Bonanif kitjo

1. ari.malala ( 25/07/2007 07:45)
d mirary soa e! ary mba nankaiza marina moa izy zay e!
novalian'i rvoulah ny 29/07/2007 08:05
2. fasaly ( 25/07/2007 09:44)
na mety tsy tafandalo ary i kitjo de bonanif kounkou zany de biz be!:-*
3. sasa ( 25/07/2007 10:25)
bon annif i kitjo d mirary soa hatrany:-*:-*
ari.malala toa any am partie sud any izy no miasa raha tsy diso za d tsy misy connexion any aminy.
4. sitlo ( 25/07/2007 10:50)
:-* am rivotra :-D
5. vale ( 25/07/2007 10:51)
Kitjo:(l) Bonanif kia a! :-*:-*:-*
6. mamzelkely ( 25/07/2007 12:43)
na ts de mandalo eto aza izy de bonannif fôna aki ktjo aa :-*:-*:-*:-*
7. fijo ( 25/07/2007 19:40)
mbola sahirana be izy izao,fa ampitaiko any ny hafatra e
8. ikalamako ( 25/07/2007 20:41)
hay bonanif-n'i kitjo kotoany anjoany kty ! ampiarahina amin'ny tsiokatimo zany ity (l) sy ity:-* koh.
=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D arahabaina zany e :-*
9. benaly ( 26/07/2007 09:40)
Bonne annif kitjo :@
10. sympa ( 26/07/2007 11:30)
Mieux vaux tard que jamais hein! Bonanif kitjo ;-)
11. dadie ( 26/07/2007 18:27)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau1.gif[/IMG]
12. Samoana ( 27/07/2007 13:44)
Mirary sou r'ikalasoa a:-*
13. fasaly ( 27/07/2007 14:14)
fijo:

mbola sahirana be izy izao,fa ampitaiko any ny hafatra e

dain migeste njay fijo an:-D niaoana taminy ngah androky??????


14. fijo ( 27/07/2007 19:50)
tsy nihaona izahay fa nifampiantso matetika ka.saika hoany aho fa toa tsy nilamina ny tany atsimo de tsy nankany indray.
nikarakara fifaninanana kanety be izy tany fa za tsy lasa tany
15. Papoose ( 27/07/2007 23:31)
fijo a!mba lazao anga izy hoe mba tongava kely hoe ato @serasera fa misy cadeau be de be ato!de aia tenenina hoe bonaniversera dinika le izy aa!!
kia kitjo, bonaniversera ary iiii/ de ovy firy moa zany zao ro tokony atao ambony gatao mamy hotsofina?:D
16. princesseN ( 28/07/2007 08:22)
bisous be mintsiny kitjo!:*:P:Pdde mirary soa indrindra e!
17. rvoulah ( 29/07/2007 08:05)
bon anni v kitjo , mino ahako fa azondroky le sms ko tam 25.
Ho an'izay tsy mahalala , any Isalo kitjo amin'izao fotoana, somary sarotra ny connexion ka izay no tsy maha eto azy matetika. Manome vaovao matetika ao am blaogy.org izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2847