ka na misy vaha olana koa anie
1. bazylou
(
12/08/2007 23:47)
tsy omena naao io e,,,!! ary aza kery sahy rajeankely fa tsy ianao anie no mitondra ny baolina e!! ka na manana solution ianao na tsia, tsy hisy hiraharaha anao eo!!:wink::wink:
répondu par Jeankely le 21/09/2007 11:29
3. Jeankely
(
13/08/2007 06:38)
Ka entinao aiza ny vahoaka izany? Entina manasa vangy ve? Miala ery fa tsisy ilan'ny Fahantrana izany.
4. menalamba
(
13/08/2007 09:23)
Ry bazy koa izany mba miavonavona ,omena vaha-olana tsy tia tsy omena midongy,tena ity ilay hoe :"manambady bé molotra ,hitondrana mivindina ,tsy hitondrana mivindina"...Haa! haa! haa !...Hiiiiiiii...:^):-D:-D:-D
5. Jeankely
(
13/08/2007 09:27)
HahahaHihihi Aminy tsy azo atao ny tsara sy mahasoa ny firenena rehefa tsy anaty fitondrana. Nahazo indray VINDINA=))=))=))
7. Jeankely
(
15/08/2007 08:59)
Nahazaka sipa vazaha hono izy dia lazainy fa ratsy daholo ny Vhvy Malagasy ary izy irery ihany no Malagasy afaka nanambady vazaha hatr'izay. Na politika na inona manao resaka mitapy io bazylou io
8. bazylou
(
15/08/2007 16:41)
dry dray be fialonana ray lavaka tenisany kay!!! ereto ao ilay sipa gasy kely rajk!!!:-D:-D
9. Jeankely
(
16/08/2007 01:52)
Jereo fa mitapy ilay bazylou. Hankafizinay Madagasikara satria fiavianay ary na ory io na misandratra io no firenenay. Rehefa mahazo vazaha ianao tsy mialona izany mihintsy izahay fa ianao miseho milaza ny vehivavy Malagasy tsisy ilavana azy no teneninay hoe fa teo aminao ve no nisy lehilahy Malagasy voalohany nanambady vazaha? Ny resaka politika sy ny fitondrana ny firenena tsy mbola nisy nilaza taminao fa tonga lafatra eny fa na ireo tany efa lasa lavitra aza manatsara ny zavabitany koa mazava fa mila fanatsarana hatrany izay misy. Ny filazana an'i Madagasikara ho tsisy dikany dia anao irery izany. Izahay mijoro ho Malagasy na lazainao mahantra io, na donto, na mpangataka na izay ratsy rehetra. Tsy izany mihintsy no hanarahanay anao sy ny tarikao.
10. xxx
(
16/08/2007 11:57)
Tena mialona kosa ianao ra-jeankely a!Hatao inona izay sipagasy manalabaraka tanindrazana manao 969 aty eoropa?
11. kanota
(
16/08/2007 13:36)
Ialahy koa aza Pelaka tsisy miteny. Efa hita izao fa mivarotra ny avy ao aoriana koa mba milaza ny ataon'ny anabaviny indray. Bavin'ialahy mihintsy no voalohany voadaroka.
13. kanota
(
19/08/2007 05:06)
I GIDRO bazylou no Pelaka mivarotra aoriana voalohany. Avy eo milaza ho vazaha. Tena tsy Malagasy marina ny manao izany=))=))=))
14. niainalynx
(
21/09/2007 11:24)
menalamba:
Ry bazy koa izany mba miavonavona ,omena vaha-olana tsy tia tsy omena midongy,tena ity ilay hoe :"manambady bé molotra ,hitondrana mivindina ,tsy hitondrana mivindina"...Haa! haa! haa !...Hiiiiiiii...:^):-D:-D:-D
na sarotiavina hoatran'ny etotra ka terena vao manga foe i rabazylou ::lol::lol:
