gidraka ny fiainana

21. radjery ( 14/08/2007 19:55)
ary mba mahadini-javatra koa i fasaly izany an!:-D:-D eny tokoa oa fa tena misy xxx manana kakay an'i diamondra tokotrany angamba ô!:lol:
22. diamondra27 ( 15/08/2007 06:26)
:-D:-D:-D

misaotra anareo rehetra akia ry fasaly sy angolaina a!^:^^:^

aza mba mora miakatra zany akia ry sakaizakely fa tsikitsiky foana a!
raha we face à face réel mety mifanazava tsara fa virtuel ve akia tsss harary fo @zany eo ndry an!
soa fa tsy misy manaraka indry fa raha misy de tsy amelako.

le xxx manara-body tena mbola tsy koboko hoe: iza fa ça m'amuse ry 'reto a!
very fotoana manarabody sy mitsikera fa tsy manome hevitra akory izy :oops::oops:

23. SHOAN ( 15/08/2007 16:25)
=))=))=))=))hihihi=))=))=))
24. xxx ( 15/08/2007 17:04)
diamondra27: fantatrao trara mitsy anefa ilay xxx mpanara-body anao iny, izy dia tena anisan'ny tsara fanahy indrindra eto @ serasera rehefa tsy manao io xxx aminao io:°)
25. ravakamalala ( 15/08/2007 21:11)
:-w:-w:-w
26. miantra ( 16/08/2007 13:50)
Fomban-javatra akia io ry tsiferanao ah!

Aza adino ny tanjona sy ny antony nahatonga anao handeha handao ilay tanindrazana e!

:) dia ampy e!

Mahereza !!!

Diam: Tiako be ilay adindry an, milamina fotsiny ihany!!!:)
27. diamondra27 ( 16/08/2007 14:51)
miantra: zay akia ny itiavako andry a!
bizoroka be koa ndry :-*:-*:-*:-*:-*:-* :lol:
milamina foana io ka
28. Fiffi ( 16/08/2007 15:26)
miantra:
Aza adino ny tanjona sy ny antony nahatonga anao handeha handao ilay tanindrazana e!
marina zany....ny but-nao nahatongavana aty jerena...ohatra hoe : hanohy ny fianarana....


29. lloyd ( 26/08/2007 13:43)
izy daolo v zany 8O
30. sympa ( 27/08/2007 14:00)
:°)
31. UB40 ( 27/08/2007 14:38)
sô dé mila mpitsara ra sympa à!
:miam::miam::miam::miam::miam::miam::miam:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3283