gidraka ny fiainana

1. tsiferanao ( 12/08/2007 15:14)
mafy zany an-tanin'ola zany! eh! msento tokana mba o fiononana!!!!!!!!!:cry::cry:
novalian'i UB40 ny 27/08/2007 14:38
2. sipagasy ( 12/08/2007 15:37)
Manao ahoana e!!!

Tongava ao @ karajia hiaraka hitafa e!fa ho hitanao fa tsy irery ianao fa maro no lavitra ny tanindrazana mamindro ao e!:-*
3. diamondra27 ( 12/08/2007 16:04)
mihainoa radio @ internet akia a!mihaino hira gasy , toriteny etc...
De tonga soa
:-*:-*
4. xxx ( 12/08/2007 16:54)
5. xxx ( 12/08/2007 16:58)
diamondra27:
mihainoa radio @ internet akia a!mihaino hira gasy , toriteny etc...
misy d efa mirediredy mitss lé!
tongava ao @ karajia hono é!d eto maka namana ko fa fidifidio tsara iany lé namana é!tandremo fa feno piège eto lé!


6. sitlo ( 12/08/2007 17:04)
Manafina ny zavamisy daholo kambony izany hirahira sy resadresaka izany. Fa tsinjovy ny ho avy. Fantaro hoe inona izao no tokony atao hahazoana vokatsoa dia ataovy.
Raha ilay mikarajia sy mihaino radio moa ilay izy dia mazotoa. :lol:
7. fasaly ( 12/08/2007 17:09)
euhhhh zà zao de miaonoaino sy mamaky fotsiny klou....:-P
8. Fiffi ( 12/08/2007 17:18)
sitlo:

Manafina ny zavamisy daholo kambony izany hirahira sy resadresaka izany. Fa tsinjovy ny ho avy. Fantaro hoe inona izao no tokony atao hahazoana vokatsoa dia ataovy.
heu..zany hoe miatrika an'le fiainana...mivoaha...mijery ciné , manao sport , bdb ny zavatra azo atao fa mila finiavana hanaovana an'le izy ....de courage akia an !:-*:-*:-*


9. rhina ( 13/08/2007 07:52)
tsiferanao:

mafy zany an-tanin'ola zany! eh! msento tokana mba o fiononana!!!!!!!!!:cry::cry:


mody aty r sea rehefa irery any a
aza be koretaka eo

:oops:
10. xxx ( 13/08/2007 09:04)
diamondra27:

mihainoa ...toriteny etc...
De tonga soa
:-*:-*


mahavaky hehy ange i diamondra ity indrai²
io ve dia torohevitra ?
11. diamondra27 ( 13/08/2007 09:13)
xxx: fa inon ny tokony lazaiko we ndana mivoaka de misotro sy migoka ve? ndana midaina Etc...

Aleo za hirediredy koa maninona moa zany?

12. SHOAN ( 13/08/2007 10:10)
hihihi mahafinaritra bé ny mamàky ireto soràtànareo , misy mots sàsàny tsy haiko zay téna mba sens-ny fa mamàky aloha àho é !
ny ahy ndray r'ireto dia hoe ataovy zay mba mampilàmina ny saina fa dia fiainana mandàlo ito vé dia hifamaliana sy hifànolànana pour n'importe quel prétexte.
Relativiser-o ny fiainana fa araky ny tenin'i Héry dia "TSIKY DIA AMPY"
ataovy ZEN ny fiainana ka raha misy manahirana ny sainareo dia jereo ny blog de Shoan fa ho hitanareo ao fa... na nisy fotoana aza efa nampi-désespére bé ahy aza ... dia nitràka ihany aho satria izany no fiainana... dia izao hitanareo izao...:lol: TSY DIA AMPY ary BIZOURK daholy ô:-*
13. fasaly ( 13/08/2007 11:57)
misy anti-diamondra mitsy ato an!:-P:-P:-P
14. Angolaina ( 13/08/2007 12:12)
nefa nge mlai le diamondra e :-D:-D
15. fasaly ( 13/08/2007 16:09)
:-D:-Dtsikaritro mitsy fa misy xxx manarabody an'i diam de mila vaniny azy foana! soa fa cool i diam:-D:-D
16. fasaly ( 13/08/2007 16:09)
gidraka marna lay fiainana raha misy manarabody otrzao foana:-D:-D:-D
17. Fiffi ( 13/08/2007 16:53)
:-D:-D:-D misy foana ireny kah !:{:{:{
18. xxx ( 13/08/2007 19:10)
Fiffi>sao dia ohatran'ny alika manara... ??
19. Fiffi ( 13/08/2007 19:35)
manaraka taolana ve ? :-D:-D:-D:-D
20. sakaizakely ( 14/08/2007 19:28)
ze tsy manana mpanarakaraka antsangano ny tongotra :-D:-D:-D:-D:-D

nena double be zao fa tsy koi

za ndray tsy cool famaly hoatran'i diams fa meko ny sahaza azy izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3488