Akon

1. sitlo ( 25/07/2007 04:09)
Ahoana ny eritreritrareo tamin'iny zava-nitranga iny?
Izaho manokana aloha lasa ohatra ny tsy tia izany eh. Eny e, efa tsy dia tia aho taloha. Tamin'ilay "I wanna love you" niaraka tamin'i Snoop Dogg iny dia efa somary tsy tiako. Fa nisy an'iny koa vao maika :x

Fa hirany miala tsiny tamin'ilay izy tena mambambo fo be kle :-D. Tena mahay mihira nedala. http://www.myspace.com/akon
novalian'i cute ny 28/07/2007 01:25
2. sitlo ( 25/07/2007 04:13)
oups, ho an'izay tsy naharaka dia ity ilay zava-nitranga http://www.rapspace.tv/member/kman/blog-entry/akon-trindad-controversy-caught-on-tape
3. fasaly ( 25/07/2007 05:19)
:x:x:x:xrefa akon de we mambabo fo fa refa i ry k...de we tandimerina:?:?:?

fa tiko klou akon na izany aza e!....:-P
fa in no nitranga mou tantarao eto fa ny ahy tsy mahasokatra anreny jereo eto reny:^)
4. sitlo ( 25/07/2007 06:14)
8O, fa angaha tsy nalaza tany aminareo iny. Nefa dia nanaovany hira manokana mihitsy. lol. tara ndray shakira :-D
5. mamzelkely ( 25/07/2007 06:25)
ts arako njay zany ry sitlo fa azavao hoe :lol::lol:
6. mamzelkely ( 25/07/2007 06:38)
ary zay vô nojereko le video sy novakiko fa ts tiko ko le Akon k ôtrany olona voan tromba zany izy ko le efa nanipy bandy avy eny ambony scene ko :? 8O
7. sitlo ( 25/07/2007 06:41)
kay hatrany amin'i jessica kay :-D,
raha izany indray izany dia mety tsy misy maharaka ilay vaovao fa aleo ilay hira vao malaza be no ankafizina tsotsotra. Jereo ao amin'ny myspaceny :-P
8. kelly13 ( 25/07/2007 07:48)
mba azavao mou ry b patalou fa tsy arako le resaka a :°) (be patalou#bermuda, hahaha)
9. kelly13 ( 25/07/2007 07:50)
nijery kely le jereo eto number 2 za fa toa nasipiny otran'ny vieille sôsety le sipa, looozzzzaaaaa, hahahaha
10. sitlo ( 25/07/2007 08:05)
hitanao fa tsy mila hazavaina?

Izao ary e,
A Trinidade, ou la bas aux antilles
A Trinidade, vivait une jeune fille... lalala :lol:

Dia niteraka resaka be io satria kay ilay sipa io tsy ampy taona. Dia na ny sonnerie Akon tamin'ny verizon (operateur mobile amerikanina) aza noesorina, youtube, CNN koa moa vao maika manampitrotraka. Hatramin'ny praiministra tany Trinidade aza nandray an-tanana. Dia ny farany dia niala tsiny lery fa hoe tokony 21 taona vao nahazo niditra. Dia namorona hira vaovao:
raisiko ho ahy ny hadisoana,
tsy haiko intsony fa hoe nahoana... lalala

Dia malaza be mihitsy ilay hira. voalohany mihitsy izy 3 andro lasa izay. ;-)
11. kelly13 ( 25/07/2007 08:08)
ah zay le hoe "sorry, blame me"? mazava ka! ary inn io nolazain'i jessica oe bandy natsipiny avy eny ambony scene io? ary elà nga tsy matory no efa eto sahady?
12. sitlo ( 25/07/2007 08:13)
jessica nge mahitahita eh.

L'avenir appartient à celui qui se lève tôt. :°)
13. kelly13 ( 25/07/2007 08:19)
anao zany ny avenir zao? hihihi :-P
14. sitlo ( 25/07/2007 08:23)
enga anie,

mbola tsy fantatra ny hateraky ny radem. :b,

ianao marina moa raha mitrangatranga lela ohatra an'izao amin'ny tena izy.
15. kelly13 ( 25/07/2007 08:31)
tonga d rarakivy oazy, hahahahaha
16. sitlo ( 25/07/2007 08:35)
dia tafian'i jessica lamba ka, ny adalan'ny tena mantsy tafin-damba. :°)
17. kelly13 ( 25/07/2007 08:42)
ny adalan'i jessica aza tsy vitany ka hiampy ny anahako indray v? d tatarao oa klou le we akon nanipy bandy avy eny ambony sehatra e
18. mamzelkely ( 25/07/2007 08:58)
ka ts haiko wa fa tô notory azy le bandy ko hitako tam télé ftsn zany resaka zany fa ts de norarahiko lôtra :-D:-D
19. fasaly ( 25/07/2007 09:50)
mamzelkely:

ary zay vô nojereko le video sy novakiko fa ts tiko ko le Akon k ôtrany olona voan tromba zany izy ko le efa nanipy bandy avy eny ambony scene ko :? 8O
:-D:-D:-D:-D:-D
injay ny an'i sitl fa tena tratran'i kiana be an'i mamz i akon:-D:-D
zà ndray manao hoe otran'ny be sokonendra be zany lery fa tiko ihany ny hirany na izany aza:-D:-D:-D:-D:-D


20. fasaly ( 25/07/2007 09:51)
sitlo:

8O, fa angaha tsy nalaza tany aminareo iny. Nefa dia nanaovany hira manokana mihitsy. lol. tara ndray shakira :-D

kefa we tantarao fa zà tsy de miaino radio sy tv loatra tato ho ato fa varina teto am nety...maha vendran anie ny net e!:?:-D:-D:-D:-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2544