Aza mitsara fa mbola ho tsaraina!!!

1. bosista ( 19/07/2007 16:47)
manaona daoly,
malaza be manko io teny io eto,we aza mitsaratsara...aza mitsara fa mbola ho tsaraina..ka
azafady indrindra raha toa ka mametraka ity fanontaniana ity aho hoe inn marina moa no tian'ny Tompo holazaina amin'io? moa ve mba manaraka izay tiany hambara isika sa isakin'ny misy resaka tsy azoazo de atao fitaovana io teny io sa...?, nefa na dia amin-tsika kristianina misy iany koa disadisa izay tsy vitan-tsika samy isika raha tsy mandeha miakatra any amin'ny fitsarana ilay izy ary betsaka izany no miseho(eny fa na disadisa ara-piangonana aza), eny fa na dia ny prokirera na filohan'ny tribonaly kosa aza mino aho fa kristianina izy, de hatraiza zany no fetran'io teny io sa koa tsy azo ferana ny tenin'ny Tompo? de misaotra mialoha amin'ny fahendren-tsika mamaly,
2. ikaretsaka ( 19/07/2007 17:05)
ny fahazoako an'io dia hoe aza tonga dia mamaritra fahatany olona na biby na fijery sns...
ho toy izao raha tsy efa hitanao aby ny antony mahatonga azy ho toy iny! dia io antony io koa anefa mbola iadiana hevitra!


Raha miteny aho hoe misy an'izao sy zao ity... dia tokony hanaraka ny satria!

Ohatranao nianatra ihany io e... tsarain'ny mpampianatra ianao, dia misy antony ny itsarany anao: ny zavatra nataonao sy nosoratanao, dia manome antony izy hoe tsy izany fa izao..no nahatonga ny valim-panadinanao ohatran'izao!dia afaka mi contester ianao
Dia raha tonga saina aby rehefa avy eo hoe nisy an'izao tokoa amin'iny dia mifanitsy eo dia samy tsy manao intsony!
3. diamondra27 ( 19/07/2007 17:16)
ny ahy koa tahaka izany , tsy tokony hiteny olona 1 we: tahaka izao sy ao le olona, tsy hainao akory ny manjo azy sy antony mahatonga le olona hanao le fihetsika tonga de we zao sy zao

Misy kosa anefa we: j'ai constaté ça et ça, de hafa koa iny.

Ny SM tsy tokony atao fitaovana iarovana ny tenanao na intérêt-nao perso mihintsy fa lasa tsy Atra no mampiasa anao fa ny devoly. Ireny Xna manao fanatika ireny mihintsy no mampihemotra ny tsy Xna satria ny tsy mpino de ze fihetsika ivelany ihany aloha no itsarany anao.

ny tohiny de we: mbola hotsaraina koa ianao....
4. ikaretsaka ( 19/07/2007 17:25)
fa izako koa anefa... ny zavatra nataonao no itsarana anao.. na iza na iza no mitsara anao!
dia iny koa ny zavatra ataony no itsarana azy na iza na iza no mitsara azy..
dia mandeha dia mandeha ihany

Ny SM tsy tokony atao fitaovana iarovana ny tenanao na intérêt-nao perso mihintsy fa lasa tsy Atra no mampiasa anao fa ny devoly. Ireny Xna manao fanatika ireny mihintsy no mampihemotra ny tsy Xna satria ny tsy mpino de ze fihetsika ivelany ihany aloha no itsarany anao.

miombon-kevitra amin'i diams:wink:
5. lapino ( 19/07/2007 17:35)
Dia raikitra sahady ary ny an-kitsaratsara ! :°):°)
Ooops, so de za koa ? :roll::oops::wink:

fa tsy efa bis ve sa ter ity size ity e ?
6. diamondra27 ( 19/07/2007 18:12)
Fa iza no hotsaraina izao?
7. boubounezy ( 19/07/2007 20:22)
[quote=diamondra27]
ny ahy koa tahaka izany , tsy tokony hiteny olona 1 we: tahaka izao sy ao le olona, tsy hainao akory ny manjo azy sy antony mahatonga le olona hanao le fihetsika tonga de we zao sy zao

Misy kosa anefa we: j'ai constaté ça et ça, de hafa koa iny.

Ny SM tsy tokony atao fitaovana iarovana ny tenanao na intérêt-nao perso mihintsy fa lasa tsy Atra no mampiasa anao fa ny devoly. Ireny Xna manao fanatika ireny mihintsy no mampihemotra ny tsy Xna satria ny tsy mpino de ze fihetsika ivelany ihany aloha no itsarany anao.

ny tohiny de we: mbola hotsaraina koa ianao....


bravo!! diam27=D=D=D=D:-*

8. niryna ( 20/07/2007 03:52)
diamondra,boubonezy>=D
9. niryna ( 20/07/2007 04:59)
Koa amin'izany na inona na inona tianareo hataon'ny olona aminareo,dai mba ataovy aminy kosa tahaka izany Mat 7:12:D
10. ikaretsaka ( 20/07/2007 05:36)
Koa amin'izany na inona na inona tianareo hataon'ny olona aminareo,dai mba ataovy aminy kosa tahaka izany Mat 7:12


izany tokoa moa? mba tsetsatsetra ny ahy fa mba efa ela ihany , ary mba tiako ho hita be mihitsy izany hoe arguments convaicants arosonao , moa raha tsisy dia mba niandry ny fiekena sy ny fandinihin-tena ataon'i niryna @ ireny hevitra tsy mitovy hifanakalozantsika ireny, ka avy eo tsy hainao intsony ny mamaly azy! fa iavonavonanao sy odianao fanina!

Nataoko sy narosoko taminao ny arguments bedebe, sy ny ny hoe eto misy diso na ahitsio na ilaina fantarina aloha izao alohan'ny hitenenana momba izao satria izao no antony ... tsy izaho irery fa betsaka ny namana nanao izany ho anao tato!

Mba nanatena fahatsapan-tena zahay , na sitrany ahay mba nanatena anao handroso ny arguments convaicants anao hanamarinanao ireo zavatra sy hevitra arosonao ka disoiko/nay sy ahitsiko/nay na hitondrako fanamarinana sy fanampim-panazavana ataon'ny namana toy izany koa, mba hahafahanay mandinin-tena amin'ny mampitombona na tsia ilay nolazainao tany amboalohany nefa ianao mitokona indraindray:cry:

Izany no mampanontany anahy hoe .. io teneninao io tokoa ve?

"mba tianay hataonao aminay izany... dia izay no nanaovanay azy taminao..."

tsy manenjika izany sanatria , fa manao fanamarihana
11. ari.malala ( 20/07/2007 06:34)
matetika refa tsy te hovoatohintohina @ tsy mety ataony ny olona iray dia io "aza mitsara mba tsy hotsaraina" io arosony mba tsy itenenanana azy...
12. rush ( 20/07/2007 07:40)
ny ahy indray ny fahitako azy dia izao e!mbola tena sarotra @ olona sasantsasany ny fanekena ny fahamarinana!hany ka raha manintsy an'ireny olona ireny ianao dia avy dia raisiny zava-dratsy ka hilazany fa hoe mitsara hono!tsy mora anié rankizy ity fiainana ity e!betsaka ny sarotra hatoro e!aza raisina foana koa hoe fitsarana rehefa mba hatoro sy hahitsy e!
13. Mandefitra ( 20/07/2007 08:00)
Ka fisaka le marina tsinn ko ... sa hoe tsy misy marina izy rehetra.
14. marozevo ( 20/07/2007 08:28)
Raha miala any Antsirabe ohatra isika rehetra, mikasa ho any Tanà, nefa mandalo an'Ambositra, moa tsy diso làlana ve izany ? Ka raha miteny aho hoe "diso ny làlana fa tsy aty no izy", dia mitsara ve aho izany ?

Izay ihany aloha anio... misy hodinihina.
15. ikaretsaka ( 20/07/2007 11:49)
ari.malala:

matetika refa tsy te hovoatohintohina @ tsy mety ataony ny olona iray dia io "aza mitsara mba tsy hotsaraina" io no mody arosony mba tsy itenenanana azy...

ie.. za koa mba nahamarika an'io

16. ordinera ( 21/07/2007 19:16)
ka le SM ve mandrara tanteraka ny fitsarana sa ahoana? le andininy anefa tsy milaza cas exptionel mihintsy fa de hoe aza mitsara fa mbola hotsaraina? ngah misy ny tsy hotsaraina?
17. ikaretsaka ( 22/07/2007 12:02)
Raha ao amin'ny Baiboly.. I Paoly manome ny heviny momba an'i Piera, i Piera manome ny heviny momba an'i Paoly...
misy hevitra itovizany hevitra, misy hevitra tena tsy itovizany mihitsy..
dia mifampitsara vfe izy?
18. ari.malala ( 23/07/2007 06:30)
hoan'i ordinera, ilay ohatr'i Jesoa hoe jereo aloha ny vatankazo eo @ masonao vao hahita ny ahitra eo @ mason'ny namanao ianao no hamaliako anao. (Miala tsiny fa tsy mahay toko sy andininy par kera le havanao :oops::-D)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0614