free antivirus

1. G1234 ( 25/07/2007 15:07)
Hono hoa ry reto : sao dia mba misy mahalala free antivirus tsara azo atoro ahy ianareo?
Misaotra mialoha
novalian'i monstre ny 22/09/2007 08:47
2. xxx ( 25/07/2007 15:14)
AVG free : http://free.grisoft.com/
3. Herimiafina ( 25/07/2007 15:42)
Misaotra fa voaray! :@
4. xxx ( 25/07/2007 16:06)
Vao omaly mihitsy aho no nametraka manko 8)
5. Herimiafina ( 25/07/2007 16:13)
Okay, 8)
Dia ahoana? Tsy maintsy tsoahina klou ve izany ilay antivirosy efa niasa saingy eritreretina ho tsy mamely vao asosoka ity iraika vaovao ity sa manakory?
Sao mantsy mifanipaka ao indray. :@
6. G1234 ( 25/07/2007 16:25)
Misaotra e! Io lazain´i Herimiafina io koa no saika anontaniako.
7. xxx ( 25/07/2007 16:48)
Izy tsy mifanipaka fa manavesatra fotsiny kanefa tsy misy ilana azy akory, dia lasa ohatra ny virus manavesatra ihany. Tsara kokoa raha esorina tanteraka tao ilay taloha, indrindra raha norton na macafee.

Ohatra an'izao no formule ampiasaiko mba ho madio ny pc:

Prioritaires :
1- Firewall free : zone alarm
2- ATF Cleaner : na isaky ny 2 minitra aza mandefa azy tsy maninona mihitsy :wink:
3- mampiasa Firefox

Recommende :
4- antispyware free : ad-aware
5- antivirus free : avg

Facultatifs :
6- EasyCleaner
7- CCleaner
8. lemenakely ( 25/07/2007 17:19)
AVAST koa tsara e
9. Vaika ( 25/07/2007 19:33)
Antivir (Avira) !!!!!
Mandeha io na de en mode sans échecs aza !
:D
10. xxx ( 25/07/2007 20:46)
Efa aman-taonany tsy nanao mode sans echec izany lety e :wink:
11. G1234 ( 26/07/2007 04:35)
Okay,
saotra e!
12. Vaika ( 26/07/2007 20:17)
xxx : surtout en mode sans echec no tiako lazaina kah !
Raha te-hanadio pc tsara de io no tsara atao :
"Pourquoi le premier scan en mode sans échec ?

Le mode sans échec a l'avantage de ne lancer que les processus indispensables du système d'exploitation, aucun virus résident ne démarre dans ce mode. L'antivirus a automatiquement de meilleurs résultats car il peut supprimer les fichiers néfastes puisqu'ils ne sont pas lancés dans les processus."

13. Vaika ( 26/07/2007 20:20)
xxx : Pour accéder au mode sans échec, appuyez sur la touche F8 de votre clavier juste après le démarrage de votre ordinateur. Isaky ny 1 seconde mandra-pa... : Windows vous propose le choix de démarrer en mode normal, en mode sans échec, choisissez celui-là.
14. fahamarinana ( 03/08/2007 14:57)
xxx:

Izy tsy mifanipaka fa manavesatra fotsiny kanefa tsy misy ilana azy akory, dia lasa ohatra ny virus manavesatra ihany. Tsara kokoa raha esorina tanteraka tao ilay taloha, indrindra raha norton na macafee.

Ohatra an'izao no formule ampiasaiko mba ho madio ny pc:

Prioritaires :
1- Firewall free : zone alarm
2- ATF Cleaner : na isaky ny 2 minitra aza mandefa azy tsy maninona mihitsy :wink:
3- mampiasa Firefox

Recommende :
4- antispyware free : ad-aware
5- antivirus free : avg

Facultatifs :
6- EasyCleaner
7- CCleaner


:arrow:Inona lay ATFcleaner? gratuit koa ve dia aiza no ahitàna azy,stp,merci d'avance e

15. Vaika ( 03/08/2007 20:52)
fahamarinana : ATF Cleaner
http://www.atribune.org/content/view/19/2/
Tuto :
http://speedweb1.free.fr/frames2.php?page=securite9#temp
CCleaner no tsara kokoa raha araka ny hevitro :
http://www.ccleaner.com/
Tuto :
http://perso.orange.fr/jesses/Docs/Logiciels/CCleaner.htm

16. Herimiafina ( 03/08/2007 21:17)
Ary mba ahoana leisy ry Vaika ny tena marina amin'ilay w32.myzorfk at yf iny klé?:^):@
17. Vaika ( 03/08/2007 21:39)
HM : k'aiza leitsy !
tsy de kôpy an'iny za fa ahoana ?
18. Herimiafina ( 03/08/2007 21:55)
Tratran'io virus io leisy le matoss ato iray izay klé. Fa mahakamo be ilay fomba fanadiovana azy any anaty forum rehetra any klé. :^)
19. xxx ( 03/08/2007 22:23)
fahamarinana, hazavaiko kely ny mahatsara an'ilay ATF Cleaner :

Ny toerana tena mora indrindra ny hidiran'ny virus sy ny forongony voalohany manko dia ireo misy fichiers temporaires, caches, sns. Noho izany dia tsara raha fafana matetika ny zavatra any anatin'ireny toerana ireny amin'izay sady manamaivana ny ordi no mamafa avy hatrany izay virus potentiellement dangereux.

Ny ATF Cleaner no ahafahana manadio an'ireny toerana ireny rehetra tonga dia in-1 mipalaka, fa tsy voatery hotetezinao tsirairay akory.

Izany hoe resaka prévention izany no tena ilana azy. Maimaimpoana tanteraka izy io, ary tsy mila installation akory fa tonga dia miasa.

Vaika > izao no tsy itiavako an'ilay CCleaner :
- mba nanadiovako base de registre ilay izy, dia nisy zavatra nofafany kanefa tsy tokony ho nofafany akory. Vokany : tsy mipoitra ny icone @ fichier office, ary tsy misokatra amin'ny double klik.
- mbola mila installe-na
- finalement anefa ohatra ny be zavatra tsy ilaiko akory ilay izy. Aleoko ilay ATF, tsotra kanefa efficace.

HM > Reveo amin'ilay protocole kloo e :
- update : antivirus, antispyware, sns ...
- Mode sans echec
- Desactive ny system restore (mety koa tonga dia foanana amin'ny habibiana izay ao amin'ny X:\System Volume Information)
- ATF Cleaner : Select all > Empty selected
- Foany daholo izay ao @ c:\windows\system32\dllcache
- Scan : antivirus, antispyware
Io nomen'i Vaika io ny rohy misy tuto : http://speedweb1.free.fr/frames2.php?page=securite9
99% chances tokony ho afaka izy. :)
20. Herimiafina ( 03/08/2007 22:35)
Okay, misaotra ary e! Handramako aloha! :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3903