mapalaélo bé zâ

1. lexi102 ( 24/07/2007 19:53)
Mba mangataka fitivana ré ry zaréo. Mba mitady sipa fa dé ory fitivana mitsy zâ. Izaho tsy mba sarotiny fa tovovavy éo am'1,60m,mitovytovy am'shakira na beyoncé mba tadiaviko. D m'saotra namaky ary mananténa naréo amaly betsaka.Envoyez 2 photos, paske 1, on sait que c'est de la triche.......lol..........;-)
2. fasaly ( 24/07/2007 20:02)
antanio an'i sitlo fa g m'appel shakira1:-P:-D:-D:-Dalefaso klou ny sarinao de ho hita eo :-D:-D:-D:-D
3. Stretch ( 25/07/2007 05:53)
inn ndray ary ty resaka ty , de gasy ve zany le tadavina , sa amerika ko ?:-D
4. Mimhie ( 25/07/2007 06:06)
ianao aza tsy mpikambana akory koa ahita namana ve? midira mpikambana aloha dia hahazo namana be dia be ianao:lol:
5. sitlo ( 25/07/2007 06:11)
Io ndray ry sakira sy stretch, ny fatra mpifidy ny manganana ihany no sendra ny mangidy tsy telina ah. Mampalelo be marina i lexi102. :-D

Raha ny hevitro aloha no anontaniana dia aza arona amin'ny bika aman'endrika loatra e. Ny tiako tenenina izany hoe: aza dia manao ohatra an'ahy. :-D
6. kelly13 ( 25/07/2007 07:45)
fa nenao iza? pamela? :°)
7. ari.malala ( 25/07/2007 07:47)
:-D:-D:-D ary Tony Braxton nga ts mba lany:-D:-D:-D:-D
8. fasaly ( 25/07/2007 09:45)
Mimhie:

ianao aza tsy mpikambana akory koa ahita namana ve? midira mpikambana aloha dia hahazo namana be dia be ianao:lol:


matoa izy manana ps mametraka dinik ato rotany defa mpikambana zay an!:-P;-):-D


9. fasaly ( 25/07/2007 09:47)
sitlo:

Io ndray ry sakira sy stretch, ny fatra mpifidy ny manganana ihany no sendra ny mangidy tsy telina ah. Mampalelo be marina i lexi102. :-D

Raha ny hevitro aloha no anontaniana dia aza arona amin'ny bika aman'endrika loatra e. Ny tiako tenenina izany hoe: aza dia manao ohatra an'ahy. :-D

zà tsy mangana kounnn!:? fa miandry sarin'i lxi102 sôdé mbo manana chance ihany:^):-D

10. fasaly ( 25/07/2007 09:47)
ari.malala:

:-D:-D:-D ary Tony Braxton nga ts mba lany:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D


11. rhina ( 25/07/2007 10:14)
ao r zalah mis bdb a tonga d mresa fa maazo ao fona lisany zay d mazotoa fa zay efa mananana:twisted:
12. xxx ( 25/07/2007 10:48)
sady taviny no volony no sofiny daholo le ao...:°)
13. xxx ( 25/07/2007 10:51)
tongava eny @ ...anjely fotsy
14. ari.malala ( 25/07/2007 11:28)
xxx:

sady taviny no volony no sofiny daholo le ao...:°)



:-D:-D:-D:-D

fasaly, manin njay aza za no memezanjiko! za anie mbô manontany ra lany Tony Braxton e! =))=))=))=))
15. mamzelkely ( 25/07/2007 12:52)
ary jessica zany ts lany ko ko :°):-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2611