Danse sportive

1. cmbolatiana ( 18/07/2007 11:53)
Mila fanampiana aho reto a, tena mandidy ahy ny dokotera mba hanao sport ka maniry aho ny hanao danse sportive eto Tana no misy ahy. Misy afaka mba manome tél na adresse ahafahako manao izany ve?
Misaotra mialoha izay afaka manampy.
novalian'i julianna ny 07/09/2007 04:25
2. glou ( 18/07/2007 14:01)
salut ianao,
ao @ birao ny akfm andravohangy ambony misy rehefa mercredi sy vendredi apremidi manomboka @ 6 ora hariva dia ao @ kiady amparibe misy mampianatra rock rehefa mercredi sy vendredi manomboka @ 5 hariva dia manontany koa ao @ gallerie 6 analakely ary eny @ alliance francaise andavamamba, izay mety aminao @ ireo dia mahavita be
3. princesseN ( 18/07/2007 15:24)
ie alliance française,na rary hasina analakely mety hisy ao efa hitako io akfm io fa misy ao ,ny numero alo za tsy manana e!
zay de courage enao!
4. melody ( 18/07/2007 18:20)
cmbolatiana: tsara ilay danse sportive fa afaka manao sports tsy handoavam-bola koa ange. Hitanao ireo totoatra ao antaninarenina ireo? avy eo analakely enao miakatra an-taninarenina dia avy eo indray midina, ataovy ange na dia indroa fotsiny fa tena miasa mihintsy ny fonao. Mety hoe monotone be ilay izy fa raha miheno ny mp3nao enao tena mande hoazy, andramo ange...mazotoa e!:D
5. cutie ( 18/07/2007 19:37)
melody
Efa nanandrana an'io nga njy :-D
6. ikaretsaka ( 18/07/2007 20:39)

Raha tia mandeha tongotra koa dia mety koa ity .. ilay nolazain\'ny namana teo fa ampiana tohatohabaton\'ambondrona koa ilay izy... tena hmmm
midina ny tohatoha-baton\'ambondrona dia miakatra an\'ataninarenina, mody miodikodina ao @ shoprite kely dia lasa indray, dia tonga eo an-tampon\'ambondrona dia miantsenatsena eo amin\'ilay mpivarotra eo, misotro diye ohatra koa azo atao!

dia izay parcours izay ihany no atao rehefa retour!

rehefa reradreraka indray dia mandeha avy eo @ fiangonan\'i faravohitra hatrany ambatonakanga, dia miverina ! mandeha an\'iny cite sy hotel palissandre iny!

tsy mandany vola .. kotrana tsara
7. melody ( 18/07/2007 22:34)
cutie: efa nanao an'io za izay no nahalalako hoe tena efficace ilay izy, sady tsisy vola lany

ikaretsaka: tena mety mihintsy io lazaindry io sady mbola ririnina izao d vao miasa manafana tena tsara... sady ihayn koa tsisy vola haloa:D
8. cutie ( 18/07/2007 22:36)
Mpandefa : melody [ Valio ] 19-07-2007 00:34:56
Lohateny : Re : Danse sportive
cutie: efa nanao an'io za izay no nahalalako hoe tena efficace ilay izy, sady tsisy vola lany

hay
matanjaka njy :lol:
9. cmbolatiana ( 19/07/2007 04:34)
misaotra betsara reto a, ny olana anie dia ilay fotoana mihintsy e, eo ampandrana aho no mipetraka manenjika asa aty Ivato, miala @ 6h30 maraina dia tafaverina @ 6h30 hariva fara-faha alohany, ilay akfm andravoahangy ngamba no akaiky ahy fa ndraso renseigner-ko kely dia misaotra e !
10. booboo ( 19/07/2007 07:05)
Melody, Ikaretaka > dia rehefa tonga ery an-tampon'Antaninarenina dia manohan'aina kely @ lé pizza eo ambony eo indray :-D:-D, dia rehefa hidina ndray dia tohanana kely mofo lasary eo akaikin'ny "Antso" alohan'ny hanafihana ny toha²baton'Ambondrona :-D:-D:-D:-D
11. melody ( 19/07/2007 20:43)
booboo: d rehefa vita ireo d manomboka miaka midina indray aloha, manala indray mande:-D:-D

cutie: t@ izany fotona izany natanjaka mihintsy, lazainy fam-ko fa adaladala mihintsy hono iza:-D:-D

cmbolatiana: ataovy izay fantatrao fa mety e, rehefa manao exercises na inn na inn d efa zava-dehibe, mazotoa:-*
12. cutie ( 19/07/2007 20:49)
cutie: t@ izany fotona izany natanjaka mihintsy, lazainy fam-ko fa adaladala mihintsy hono iza

:-D:-D:-D:-D:-D
13. melody ( 19/07/2007 21:23)
mbola adaladala fôna hatramin'izao akia! mihazakazaka etsy sy roa:-D:-D
14. cutie ( 19/07/2007 21:24)
za koa mihazakazaka ka :-D
nena havoana :-D
15. melody ( 19/07/2007 21:30)
ny ahy indray mihazakazaka @ fiainana=))
vazyvazy iray an-dalana fa io no mba sports ataoko, free:-D
16. cutie ( 19/07/2007 21:32)
Mpandefa : melody [ Valio ] 19-07-2007 23:30:31
Lohateny : Re : Danse sportive
ny ahy indray mihazakazaka @ fiainana

Fa ho aiza njy :-D
17. melody ( 19/07/2007 21:35)
nga tsy hitandry mande d mande ity fiainana ity, mila samborina ny opportunity nge:)
18. cutie ( 19/07/2007 21:45)
hanenjika an-jy zany za:-D
19. melody ( 19/07/2007 21:56)
ndao ary raha mahatratra ahy indry, izaho ange ka 'lightining' e
20. melody ( 19/07/2007 21:58)
lightning fa diso itsy ambony itsy lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3607