Didipoitra

1. Nickovy ( 28/07/2007 17:16)
Nisy boky novakiako izay mikasika ny "Art de Madagasikara". De gaga be aho fa voalaza tao hoe ny Vezo ihany hono no foko tsy manao didipoitra any Madagasikara. Tena marina ve io sa ilay vazaha nanoratra no tsy ampy renseignment? Misaotra betsaka.
novalian'i evasoa ny 01/08/2007 20:47
2. Mitah ( 28/07/2007 20:57)
Ny bezanozano koa tsy azo didipoitra.
3. niryna ( 29/07/2007 04:45)
Tena tsy fantatro indray fa mbola hanao fikarohana raha izany k'ty:P
kanefa na izany aza,ataovy ihany ny ankizy indrindra raha vao kely izy fa mijafaka sy mety miteny ratsy izy raha lehibe efa mahay miteny izy vao atao:roll:(nisy tokoa io an),nisy koa ny tsy mahay mandidy ary dia nijaly ilay zaza ka tany amin'ny fahatelony vao nety(gasy ,hopitaly, hopitaly) :roll: :cry::cry::cry: raha aty izany dia volabe mandehandeha ny fitoriana ilay nanao didipoitra an'ilay zaza ka tsy nety.
4. ftma ( 29/07/2007 05:46)
Nickovy mety ny niatomboan'ny didipoitra no Vezo no nanao voaloha fa toa manao didipoitra daholo ny faritra rehetra any Madagascar araka ny fahalalako azy, asa aloha.
amintsika hoatry noraisina fomba ilay didipoitra.
5. menalamba ( 29/07/2007 09:46)
Ny zava -mahagaga dia tsy mba misy malagasy mpaninika manao fanadihadiana sy manoratra boky momba ny fomba amam-panao antsika malagasy fa dia ny vahiny hatrany no manoratra boky ,hany ka tsy dia marina ny zava -boalazany na tsy feno.Valalan'amboa ve sa tsy dia misy vidiny amin-tsika izany ?:-/
6. ftma ( 29/07/2007 12:04)
menalamba: misy gasy nanao fikaroana momba an'io , maro koa ireo mpianatra nanao thèse momba ny fomba malagasy, mikarokaroa dia mahita e :wink:
7. menalamba ( 29/07/2007 12:40)
Zany an!Izaho tokoa angamba no tsy mahita ,fa aiza koa moa no mba ahitako boky momba izany aty! Ilay olona manana boky mba hindramana aty ,alain-drony
sahala @ hoandrahoiny @ rano sy sira sy voatabia ilay izy ,"herin'andro ihany dia tsy maintsy averina an...",kanefa misy "tome" valo ilay izy,dia tsy vita h@ farany dia averina.Mba homeo sopapa aho fa mangatéta ftma an...:^)
8. ftma ( 29/07/2007 13:10)
menalamba: mandehana any @ bibliothèque ko, raha misy fomba malagasy ho fatatra manonkana dia lazao ihany fa sao misy aty
9. menalamba ( 29/07/2007 17:45)
Misaotra mialoha ftma an:-*Andraso aloha hodinihiko ary,fa ilay boky "tantaran'
ny andriana" no mbola tiako hovakiana fa dia alain'ilay tompony rony é..:-DVao nanafatra anganon'ny Ntaolo aho izao dia @ volana ambony vao tonga ,handrevirevena rehefa alohan'ny hatory:^)
10. ainga ( 29/07/2007 21:31)
inona moa no manankana an'i menalamba tsy hanao Fotokopie ireo tome maromaro e ?:-D:-D:-D:-D
IZAO tsy misy mahalala ny valiny na manao didipoitra daholo ny foko rehetra na tsia. Dia miandry an'i menalamba izahay :-D:-D

DIA ARAHABA ririnina e. SAMIA SAMBATRA DAHOLO :-D
11. cutie ( 30/07/2007 18:25)
: Nickovy [ Valio ] 28-07-2007 19:16:28
Lohateny : Didipoitra
Nisy boky novakiako izay mikasika ny "Art de Madagasikara". De gaga be aho fa voalaza tao hoe ny Vezo ihany hono no foko tsy manao didipoitra any Madagasikara. Tena marina ve io sa ilay vazaha nanoratra no tsy ampy renseignment? Misaotra betsaka.

mety le vazaha nanoratra no tsy ampy renseignement :-D
12. ikaretsaka ( 30/07/2007 18:59)
za efa nahita vezo vita didipix kle.
sao zazafotsy no afangaron'ilay olona @ vezo?
13. cutie ( 30/07/2007 19:16)
sao zazafotsy no afangaron'ilay olona @ vezo

:-D:-D:-D:-D:-D
14. ikaretsaka ( 30/07/2007 23:55)
ko mitovitovy manko ny endrik'ireo ko.. samy metis-tis izany
15. menalamba ( 31/07/2007 12:05)
ainga:

inona moa no manankana an'i menalamba tsy hanao Fotokopie ireo tome maromaro e ?:-D:-D:-D:-D
IZAO tsy misy mahalala ny valiny na manao didipoitra daholo ny foko rehetra na tsia. Dia miandry an'i menalamba izahay :-D:-D

DIA ARAHABA ririnina e. SAMIA SAMBATRA DAHOLO :-D


Efa vita ela ny ahy na dia somary didi-vilana aza ry ainga an...:-D
Ilay photocopie indray kosa tsy ho telo taona ve vao ho vita izy rehetra lé?!!!:^)
16. ikaretsaka ( 31/07/2007 14:08)
fa ny manao fotocopie 1 any @ biblioteka kosa rapide nohon'ny mamaky takelaka 1 e
17. Angolaina ( 01/08/2007 10:06)
tsara mitsy aloha ny mahalala ny fombantsika malagasy e! sady efa tokony zay zao no atao fa tsy ny fanarahana be fahatany ny andry zareo vahiny fotsiny nefa tsy hita oe inona ny zava-tsoa azo avy eo :roll:
18. ikaretsaka ( 01/08/2007 16:08)
jerena foana ny antony sy ny fandinihina hoe mitondra inona ity na mitondra mankaiza ity ?
na vazaha na gasy!
fa tsy heo fombam-ndrazana dia atao nefa tsy azo ny antony
na hoe fombam-bazaha dia atao nefa tsy azo ny antony
19. evasoa ( 01/08/2007 20:47)
ikaretsaka
=D=D=D

tsy heo fombam-ndrazana dia atao nefa tsy azo ny antony
na hoe fombam-bazaha dia atao nefa tsy azo ny antony


Tokony dinihina raha tena ilaina tokoa ny fandidiana na tsia, indrindra ho an'ireo malagasy miaina any andrenivohitra na any ivelany, rehefa tsy misy probleme d'hygiene ka hatahorana hoe haloto ohatra balita kely. Dia mba fitaovana stérilisé no ampiasaina, entina any @ dokotera na hopitaly, ary indrindra indrindra asina anesthésie re ry ray amandreny hajaina isany :-o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.07