soin chocolat
1. kallie
(
27/07/2007 06:30)
iza taminareo no efa nanao soins chocolat?
any am institut efa bdb ny mi propose épilation chocolat, soin amincissant, relaxant sns... za manko t anao fa za ty chocolat be, fa tsy azo oanina hony lé izy ko....
any am institut efa bdb ny mi propose épilation chocolat, soin amincissant, relaxant sns... za manko t anao fa za ty chocolat be, fa tsy azo oanina hony lé izy ko....
novalian'i princesseN ny 04/08/2007 08:51
3. sakaizakely
(
27/07/2007 08:40)
kallie>
lamody io am zao fotoana ka tsy mahagaga. Amiko klou niveau efficacité miohatra @ produits hafa dia mitovy e ! Ny fofony ihany no mampiavaka azy @ hafa. Dia anjarandry misafidy
Fa raha tia sokolà be zany an, aza manao fa milendalenda @ fofony eo fotsiny nefa tsy afaka mihinana, de rehefa mivoaka avy eo de lasa mividy sokolà hanalàna azy. De very maina ny soins natao indrindra raha soins amincissants :-D:-D:-D:-D:-D:-D

4. kallie
(
27/07/2007 08:44)
aaa, mety ho efficace satry leo anle fofona d tsy t ierika tsony :-D:-D
6. simplex
(
27/07/2007 09:12)
otran'ny mafinaritra be kosany ny feon'le izy an :) soin sokola ^:^^:^:P
7. karinah
(
27/07/2007 11:21)
simplex> d ny feony fotsiny ve no mahafinaritra? fa tsy le mihosotra anazy ve? ...za alou ankia kallie vao mahita le olona manao le izy fotsiny de kiriko be fa tsy fantatro ,:lol:...d tsy azo oanina ahoana klou zany e?:idea:
8. kallie
(
27/07/2007 12:01)
:-D kiriko aôna ky? mitovy amle argile iany io sy lé fotaka reny ko, ty ary mbô misy fofony.
Mbola somary b asa za zao fa averiko fa efa nisy nanao teto, fa za alou ôtran'ny te anandrana na ho ela na aingana e
Mbola somary b asa za zao fa averiko fa efa nisy nanao teto, fa za alou ôtran'ny te anandrana na ho ela na aingana e
9. kallie
(
27/07/2007 12:05)
http://www.beaute-test.com/bandes_epilation_chocolat_laurence_dumont.php
io misy hono nefa nitady za fa tsy naita
io misy hono nefa nitady za fa tsy naita
10. kally
(
27/07/2007 14:51)
Ka ohatry ny hoe shampooing misy manga na masque misy tantely ihany io, ny fofony sy ny lokony fotsiny no chocolat fa tsy hoe tena chocolat no nempoina nanosorana anao.Ny crème no asiana lokony sy fofona chocolat re, na hataonao fraise na hataonao lavanila mety daholo.
12. sechat
(
27/07/2007 15:32)
Ny reko hoe rehefa manao an'io hono any @ institut sasany de ampian-dry zareo dégustation sokola kely @ zay fahafinaretana in-2 :-D
13. malalatinasoa
(
31/07/2007 14:21)
kally:
Ka ohatry ny hoe shampooing misy manga na masque misy tantely ihany io, ny fofony sy ny lokony fotsiny no chocolat fa tsy hoe tena chocolat no nempoina nanosorana anao.Ny crème no asiana lokony sy fofona chocolat re, na hataonao fraise na hataonao lavanila mety daholo.
Za efa nanao soin visage t@ produit avy @ chocolat t@ 4 taona. Tsy dia hoe creme misy lokony sy fofony ilay izy fa tena a base de cacao pure mihintsy "hono" hoy ny etiketin'ilay produit. Tsy hitako aloha izay tena mampiavaka azy @ produit manadio sy manatsara tarehy hafa fa toa pub nataon'ilay salon no betsaka fa izany hono no lamaody t@ izany.
14. princesseN
(
04/08/2007 08:51)
kallie>>mety tsara ihany io kah!sady tsy rehefa epilé ve de zay e!fa le fofona kay aona miraikitra ela be ve?:?