transformers

1. kelly13 ( 25/07/2007 08:23)
mba omeo spapa kely oe ze efa nahita miciii
novalian'i dadie ny 29/08/2007 16:51
2. printsy ( 25/07/2007 09:27)
Inona ny tianao ho fantatra. Film pure action à la M. Bay genre bad boys mais en mieux. Histoire bien fait et drôle à la fois. Si t'etait fan des petit jouet transformers tu serais encore plus heureux. Long mais pas ennuyeux. Je crois que c'est à peu près tout.
3. kelly13 ( 25/07/2007 10:04)
printsy>miciii, saika ande hijery mantsy za d aleo klou maka renseigenemnts kely fa sao d genre "guerre des etoiles" na "star trek" ka tsy d tiko lotra. nahafinaritra ahy klou ny jouets tranformers e, fa ny tena nafinaritra ahy d ny nanimba azy reny hé hé hé
4. hery ( 25/07/2007 10:11)
hmmm hay ve genre bad boys e. Mahaliana indray raha izay. Noheveriko fa genre Star trek tokoa mantsy @ le bande annonce.
5. vegas ( 28/07/2007 13:04)
Samy manana ny fomba fijeriny alooha e. Fa raha za manokana dia nanenina aho nijery azy. Tsy misy tantara mivaingana fa toa mifampitady fotsiny ny "gentil" sy "mechant". Rehefa maty ny mechant de vita ny film.
Fa ny effet speciaux kosa aloha dia aoka fotsiny.
Hafatro kely fotsiny dia mba ento ny ankizy mba hijery ilay film fa mety ho tiany. Tena ho tiany satria resaka robot sy ankitifitifitra.
6. Fiffi ( 05/08/2007 18:25)
kay efa tato ity fa tsy hitako akory...fa tiako aloha le film an !
7. dadie ( 29/08/2007 16:51)
za koa ry vegas d tsy tiako lotra lé izy ,ilay 4 fantastika koa brrrr tena zavatra tsy ho isy ka mandreraka ,nefa ny ratatoy nahalina b ahy no tena tam lé wiiiiiiiiii
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1518