free antivirus

21. Vaika ( 04/08/2007 22:34)
HM : efa ao anatin'ny base de données an'i antivir leitsy io virus io a !
tairo en mode sans echec de lasa io.
Aza adino koa ny mamafa ny clé : regseeker ampiasaina na tonga de jereo amin'i autorun
na esory tsotra zao ireto :
DPF : {24311111-1111-1121-1111-111191113457}
DPF : {33331111-1111-1111-1111-611111193457}
DPF : {33331111-1111-1111-1111-611111193458}
22. Herimiafina ( 04/08/2007 22:52)
Okay Ra-Vaika an! Fa ny blem dia tsy mitsahatra ny mipoitra ilay mesage d'alerte an'ny Symantec (NAV efa nampisaiko tato) manao hoe: "a recent attempt to attack your computer was blocked".
Ohatry ny efa clean nefa le ordi klé. :^):-w:@
23. Vaika ( 04/08/2007 23:11)
HM a! fa ianareo ve efa mitady loza no mbola mampiasa Norton iahny e !
Ny antivirus : AVG, antivir ets... hono tokony ho payants de i Norton tokony ho gratuit ka de jereo am zany aza !
Raha sanatria te-hanala an'i Norton de hanontanio eto ihany fa sarotra ihany hy manala an'i nedala io (pire noho ny virus hihihihihih)
Mirediredy leitsy io Norton io ra-HM f'aza henoina a !
Esory am ny pc an'ela i Norton de ho hitan'ilahay eo fa ho lasa ho azy koa ny virus rehetra avy eo hihihih
24. Herimiafina ( 04/08/2007 23:38)
Ka izay indrindra leisy klé, tiako tsoahina mihintsy io izao, saingy gaigy be le manala azy de averina foana fa mampitapy ordi klé. :^)
25. xxx ( 05/08/2007 00:15)
"a recent attempt to attack your computer was blocked"
Message-na firewall angamba izao.
Raha hanala norton dia tsy maintsy soloina ny firewall. ZoneAlarm hitako tsara sady maivana. Aleo aza manko tsy misy antivirus toy izay tsy misy firewall raha ordi mi-connecte @ internet.

Efa ela koa za no nanala norton, fa tsy afaka desinstaller-na am'zao fotsiny le izy tam'zay. http://service1.symantec.com/SUPPORT/tsgeninfo.nsf/docid/2005033108162039 misy utilitaire kely izay mbola mila telecharge-na any amin'ny site-n'ny symantec fanalana azy tao.
26. Vaika ( 05/08/2007 13:28)
xxx : aleo tsy miditra am symantec mihintsy raha azo atao.

HM : in no version-'ela ?
Ireto misy fomba fanalana tanteraka an'i Norton !
http://forum.zebulon.fr/index.php?act=st&f=38&t=57795
http://forum.zebulon.fr/index.php?showtopic=73027&hl=

Ilay am Hijackthis io no tena mety tsara !
NB : en mode sans echec hihinana azy fa tsy mihetsika i NAV am io (NAV = navet! :lol: ). Aza adino ny mi-décharger vetivety an'i Spybot (raha misy ?).

Aza adino ny mi-résilier ny abonnement ;-)

Bye bye Norton :°):°):°)
27. Herimiafina ( 05/08/2007 13:30)
Merci leisy ry zalahy an!
Ny blem anie io NAV io dia ny provider internet ihany no nanome azy e, tssss:^):@
28. Vaika ( 09/08/2007 20:05)
De teneno ny fournisseur-n'ela we tsy misy ilàna azy i Navet we. De aza miandry fa tonga de antivir apetaka. Rehefa mampiditra an'i antivir de télécharger-ho alou, de avy eo en mode sans échecs hi-installer-na azy
http://speedweb1.free.fr/frames2.php?page=tuto5
de eo am site-n'i avira ihany fa sao hidiran-doza eo indray
http://www.free-av.com/
De aza adino ny miala am internet explorer (araka ny voalazan'ny namana etsy ambony) fa firefox ampiasaina de paramétrer-ho tsara (araha tsy inona koa mbola hampiasa Active x sy autre BHO ihany :D ). Aza adino koa ny mangeja an'i internet explorer tsy hihetsika tsony : télécharger-ho spyware gard, spyware blaster, MRU blaster, zebprotect (port 135 !!!!!!!)... handefaso hafatra raha mitady liens ;-)Aza adino ny important indrindra : Spybot search and destroy (en mode expert raha tsy izany tsy misy dikany). Diovy matetika ny pc ets...
De mazotoa
29. Fiffi ( 09/08/2007 20:33)
Vaika:
Diovy matetika ny pc ets...
souffléna ve io akia ?


30. Vaika ( 10/08/2007 17:41)
fiffi : entre autres ankia a ;-)
http://forum.pcastuces.com/sujet.asp?f=01&s=58235
31. Fiffi ( 10/08/2007 20:49)
Vaika: wayyyyy....misaotra akia fa tena nahavotra anaha njay io an ! :) :-*
32. fahamarinana ( 11/08/2007 14:45)
xxx:

fahamarinana, hazavaiko kely ny mahatsara an'ilay ATF Cleaner :

Ny toerana tena mora indrindra ny hidiran'ny virus sy ny forongony voalohany manko dia ireo misy fichiers temporaires, caches, sns. Noho izany dia tsara raha fafana matetika ny zavatra any anatin'ireny toerana ireny amin'izay sady manamaivana ny ordi no mamafa avy hatrany izay virus potentiellement dangereux.

Ny ATF Cleaner no ahafahana manadio an'ireny toerana ireny rehetra tonga dia in-1 mipalaka, fa tsy voatery hotetezinao tsirairay akory.

Izany hoe resaka prévention izany no tena ilana azy. Maimaimpoana tanteraka izy io, ary tsy mila installation akory fa tonga dia miasa.

Vaika > izao no tsy itiavako an'ilay CCleaner :
- mba nanadiovako base de registre ilay izy, dia nisy zavatra nofafany kanefa tsy tokony ho nofafany akory. Vokany : tsy mipoitra ny icone @ fichier office, ary tsy misokatra amin'ny double klik.
- mbola mila installe-na
- finalement anefa ohatra ny be zavatra tsy ilaiko akory ilay izy. Aleoko ilay ATF, tsotra kanefa efficace.

HM > Reveo amin'ilay protocole kloo e :
- update : antivirus, antispyware, sns ...
- Mode sans echec
- Desactive ny system restore (mety koa tonga dia foanana amin'ny habibiana izay ao amin'ny X:System Volume Information)
- ATF Cleaner : Select all > Empty selected
- Foany daholo izay ao @ c:windowssystem32dllcache
- Scan : antivirus, antispyware
Io nomen'i Vaika io ny rohy misy tuto : http://speedweb1.free.fr/frames2.php?page=securite9
99% chances tokony ho afaka izy. :)



Merci bcp xxx sy vainga,cc cleaner no nataoko taloha,za koa anie tsy dia mahay fa dia manaonao amin'izao fa lazain'olona e,dia izy en anglais ity no ho grave fa hojereko.Merci,sympa daholo nareo ato an(l)
33. fahamarinana ( 11/08/2007 14:54)
:arrow:Desolée,merci vaika fa tsy vainga!:-*
34. Fiffi ( 11/08/2007 20:14)
35. Vaika ( 11/08/2007 20:46)
fahamarinana : :-D:-D:-D
CCleaner :
http://www.ccleaner.com/
De eo am le we : "download Ccleaner now"
Tuto (teny frantsay) :
http://perso.orange.fr/jesses/Docs/Logiciels/CCleaner.htm

Fiffi : :-w :-D
36. Fiffi ( 11/08/2007 21:08)
heu....ka marina io koh ! ny fanadiovako ny pc-ko manko de le soufléna ftsn hatram-zay koh ! nefa ato tena complet be !
37. fahamarinana ( 12/08/2007 11:48)
:arrow:Merci à tous,ou toutes,tsy fantatro na lahy na vavy fa misaotra betsaka e.Sady ihomehezanareo anie za zany e!!!(l)
38. Fiffi ( 12/08/2007 19:15)
:roll:
39. fahamarinana ( 13/08/2007 17:41)
Fiffi:

:roll:
:-D:-D:-D


40. monstre ( 22/09/2007 08:47)
Raha matahotra virus dia LInux Ampiasaina. tsy mila antivirus io satria tsy mba amidy ohatra ny produits Windows, sady tsara kokoa ny securite aminy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1838