Jamborée 2007

1. booboo ( 28/07/2007 17:10)
Antson'ny fo ho an'zay scout eeeeeeee :°).

Arabaina aby klou nahatratra ny Asaramanitra faha-100 taona n'ny scoutisme.

Dia aza hadino ny manavao fanakena @ 1er Août rehefa vao miposaka iny masoandro. Iarahan'ny scout aby aby maneran-tany io !
Izay akaiky an'i Paris dia eny @ tohatra² Montmartre mankany @ basilique iny ny fotoan'ny skoto aby aby @ 8 ora maraina.

http://eng.thejamboree.org
novalian'i booboo ny 15/08/2007 19:53
2. mabloo ( 28/07/2007 18:10)
manao fanamiana zany mazava ho azy sa!
3. ftma ( 28/07/2007 20:17)
inona ny dikan'ilay Jamborée azafady? io fanavaozana ny fanekena io ve?
4. booboo ( 29/07/2007 00:37)
mabloo > eka ouz...raha ny tokony ho izy :°)

ftma > jamborée = fihaonamben'ny scouts maneran-tany. Tafaraka @ toerana iraika aby na ny protestanta, katolika, silamo, jiosy ary laika.
5. ftma ( 29/07/2007 05:48)
misaotra booboo, mitondra sainam-pirenentsika rehefa any nareo sao tsy hita :wink:
6. tslem ( 29/07/2007 06:59)
merci booboo nampilaza,

ry voloina tsy azom-panala
zay mijoro eto izao
efa vonona hiasa ve ianao...

hihi, zany moa lé hira?
7. karinah ( 29/07/2007 10:40)
booboo: le izy mila fanamina koa ny olana aminy! merci na d izany aza!...:-*
8. simplex ( 31/07/2007 07:13)
ftma:
inona ny dikan'ilay Jamborée azafady?
jambon rea :°)
9. mim ( 31/07/2007 07:59)
milay e!misaotra nizara!
10. princesseN ( 31/07/2007 09:42)
arahabaina ary ny skoto rehetra e!=D
11. dadie ( 31/07/2007 13:19)
ihihih mampatsiahy tam fahazazana zany sikoto zany kityyyyyy ,ny oe :solondoatsokajy,lohantsokajy,sefotenina sns.... ela zany vavako tsy nanonina izany an lol

mahavita be daolo e:-*
12. bimanoa ( 01/08/2007 11:46)
hay dadie koa izany efa nanao skoto taloha kou, tanana havia klou !
d arahabaina daholo ny skoto rehetra tratry ny 1er aout e ( ny faha-100 taonan' ny skoto ), :-*
13. booboo ( 06/08/2007 12:45)
Vita soa ny jamborée fa dia any Suède indray mifanabe maso @ zay ho any @ 2011 eeeeeeeee :D.

Nilaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaay beeeeeeeeeeee tany : ny andro, ny activités, ny ambiance, ny fiarahana t@ ireo malagasy nifanena taminay tany :D:D:D, ny fandaminana nataon\'ny mpirakaraka tena zara raha nisy tomika (ny motika no tsy ampy sira :°)), ny manao \"hello\" isaka ny 1 metatra @ scout zay mifanena @ tena :-D:-D:-D, ny nameno carnet d\'adresses mazava ho azy :-D:-D:-D:-D.
14. booboo ( 06/08/2007 12:45)

15. booboo ( 06/08/2007 12:45)

16. Samoana ( 06/08/2007 12:58)
Hita tena nihikiaka "eka ouz " isaky ny iray metatra mihintsy i booboo tany noho ny hafaliana an ! hihihi
Nahita santionany izahay t@ vaovao an-tsary ary mila ho njola mihintsy ny maso mitady sô misy namana azon'ny caméra:wink:
17. booboo ( 15/08/2007 19:53)
Asa na mety ireto halefako ato ireto na tsia f'aza tsiny dieny izao raha sendra tsy mety a :°):°):°)

http://www.dailymotion.com/video/x2pr3y_wsj-2007_dating

http://www.youtube.com/watch?v=SKUwGW_OQA

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1235