Taolana

1. xxx ( 17/07/2007 01:30)
http://www.grapheine.com/bombaytv/index.php?module=see&lang=fr&code=5a1ab8a8e612319de8de9a74c8bd43b9
:-D:-D:-D:-D:-D
sitlo > milay e !!!
2. xxx ( 17/07/2007 07:51)
tara loatra koa i xxx zany

Mpandefa : sitlo [ Valio ] 26-06-2007 23:24:33
Lohateny : Re : Raikitra ny fitadiavana? Tsy hita njay zao i Fiffi...?
tess> misaotra http://www.grapheine.com/bombaytv/index.php?module=see&lang=fr&code=5a1ab8a8e612319de8de9a74c8bd43b9
3. simplex ( 17/07/2007 09:59)
misaotra fa zao vao hitako :)
awesome :P
4. sitlo ( 17/07/2007 12:41)
hahaha, efa elaela mihitsy aho tsy nahita an'iny :-D

http://img520.imageshack.us/img520/7301/pelakans0.jpg


5. ikaretsaka ( 17/07/2007 23:55)
tena manana sitlo ialahy ;e
6. kelly13 ( 18/07/2007 12:51)
sitlo:

hahaha, efa elaela mihitsy aho tsy nahita an'iny :-D

http://img520.imageshack.us/img520/7301/pelakans0.jpg






d nankafy zany enao??? :°):°):°)
7. mamzelkely ( 18/07/2007 13:46)
:-D:-D
8. sitlo ( 18/07/2007 13:52)
an an an, eritreritra mandalo :°)
9. dadie ( 21/07/2007 17:41)
tsra kosany iny ry stilo a,lé tery ambony fa tsy ilay asainao jerena an lol.....
10. Herimiafina ( 26/07/2007 14:47)
Taolana marina klé. Sady kely feo no tsy ampy hormona testosterôna kleaza. :-D:^):@
11. sitlo ( 30/07/2007 14:49)
12. ikaretsaka ( 30/07/2007 15:45)
ary aiza i tess e?
13. sitlo ( 30/07/2007 18:50)
mbola varina mistil miandry bus :-D
14. ikaretsaka ( 31/07/2007 14:46)
ahan! interessant!
asaivo ataony hoe:
eeeeeee Busy ityyyyyyyy e
Izaho moa ty Ho toran'eee
Toran'eeee, Tsary miala any
tsy nisatroka aho de ho toran'e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2279