mandry antatatra sisa no tsy aton' i Sarko
1. mandrak
(
16/07/2007 21:08)
mba asivo maso kely ty filoha dizna be ty, zao kosa ve de ho ray verra tsony
http://uk.youtube.com/watch?v=KnWeTRpu67Y&mode=related&search=
http://uk.youtube.com/watch?v=KnWeTRpu67Y&mode=related&search=
http://uk.youtube.com/watch?v=KnWeTRpu67Y&mode=related&search=
http://uk.youtube.com/watch?v=KnWeTRpu67Y&mode=related&search=
novalian'i tsoraka ny 18/07/2007 13:06
4. Jeankely
(
17/07/2007 03:34)
Mifanaraka amin'io toetran'ny Frantsay io mihintsy no tian'ny namana arahina any Madagasikara. Avy dia azo atao ny milaza sy miteny ny zavamisy. Aza adino fa tsy sahala izany mihintsy no tokony atao satria tsy mitovy ny sehatra hiasana. Any Madagasikara tsy mitombona mihintsy ny filazana mivantana ary tsy mbola mahazaka izany ny olona. Raha ny ao Frantsa aloha dia anjaranareo ny milaza ny resaka SARKO satria President-nareo izy. Mba hisaino kosa fa tsy mbola mahatanty zavtra maro i Madagasikara ary vao mainka aza mampihemotra ilay ny sasany lasa alohabe manao fihevitra andafy nefa ny sasany mbola mieritreritra fanajana Ampanjaka, fombafomba sns.
5. yonikafopl
(
17/07/2007 20:06)
nena ndray ny remarque hitako sy mba tsy azoazoko amin'ny ataony dia ilay tsy fahalalam-pombany,mandray ny vahininy izy dia tsy mba mipetraka amin'ny fomba mihaja fa milingilingy mampiakatra tongotra eo amin'ny lohaliny dia milalao kiraro. Ny faharoa dia iny palitahony iny tsy mba idiany ny bokotra toy ny olona mihaja rehetra, zao efa mba manidy izy fa nisy niteny angamba.
6. kanota
(
18/07/2007 06:05)
Olona mihaja tsy ampy fahalalana koa angaha tsy endrika ivelany fotsiny e.
