Akon
22. sitlo
(
25/07/2007 10:49)
fasaly> mbola actualité be io. Hitanao fa ilay nasaiko nojerena tery ambony izao efa voafafa sahady ilay video misy an'ilay izy.
Tsy haiko ny ao amin'ny youtube fa tsy nahazo nojeren'ny latsaky ny 18 ilay izy tanikeo maraina.
zapeo ihany :-D
kelly13> tsy arako indray iny an'i mamz iny. lol
za nge wa tsy dia tia an'i Akon eh, io hirany farany io izao no tiako, dia "smak that" dia le voaloha nampalaza azy iny. "mr lonely", dia izay ihany.
Fa ny tena tsy tiako, dia nony niseo io tranga io dia hoe amerikanina senegaly lery. Nefa rehefa gwen stef ft Akon, tsy misy kozikozy mihitsy. :x

23. kelly13
(
25/07/2007 12:53)
fombany io re a, refa milay d zay d refa tsy milay d tenenina ny firenena niaviany:?
24. mamzelkely
(
25/07/2007 14:01)
fa angah smack that akon mo :roll: ary everiko fa eminem sa diso ny titer-ko ato :roll::-D:-D
25. simplex
(
25/07/2007 14:27)
HS kely,
hitako tao @ le siten'la teo ra-sitl a, milay be:
http://www.liveleak.com/view?i=1b3_1185225374&p=1
ankafizo,
hitako tao @ le siten'la teo ra-sitl a, milay be:
http://www.liveleak.com/view?i=1b3_1185225374&p=1
ankafizo,
30. sitlo
(
25/07/2007 15:24)
Ny teny gasy indray manakarena teny ratsy ka. Le anglisy mahantra kely dia anakiray iny ihany no avadibanika eo. Ny antsika ahavitana boky mihitsy. :-D
31. Herimiafina
(
25/07/2007 15:39)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/snoop+dog/video/x1pdx9_une-excellente-parodie-de-snoop-dog_webcam
=))
=))
32. fasaly
(
25/07/2007 15:41)
sitlo: efa fatako efa ela fa amerika nenegaly lery kou! aleo kosa lazaina zé marina e!:-P
kely: odiny fanina mitsy lay kestion fa mody ahodina foana ny resaka....asa manin ngah:-D:-D:-D
kely: odiny fanina mitsy lay kestion fa mody ahodina foana ny resaka....asa manin ngah:-D:-D:-D
33. fasaly
(
25/07/2007 15:48)
HM: io be takolaka io ndray ngah no malaza any hono:?:-D:-D
iza kou no tsy mba hamoaka video e! ity ary ....:?
http://www.dailymotion.com/related/2864061/video/x2xg5_skirt-in-panties_fun
iza kou no tsy mba hamoaka video e! ity ary ....:?
http://www.dailymotion.com/related/2864061/video/x2xg5_skirt-in-panties_fun
35. cute
(
25/07/2007 23:20)
mapme be kosa le video an`i fasaly anh=)) reny le karazan`ny hoe juste pour rire lol ilay olona mba mihezaka ny hanampy anazy d izy ndray no mody fanina ! telephone :-D:-D:-D