovana azy fa TENA MANAMELOKA ny COUP d'ETAT!misaotra ary mankahery ny mpitaky ny demokrasia!
VIVE MADAGASCAR TIA FANDROSOANA

répondu par xxx le 28/03/2009 17:24
4. mmmhh
(
28/03/2009 13:36)
Ady hevitra io e , samy manana ny azy, tsy voatery hitovy hevitra daholo ny olona, izay no fomba fijerin-dry zareo de zay zany.
Revy samy manana ny azy e ......
Revy samy manana ny azy e ......
5. mibalika
(
28/03/2009 14:01)
marina ny anao ,samy manana ny heviny ,ny indrisy d fohy loatra ilay fotoana nisy izany fa ny reportage d mazava,d maneho fisaorana an' Mme VONY(juriste)
6. mibalika
(
28/03/2009 14:11)
tsy asiako lien eto fa tadiavo ao am google france24 ,d ho hitanao ao debat
7. andrywui
(
28/03/2009 16:09)
goaka aby ny olona !! hi! hi! hi! hi! goaka aby ny mpitokona !! hi! hi! hi! hi! goaka aby ny tim ! hi! hi! hi! hi! hi! hi! goaka aby ny ankabetsahany hi !hi! hi! hi! hi! hi! goaka aby ny mafy loha hi !hi!hi! hi! hi! hi!
9. KALACK
(
28/03/2009 16:26)
Na ts t hiomeh az ah las mihomeh b mahit anty wuiwui lanaky n hehy ato