debit internet

1. ianao ( 08/08/2007 01:53)
Inona kay no mampaambany be debit internet aty Madagasikara?
novalian'i jefra ny 09/08/2007 17:35
2. Herimiafina ( 08/08/2007 02:42)
Lafo be angamba ny High speed sy ny very high speed dia matetika tsy dia misy clients loatra, dia ny 56K no hatao betsaka, moa ny matoss koa efa soara PI-PII, sns.
3. simplex ( 08/08/2007 08:23)

ie

* connection par satellite d avo be ny couts, tsy takatry ny be sy ny maro, cyber,... lasa produit de luxe ny haut debit.

* plus ou moins monopole an'ny wanadoo ny Service Provider. Misy hafa ihany fa otran'ny zanany kely doly, d tsy misy concurence firy...

miova io refa connecte @ le cable ESSAY isika :P
4. rhina ( 08/08/2007 08:25)
zay eo ihany r Herimiafina s ianao a
fa n tena maha abany azy koa d presque bande passante partager daholo ny eto amtsika na ireny lazaina haute débit haute débit ireny aza

lafao be ny bande passante mantsy d tsy mahatakatra ny fournisseur d'accès e!!!
d zay koa no anisany maha lafo ny connexion eto amtsika

fa miandry ny FIBRE optique e
5. lemenakely ( 08/08/2007 11:46)
Ny tena marina dia izao mbola vitsy ny olona manana ordi dia normaly io !Izany hoe resaka marketing e ... fa refa miha betsaka ny manana dia hatramin'ny mpivarotra charbon mety hanana internet ary haut débit !jereo @ téléphone portable fotsiny ohatra iza no nanam-po fa 10 taona taty aoriana manana hatramin'ny mpivarotra anana !!:?::?:
6. ianao ( 08/08/2007 13:45)
Misaotra anareo,

Dia izao ary ny ato an-tsaiko. Raha resaka fibre optique no olana. Dia ny reseau locale izany tokony ho haingana ihany. Satria iny fibre optique iny tsy ilay any ambany ranomasina? Dia raha serveur ao Antsimbazaza no jerena avy eny Ampandrana ohatra, dia tokony ho haingana ihany.
Sa io bande passante lazain'i rhina io no olana?
7. ikaretsaka ( 08/08/2007 14:01)
de ny azo hamehezana azy angamba dia heo sitrapon'ny mpamatsy io ko
monopole e..
8. ikaretsaka ( 08/08/2007 14:01)
fa aza asina monopole sy exclusivite ange io raha tsy...
9. jefra ( 09/08/2007 17:35)
ianao:

(..)Raha resaka fibre optique no olana. Dia ny reseau locale izany tokony ho haingana ihany. Satria iny fibre optique iny tsy ilay any ambany ranomasina? Dia raha serveur ao Antsimbazaza no jerena avy eny Ampandrana ohatra, dia tokony ho haingana ihany.


-Raha tsy mihoatra ny 5km eo ny mampitohy ilay Antsimbazaza sy Ampandrana resahinao (halavan'ny connexion), ka manana ny caracteristika ilaina ny materiels telecom installes, dia marina ny lazainao.

-Ny fibra optika no hita fa mahatody lavitra, saingy lafobe. Ny fil de cuivre (telefaona) mahazaka bande passante fa tsy mahatody lavitra (1km50MB, 5km10MB, 20km512KB). Io olana distance io no tsy isiana offre ADSL mi garantir debit, satria miova arakaraky ny elanelana le izy (Debit max foana no anaovana pub). Izany koa no mahatonga ny verification hoe mety hahazo ianao sa tsia.

-Na aty am firenena mandroso aza, dia mbola misy faritra ambanivohitra tsy mahazo ADSL satria mihoatra ilay distance max de 25-30km avy amina point de distribution no misy ilay trano.

-Ny antsika gasy: Sady signal hertzien (satellite=lafobe nefa kely lavitra noho ny optika ny bande passante) no mampitohy aty ivelany, no mbola ifampizaran'ny faritra maro ilay izy (Tana sy Toamasina ihany no misy connexion directe mankaty ivelany), no mbola fil de cuivre daholo ny connexion rehetra, no midadasika be i Madagasikara. Soa fa ho avy ny bakibona.

-Ny fahavitan'ny ampahan'ny backone optika no isian'ny ADSL any Antsirabe sy Toamasina ohatra.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4649