Danse sportive

21. cutie ( 19/07/2007 22:22)
maka taxi za refa tsy mahatratra:-D
22. ikaretsaka ( 19/07/2007 23:38)
cmbolatiana:

misaotra betsara reto a, ny olana anie dia ilay fotoana mihintsy e, eo ampandrana aho no mipetraka manenjika asa aty Ivato, miala @ 6h30 maraina dia tafaverina @ 6h30 hariva fara-faha alohany, ilay akfm andravoahangy ngamba no akaiky ahy fa ndraso renseigner-ko kely dia misaotra e !


vao mainka tena tsara koa! Rehefa mirava ka mpandeha taxi be dia eo Analakely no miala na eo ampefiloha... (tsy tadidiko hoe inona moa iny taxi be avy any ivato mankany iny)
manitsy ao am-patsakana @ ireo tohatoha-bato ireo dia mivoaka any Antaninarenina, midina ny tohatohabaton'Antaninarenina miakatra an'Ambondrona... migorisagorisa amin'izay hatrany Apandrana, eo Andravoahangy fivavahana ny lalana!

23. dadie ( 26/07/2007 17:45)
Mpandefa : glou [ Valio ] 18-07-2007 16:01:04
Lohateny : Re : Danse sportive
salut ianao,
ao @ birao ny akfm andravohangy ambony misy rehefa mercredi sy vendredi apremidi manomboka @ 6 ora hariva dia ao @ kiady amparibe misy mampianatra rock

itako ny akama mahay mandy rock ko ihihihihih,za dray tsy tany ampianarana no nianatra fa tonga tany an trano izy
24. julianna ( 19/08/2007 07:26)
cmbolatiana:

Mila fanampiana aho reto a, tena mandidy ahy ny dokotera mba hanao sport ka maniry aho ny hanao danse sportive eto Tana no misy ahy. Misy afaka mba manome tél na adresse ahafahako manao izany ve?
Misaotra mialoha izay afaka manampy.


Bonjour! Tsy tinao ve raha mihazakazaka fa tsy danse sportive? Sady tsy mandany vola. Za koa tery ny fotoanako fa afk alamina. Mazoto a iara-icross aminao rah mazoto ianao (ny hazakazaka koa tsy misy horaire respecter-na). Dia alamina koa ny toerana ifankahitana. Fa VALIO aingakaingan d aloha2 si possibl fa ande voyage d'étude a afk keli2. OK (julianna).


25. julianna ( 19/08/2007 07:30)
ay! d adinoko, asio num tél ra tiano mba anafaingana kokoa ny fifandraisana. ok cmbolatiana
26. cmbolatiana ( 24/08/2007 06:31)
Misaotra an'i Julianna aloha ny amin'izay kanefa tena ilay danse sportive mihintsy no tiako fa tsy mazoto aho amin'ilay cross aho marina e.Miala tsiny fa taratara vao namaly.
27. julianna ( 24/08/2007 08:07)
ts manin ka fa efa manao danse zany enao zao? ok ary e
28. julianna ( 29/08/2007 11:24)
bjr

raha ohatra hoe mahita solution amle zavatra tedavnao enao d mba teneno ana f za ko otrany intezressée ihany ry cmbolatiana a!!

zay an,

ok e
29. cmbolatiana ( 04/09/2007 11:05)
Bonjour daholo.
Tena tsy mbola manao danse mihintsy aho ry Juliana hatr@ zao a, miha-matavy ihany aho ato ko nga tsy loza e, ilay ao @ akfm andravoahangy tsy tratrako fa izaho @ 18h30 vao tonga any dia mbola tsy nanontany mihintsy aho fa aiza no misy sûr koko arye, ny ahy hoa sabotsy no tena mety amiko na tontolo andro ary afaka aho fa dia mbola miandry izay afaka manoro hevitra e.
Bye ndray e
30. julianna ( 07/09/2007 04:25)
slt ndry e
raha ohatra tavy ny resaka ry cmbolatiana dia tsy sia ampy le danse une fois par semaine a! marina e! mila mba mihetsika kely mintsy ndry; micross kely le dimanche matin ohatra dia tsy cross enjana be hoe miazakazaka b fa mcross mora f pdt une durée assez longue ohatra hoe 30 min au début; une heure n tena tsara. f za namandry raha izay.
ny momba ny danse; mbola sarotarotra kely satria mahita a (rary hasina) fa sady lafo ny écolage (par mois ts tadidk tsar ; plus de 60 000 ngamb ny danse de salon rats diso a) d deux fois la semaine; fa tena anaty heure tsy mety amindry na za aza (jours ouvrables). ka dia tsy aiko ky a; valio ihay lo afantarana ny eritrritrindry e. d bonne journée an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.356