Liste des messages
Liste des messages, inserés par nyna, par ordre de date
nyna
(
09/08/2007 14:31)
KAPELAONY
Faly miarahaba antsika rehetra!
Sao mba misy manana tononkiran'ny groupe KAPELAONY kay ato?
Misaotra indrindra an'ireo izay afaka manome !!
...
suite
nyna
(
28/07/2007 13:49)
Fantatrareo ve ny produit
Sali sali daholo nareo!
Zaho ry zareo tena mba anisan'ny gaga tamin'ny efficacitén'ny produit "HERBALIFE".Fantatrareo ve io produit io.
zaho mba maniry ny te hizara aminareo ny momba io produit i...
suite
répondu par princesseN le 04/08/2007 09:25
nyna
(
29/07/2004 13:00)
memoire de discussion
Hery a! mety possible ve ny hananana rubrique ahafahana mampatsiahy ny discussion nidirana farany!
zaho mantsy manana io problème io satria tsy mba tadidiko mihitsy hoe taiza avy aho no niresaka ...
suite
répondu par wawawa le 03/08/2004 20:36
nyna
(
01/06/2004 10:57)
Betsaka ny vehivavy "dominante"
Za ry zareo mahatsapa fa lasa betsaka ny vehivavy "dominate" ao @ couple @ zao toetr'andro iainantsika zao a! tena mifamadika ny rôle indraindray! ahoana ny hevitrareo?...
suite
répondu par nyna le 21/07/2004 09:58
nyna
(
28/05/2004 11:42)
ny fitsanganana @ maty
zaho an! mba manana culture ary mino an'Andriamanitra!
fa mba misy zavatra tsy matiko lolo!
tafaresaka t@na olona aho, hoe rehefa mitsangana @ maty hono dia lasa "velona nofo aman-dra indray, ny mat...
suite
répondu par nyna le 29/07/2004 12:49
nyna
(
28/05/2004 10:17)
Nandeha Choralie ve nareo?
Moa ve mba misy mandeha choralie isika Namana ato @ serasera? za ohatra tany!
Lazao raha misy tsy mahalala ny atao hoe Choralie!!...
suite
répondu par chipie1 le 14/06/2004 15:11
