Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
Mbola tia
1. rejodi
( 17/07/2007 18:34)
Azafady indrindra izay manana ny tonon-kira hirain'i Melky hoe MBOLA TIA dia mba hanoraty raha tsy manahirana,misaotra mialoha e!raha tsy diso aho dia hiran'i Max exception izy io fa hirain'i Melky araka ny heritreritro.
Répondre
répondu par
princesseN
le
19/07/2007 14:34
2. princesseN
( 19/07/2007 14:34)
zaho te hahita anao(2)
te ho any te ho any aho raha azoko atao de ho eo anilanao.........
rehefa mande le izy vo tena hay be!:wink:
Répondre
1
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1761