Fisaorana

1. fijo ( 24/07/2007 19:28)
Salama daholo isika rehetra e,
manao fisaorana ny namana rehetra eto ny tenako taorian'iny zavatra nitranga taminay iny.maro tokoa ny namana nandefa hafatra sy nampihonona ,ary ny namana tany mada moa dia tonga namangy mivantana,ka dia tsy hita izay ambara fa dia ny misaotra anareo rehetra no atao.manantena fa mba hofifaliana indray no hiarahana amin'ny manaraka.

fijo
novalian'i Fiffi ny 04/08/2007 12:50
2. melody ( 24/07/2007 19:51)
tongasoa fijo :-*:-*
3. fasaly ( 24/07/2007 20:01)
tongasoa eto ndray fijo de ho lasanzay ny ratsy rehetra:-*
4. ftma ( 24/07/2007 20:38)
fijo: ny varavarana hivoahana no anareo fa ny fahoriana hiaraha-manana e, izany no maha mpinamana eto, mahereza e, dia fifaliana marina indray hiarahantsika rehetra :-*
5. Samoana ( 24/07/2007 21:05)
Faly mandre ny fiverenan'ialahy eto indray letsy ary dia manantena fihaonana soa tsy ho ela a:wink: !
6. cutie ( 24/07/2007 21:10)
tonga soa fijo :-*
7. Papoose ( 24/07/2007 21:37)
fijo, tonga shou eee!za efa maka spapa foana hoe fa lasa aiza foana ary izy iny???:D:D:D
8. vale ( 24/07/2007 22:45)
Tongasoa Fijo oh!(l)
9. sasa ( 25/07/2007 04:32)
tonga soa any indray fijo d eto indray izany no fotoana e:-*:-*:-*:-* ho lasan'iny ny ratsy rehetra
10. sitlo ( 25/07/2007 06:11)
:-*
11. mamzelkely ( 25/07/2007 06:12)
tonga soa fijo de ho lasan'iny anie ny ratsy rehetra ka ho fifaliana fôna no iarahana ee :-*:-*:-*
12. tslem ( 25/07/2007 06:25)
Arahabaina indray fijo tafaverina eto soa aman-tsara e, dia arak'io tenin'i ftma io hoe ny varavarana hivoahana no anareo fa ny fahoriana hiaraha-manana e, izany no maha mpinamana eto, mahereza e, dia fifaliana marina indray hiarahantsika rehetra :-*
13. ari.malala ( 25/07/2007 07:44)
d mamerina ny fiarahabana tonga soa no manamafy ny tenin'ny namana hafa reheta. Ny soa sy ny tsara no hifanodiavana @ manaraka.
14. mabloo ( 25/07/2007 08:11)
de ho lasa an'izay ny ratsy rehetra e!
tonga soa e!
15. tywa68 ( 25/07/2007 08:56)
Tongasoa fijo a !
16. fijo ( 25/07/2007 19:39)
misaotra betsaka e,amin'ny herintaona indray any mada fa tsimaintsy mbola hiverina any aho
17. mamzelkely ( 26/07/2007 13:07)
tandremo aza :-D:-D
18. dadie ( 26/07/2007 18:31)
d ho lasan'iny ny ratsy rehetra zany ee
misaotra betsaka e,amin'ny herintaona indray any mada fa tsimaintsy mbola hiverina any aho


klaxonéo za ra tazanao eny isotry an :-*
19. fijo ( 26/07/2007 20:25)
hi hi hi eka re dadie an ndry maika be ko.
ok mamza an
20. mbaliana ( 27/07/2007 10:19)
fijo> dia ny tsara indray no hihaonana amin'ny namana rehetra amin'ny manaraka e...:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3532