TSY AMPY TSY LANY NY VADY

1. yah ( 13/08/2007 04:37)
SALAMA DAHOLO E namana vaovao de mba hiresaka kely
maro be ireo olona efa manambady no manao oha-pitenenana fa hoe tsy ampy tsy lany ohatran'ny vady ao antro rehefa nodinihina dia toa marina ihany an?
misokatra ny ady hevitra
suuuuure
novalian'i athenah ny 22/09/2007 08:09
2. Fiffi ( 13/08/2007 06:14)
fa maninn no natao ato am namana vao2 ity ?
3. rhina ( 13/08/2007 07:55)
yah:

SALAMA DAHOLO E namana vaovao de mba hiresaka kely
maro be ireo olona efa manambady no manao oha-pitenenana fa hoe tsy ampy tsy lany ohatran'ny vady ao antro rehefa nodinihina dia toa marina ihany an?
misokatra ny ady hevitra
suuuuure


mba tanisao eto doly oe r sea ny olona nlaza an'izany fa za zay vo naeno an'izany ko le

4. Fiffi ( 13/08/2007 08:22)
zah koh zay vao naheno an'zany an ! :roll:
5. yah ( 13/08/2007 10:08)
ireo akamako rehetra efa manambady no nilaza izany ary rehefa nandinika aho de misy fahamarinany io satria tsy vitsy @ireo manambady no mbola manao sipa ihany ary hitako misy marary fo be mihitsy a! aza manam-be alou e!
surrre
6. Fiffi ( 13/08/2007 10:14)
:-w:-w:-w
7. yah ( 13/08/2007 10:26)
inona no hevitra fonosin'ireo ry fiffi a! mba hazavao mou e!:D
8. tianarh ( 13/08/2007 11:18)
Ny hamaliako an'izay angamba dia miankina @ tsirairay io e, rehefa tendan-kanina dia mazava ho azy fa mitady foana ka tsy ho ampy mihitsy sady ny olona koa tia vao, fa raha malala honiny dia ampy foana ny eo an-tanana mety hisy ambiny aza
9. Fiffi ( 13/08/2007 12:35)
yah:

inona no hevitra fonosin'ireo ry fiffi a! mba hazavao mou e!:D
heu...ny zavatra lazainao no mampi-:-w:-w anaha......


10. wooda ( 13/08/2007 12:47)
mbola tsy manambady aloha fa araky ny fiheverako dia miankina @ tsirairay io. tsy vitako kosa aloha ny mitady any ivelany raha mahafa-po ahy ny ao antrano.

sa ianao yah no tia hanao de manontany eto aloha? hevitra atsipy fotsiny
11. yah ( 16/08/2007 04:20)
tsy hoe tia hanao za fa fa na izahokoa aza anie mbola tsyao anatiny fa mahita nynamana efa ao dia mahita filme , rehefa manotany azy za dia valiany tsotra hoe:
ialahy ve de ihinana MOFO MENAKELY foana mandritra ny androm-piainana fa mba ovaina MOFO hafa indraindray dia mba niasa saina ny tenanay ka izao tonga eto izao e!:?:
12. yah ( 16/08/2007 04:26)
azafady ary aky fiffi raha:-w:-w ndry ilay teniko a!
ary ianao tena mahafinaritra mihitsy rehefa :-w an hihihihi:b
13. Jeankely ( 16/08/2007 08:39)
Sahala aminao ihany koa tsy misy tonga lafatra ary aharitra hatsiro. Koa aza gaga raha mba maka mamy any ivelany koa ny andaniny. Ny marina dia tokony ahay hifehy tena ary miezaka ny manao izay ahampy azy. Ny fizahavana fanampiny ivelany mety ho tsara vetivety fa olana goavana any aoriana. Ataovy mahampy izay azo fa aza mitady ramanonaka sy gateau na mofon-tsinoa masisosiso =))=))rehefa nifidy ny menakely.
14. yah ( 18/08/2007 04:06)
marina izany e!
SUUUUURE=D
15. gasinamana10 ( 01/09/2007 12:18)
ampy foana io fa fa hoy ny mpandinika malaza hoe foano ny faniriana dia ho foana ny fijaliana. ary hakiviana foana sy faharavana hatrany no tambiny. rehefa samy tsy ampy koa dia miara mitady fa tsy ny iray ihany. Matoa koa mitady hafa dia mbola tena tsy fantatrao tsara ny eo antananao:D:wink:
16. nolalaina ( 01/09/2007 13:14)
Zay kou zah vô naheno zany fitenenana zany!!
17. miaon ( 04/09/2007 14:22)
^:^kalma daholo aloha e!
18. yah ( 06/09/2007 04:27)
fa nisy inona :b? tsy tadidinareo v ilay tononkalo navadika hoe: ny vadiko iray faharoa e! toa hita taratra ao ihany ny FITOMBENAN'ilay oha-pitenenana è!
NY VADIKO VADIKO IHANY
FA NY SIPAKO VADIKO KOA
IO NO VADIKO IVELAN'TRANO,
VADIKO IRAY FAHA ROA:lol:=D

mbola misy fa aleo hatreo alou
19. athenah ( 22/09/2007 08:09)
yah:

SALAMA DAHOLO E namana vaovao de mba hiresaka kely
maro be ireo olona efa manambady no manao oha-pitenenana fa hoe tsy ampy tsy lany ohatran'ny vady ao antro rehefa nodinihina dia toa marina ihany an?
misokatra ny ady hevitra
suuuuure


slt,marina miints fa ts ampy ts lany ny vady ao atrano satri ny oul ts maay mionona amze efa ananany,mila mitady miotra fona,sa ts marina zany?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2174