fanambadiana mixte

1. xxx ( 14/07/2007 13:19)
:arrow:salama daolo,marina fa arakin'ny droit a zao fotoana ramisy sipa manabady vazà ka misaraka dia tsy maintsy mody any dago ilay sipa fa tsy mahajo mijanona any frantsa itsony,sa tsy marina izany,satria hoe etrange dia tsy maintsy mody ravao misaraka:idea:
novalian'i xxx ny 12/08/2007 14:41
2. kelly13 ( 15/07/2007 10:29)
3. ravakamalala ( 15/07/2007 12:44)
arakarakin ny statut ny ihany io ka! raha toa izy ka manana visa ahafahany mijanona eto (na etudiant, na vie privée et familiale, ....) dia afaka mijanona izy fa tsy miankina amin ny divorce ka!

fa na izany aza teneno ihany ilay sipa tsy hisaraka fa ratsy izany misaraka izany indrindra raha efa vita mariazy tany ampiangonana! :°) aza adino io hafatra io an! :°)
4. xxx ( 15/07/2007 15:20)
ravakamalala:

arakarakin ny statut ny ihany io ka! raha toa izy ka manana visa ahafahany mijanona eto (na etudiant, na vie privée et familiale, ....) dia afaka mijanona izy fa tsy miankina amin ny divorce ka!

fa na izany aza teneno ihany ilay sipa tsy hisaraka fa ratsy izatany :-Dampiangonany misaraka izany indrindra raha efa vita mariazy na! :°) aza adino io hafatra io an! :°)

:-Pmisaotra anao ravaka fa tsy niteraka zareo ary tsy tany am-piangonana,havako izy io ary mapalaelo ho lazaiko azy io fa mataotra izy ratsy maintsy mody hono fa tsy fantany ny lalana vaovao,izaho ko tsy haiko,satria mety hihomehezan'olona ra izay no miseho,(l)
5. ds ( 16/07/2007 23:20)
Karatra roa no mety azon'ny vahiny manambady teratany frantsay.
1) latsaky ny telo taona nivadiana :
carte de séjour temporaire "vie privée et familiale". Havaozina isan-taona ka raha misaraka, dia mety tsy hahazo an'io intsony. (CESEDA L. 313-11 4°). Raha tsy hoe mahery setra am-panambadiana ilay vady. (CESEDA L. 313-12°).

2) mihoatra ny 3 taona nivadiana :
(CESEDA L. 314-9 3°)
afaka mangataka carte de résident. Havaozina isaky ny 10 taona. Raha misaraka alohan'ny fahadimy taona nivadiana, dia mety esorina ilay karatra. Raha tsy hoe maty ilay vady na mahery setra am-panambadiana. (CESEDA L. 314-5-1).

Fehiny :
- Rehefa misy zaza teraka, dia sarotsarotra kokoa ny mandroaka vahiny.
- Raha mahery setra (mamono sns) ny vady, dia azo atao ny misaraka aminy ary tsy misy atahorana ny momba ny taratasy rehetra. Ataovy matanjaka fotsiny ny dosie :-)
6. xxx ( 12/08/2007 14:41)
io na 1 taaona nivadiana za ka manana asa ianao tsy olana izany fa ialào rehefa tsy tiana intsony e!!!! tss fa nahoana reh no hisy fetrany ny fanambadiana e!!! maninona raha atao cdd hihihi fa io cdi io anie mmhhh sarotra ialàna e! hihihi, mazotoa e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1514