stage

1. zanita ( 24/07/2007 15:46)
Mba mitady stage any andafy ry reto na la réunion fotsiny na zay pays francophone sy germanophone @ domaine hotellerie ny toerana afaka mampanao stage mitsy no tena tadiaviko raha tsy zany zahay tsy omena diplome manao DEA en tourisme aty Ankatso manko zahay merci mba ampio re ah!!!
novalian'i RyAnona ny 03/09/2007 08:17
2. xxx ( 25/07/2007 07:57)
manaova recherche amin aterineto
3. agoago ( 25/07/2007 08:00)
Hotel hanaovana stage ve no tadiavinao?tsy mety angaha raha eto an-toerana ianao aloha no mitady izao.Dia rehefa miasa ianao vao mitady stage any amin'izany pays teneninao izany?
4. tilah ( 02/08/2007 09:55)
Marina ny hevitrao ry agoago! Zay ahitana asa eto dago aloha atao fa rehefa miasa ianao, ao ndray mitady contact @ mpifanerasera aminao. Mazotoa de bonne chance e!
5. LazaDaddy ( 03/08/2007 00:06)
Raha manao DEA izany tokony efa mba misy "specialisation" fa tsy "vague" be hoe "hotellerie" sy "tourisme". Sady misaraka koa ny "hotellerie" sy "tourisme" any an-dafy raha tsy diso aho.

Oniversite mampianatra tourisme na hotellerie ireny jerena fa misy "rohy" mankany @ orin'asa matetika. Faritanao mazava hoe inona ilay "specialisation" dia ho vitsy ny mpifaninana aminao.
Mahereza!


6. RyAnona ( 03/09/2007 08:17)
Sarotra tokoa ny mahita toerana hanaovana stage @ izao fotsiny: fa raha ohatra ka tianao ity hevitro ity dia any Sainte-Marie (oh: Hotel SOANAMBO azonao atao ny mandefa ny demande-nao ao Antanarivo fa ao ny foibeny ary io hotely io manana hotely maro be eran'ny Madagasikara ary koa tena misy fifandraisany hatrany Amerika, Espagne, Frantsa,...) na Nosy-be Hellville aloha alefa ny CV fa ireo no mampifangaro ny Hotellerie sy ny Tourisme satria ny any ivelany tena samy hafa mihitsy ary tsy misy hifandraisany akory ireo zavatra 2 ireo @ fianarana sy ny zavatra takiany.
Dia mirary bonne chance ary aloha fa hevitra atsipy ny ahy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3016