Milay ve ny ato sa.....?
1. benaly
(
24/07/2007 20:11)
Mba te ho namana koa moa zany ny aty éééé :-*
novalian'i princesseN ny 08/08/2007 07:43
5. mandrindra
(
25/07/2007 14:54)
rehfa tiana hilay dia milay. fa ato aloha na ilay teny hoe milay aza tsy mahafaritra azy fa mbola tsara lavitra noho ny milay. koa tonga soa dia mandrosoa, manoratsoratsa dia mandraisa anjara amin'ny lohahevitra izay fy aminao eeee
11. wooda
(
31/07/2007 17:09)
benaly> ra omenao le anona za de omeko le anona ko enao! :wink: :-D
lol tonga soa de mirary ny ahitanao ny mahafaly sy ny mahasosotra anao ato! hahahaha :°)
vazivazy eh! ataovy le tsiky kely iny hono de mande ho azy, d mazotoa "mifroum" :-*
lol tonga soa de mirary ny ahitanao ny mahafaly sy ny mahasosotra anao ato! hahahaha :°)
vazivazy eh! ataovy le tsiky kely iny hono de mande ho azy, d mazotoa "mifroum" :-*
13. boraingy
(
02/08/2007 09:54)
raha hijery dia manarana fo. Respecteo fotsiny ny fotoana. Ny tanjona dia mahay zavatra tsara sady Mazava!
Zanak'i Dada e! efa afaka mianatra ny faharinganan'ny zavamananaina ankehitriny!
Zanak'i Dada e! efa afaka mianatra ny faharinganan'ny zavamananaina ankehitriny!
16. Fiffi
(
08/08/2007 06:16)
kenworth: tongasoa kalou enao...:) de aza hadino ny mameno ny mombamomba anao...:) de :) de ampy :)....de milay be ato kah ! :) de mazotoa mi-forum :)
17. princesseN
(
08/08/2007 07:43)
kenworth:hafa mintsy koa zany pseudo zany an!....fa milay ato kah!de tonga soa koa zany enao ee!:P:Pde mazotoa h@ farany eeh!:-*