Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
18/07/2007 23:53)
tsy vaky hono fa mitritra
dia tresaka be ny antokon'ingahy ...., prezda nefa tsy hanisy pattex fa avlany hibananaka, hmm mety ka, izany marina no mpitery ronono andro ririnina marina!:-D:-D...
tohiny
Floffy
(
18/07/2007 22:59)
Zà ko namana vaovao
Le Zà ko namana vaovao wi, faly miarahaba anareo rehetra.
Faly tafiditra eto ho namanareo.
Dia azoto hamaly anarao ko ô !...
tohiny
novalian'i fen2006 ny 03/10/2007 10:56
xxx
(
18/07/2007 18:55)
Clö Mahajanga
Sao d manana vao² marina fa za toa naheno(tsaho) anio fa nodymandry ny mpanakanto Clô Mahanga ????
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 21/07/2007 22:34
xxx
(
18/07/2007 17:26)
mitapy
Ireny xxx ireny wa ohatra ny mitapy mihitsy....
tohiny
novalian'i kiadi ny 26/07/2007 16:04
kidkid
(
18/07/2007 15:17)
number 1
Mba misy manana ilay number one an`i 18.2 ve?
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i cutie ny 24/07/2007 19:36
nilo
(
18/07/2007 15:10)
milanareo za o!!!
Za r'eto midady namana,so d mba mety atao mamako ianareo,na lahy na vavy ts mfidy za fa tiko fona ref ts miaotra ny 22 ans fotsn...
tohiny
novalian'i mikau ny 09/02/2008 11:12
cmbolatiana
(
18/07/2007 11:53)
Danse sportive
Mila fanampiana aho reto a, tena mandidy ahy ny dokotera mba hanao sport ka maniry aho ny hanao danse sportive eto Tana no misy ahy. Misy afaka mba manome tél na adresse ahafahako manao izany ve?
Mi...
tohiny
novalian'i julianna ny 07/09/2007 04:25
rajust
(
18/07/2007 11:19)
programmation java
Mitady namana mahay programation java tsy manam-potoana hadehanana hamonjy formation intsony nefa tena ilana....
tohiny
novalian'i rajust ny 14/08/2007 10:42
Arija
(
18/07/2007 10:37)
RN35(Mama Sera)
Mba mitady io tononkiran'i Mahaleo Ao anatin'ny Nouvel Album Mahaleo Mama Sera 2007...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 19/07/2007 10:37
sipamola
(
18/07/2007 06:21)
Antanambao- avia- hiara hiakatra - farimbolana- efa ela-
Salama dôly e!
Tsara be le site fa tohizo hatrany , mankasitraka é.
Zao ry reto a, mba mila fanampiana avy @nareo le Joba é, mitady an'ireo tonon-kira reo za e.
Mba manao collection mantsy za de...
tohiny
novalian'i masosotsa ny 18/07/2007 10:47
tsymanadino
(
18/07/2007 06:21)
zoryan , mihevera ianao
mbao* omeo tonony
...
tohiny
novalian'i princesseN ny 19/07/2007 14:24
niryna
(
18/07/2007 05:22)
Nampanantena izy kanjo.. Satana sy demony ary devoly?
Napetrak'ity ray teo amin'ny fikorisana ity zanany lahy ka lasa izy tery ambany hitaty azy.Mandehana hoy izy fa ho tatazako ialahy,nomeny fanantenana ity zanany.Ity zaza lahy dia nino an-drainy ary fa...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/08/2007 05:45
rejodi
(
17/07/2007 18:34)
Mbola tia
Azafady indrindra izay manana ny tonon-kira hirain'i Melky hoe MBOLA TIA dia mba hanoraty raha tsy manahirana,misaotra mialoha e!raha tsy diso aho dia hiran'i Max exception izy io fa hirain'i Melky ar...
tohiny
novalian'i princesseN ny 19/07/2007 14:34
sechat
(
17/07/2007 12:54)
ndao hanokatra fiseraserana eny @ volana ??
mmmhh mety ho tsara ve ?...
tohiny
novalian'i niryna ny 20/07/2007 03:23
Kalasoakely
(
17/07/2007 09:01)
Mitady tonokira re azafady e !
Mba mangataka ny tononkiran'i :
Tsiverilaza - "entsaky henandambo"...
tohiny
novalian'i Kalasoakely ny 18/07/2007 09:24
kanota
(
17/07/2007 08:37)
Tsisy adika indray ve ry SALAKA SY RAVIMBODY(bazylou+Zazala)
Mbola eo ampitadiavana "Articles" atao "copy & paste" i Salaka sy ravimbody dia mihenahena sahala ny inona. Tsisy resaka indray angaha ve ry bazylou sy Zazala a?=))=))=))=))=)). Tsy mety mahafaty baol...
tohiny
novalian'i rahiratra ny 27/07/2007 09:44
hery
(
17/07/2007 08:12)
Fivarotan-tena... tsisy "ekskizy"
Mety ho possible ve aminareo hoe any aoriana any dia ho foana (tahaka ny fanandevozana) ny fivarotantena? Dia hisy ankalazaina isantaona amin'izay ny Tsingerintaona namongorana ny fivarotantena.
To...
tohiny
novalian'i mangidy ny 02/08/2008 20:45
bobone
(
17/07/2007 07:16)
Fanompoana an'Atra
Aretina no sakana lehibe tsy hanaovana ny asan'Atra!!! tena marina io @ sasany nefa an! amiko aloha de tokony hamantatra tsara isika hoe inona no mahatonga ny aretina?
* Misy aretina vokatry ny faho...
tohiny
novalian'i deric ny 21/07/2007 10:55
xxx
(
17/07/2007 01:30)
Taolana
http://www.grapheine.com/bombaytv/index.php?module=see&lang=fr&code=5a1ab8a8e612319de8de9a74c8bd43b9
:-D:-D:-D:-D:-D
sitlo > milay e !!!...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 31/07/2007 14:46
mandrak
(
16/07/2007 21:08)
mandry antatatra sisa no tsy aton' i Sarko
mba asivo maso kely ty filoha dizna be ty, zao kosa ve de ho ray verra tsony
http://uk.youtube.com/watch?v=KnWeTRpu67Y&mode=related&search=
http://uk.youtube.com/watch?v=KnWeTRpu67Y&mode=related&sea...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 18/07/2007 13:06
