virus sur mon pc, à l'aide

1. mariah ( 22/08/2007 07:33)
Bonjour,

Tena tokony tsy ato ity no atao fa mba ato no be olona dia nataoko tato fa miala tsiny mialoha.

Inona kay no tokony hatao raha misy virus ny ordi? izany hoe raha vao manokatra internet aho dia tonga dia na ny page d'accueil aza mivadika page hafa mihitsy (ilay pub-na antivirus ireny), dia misy programme antivirus bizarre installé tampoka ao amin'ilay pc + alerte virus dia hoe 'il faut acheter izany ilay proposer-ndry zareo eo.....

Inona no tokony hataoko hampiverina ilay pc en état normal?

Merci d'avance !
novalian'i SHOAN ny 29/08/2007 18:57
2. diamondra27 ( 22/08/2007 10:23)
mariah: salu akia a

jereo ao@ le dinika anataon'i fahamarinana sy nataoko akia a!

mitovy doly ny aretintsika

nena aza akia tondé maty ho azy sady nalain'le pirate ny anti-virus de vao nosoloina ndray

fa tandremo fa raha manao zavatra tsy mety any le pirateur de misy mametraka plainte de andefasan'ny operateur mail ndry we : raha mbola mitohy ny otranb'izao de voatery tapahina ny connexion-ndry

dikan'izany de soloina ny anti-virus

télécharger-o le trend natoron'i mon prof adoré atsy ambadika fa tena mandaitra

zay fa mba omeo vaovao akia fa tsy hita tsony nareo a! sa nanao vacances?
@octobre ndray misy brocante e! ho tonga ve nareo?
3. mariah ( 22/08/2007 10:58)
slt Diam's,

Tena tsy nifankahita intsony tokoa isika! Ny brocante anie raha amin'izao andro ratsy be izao tena tsy mampazoto e! fa rahoviana ilay izy?

Tena mandreraka ahy mihitsy ilay ordi misy virus, fa aiza no misy ireo dinika lazain'i Diam's ireo? Mbola tsy nitady ilay misy ilay dinika aho fa tonga aloha manko dia namaly.
Dia efa mandeha tsara ve ny andry? mampatahotra koa izany lazaindry izany!
Tena tonga anie ilay izy dia raha vao manokatra internet indry dia tsy ilay page d'accueil isan'andro no eo fa tonga dia an'ilay pirate e! dia misy alerte virus dia forcer-ny hividy ilay produit-ndry zareo....
No-essayer-ko no-supprimer-na ilay programme fa tsy mety amin'zao!
Ndraso fa jereko tsara indray rahariva izay tokony hatao fa mandreraka be ilay ohatran'izao.
Ordi roa ato antrano no voa!
zay tsy nande vacances akia fa miasa foana a!
Njy taiza?
Biz
4. Fiffi ( 22/08/2007 12:42)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46bef56b1c465
5. diamondra27 ( 22/08/2007 13:10)
mariah: any @ rubrique informatika akia no misy azy a

tena horreur be mitsy fa ndry ve aona e
tondé tsaboy haingana le biby kely

mbola @ octobre akia le brocante a!

le mise à jour automatik iny no nahatonga le mana forcé mi-install anti-virus, nisy zavatra voatsindry tao
6. sympa ( 22/08/2007 15:17)
Nga tsy misy anti-virus mintsy ny ordi an'i mariah ao? :roll:
7. lohabe ( 22/08/2007 16:01)
ratsy be izany,
sauvegarde donnees dia reinstalle systeme, amin'izay milamina ny saina. mitombo ny espace disque. Satria ny virus sasany tsy miembette fa mangalatra donnee fotsiny.
8. sakaizakely ( 22/08/2007 19:42)
lohabe

ny ahy indray vao mi connecte 5 mn de mi rame be le pc fixe ary tsy mamaly intsony aza indraindray de voatery vonoina.

Ny espace disque occupé 34 % fotsiny. Efa nojerena fa tsy misy virus.

mila manao re install koa ve ?
9. xxx ( 22/08/2007 22:36)
hahaha, resaka virus sa brocante aloha eh?

rehefa mamelona ilay ordi ianao ry Mariah de tsindrio le F8 @ clavier (tsindrio otrany mamely marteau ireny) mandra pivoaka le Mode sans echec
io no selectionena de ataovy oui ze fenetre mivoaka eo

de avy eo esory ilay avast

mbola hiverina fa ..... lol :-D:-D
10. diamondra27 ( 23/08/2007 06:20)
sakaizakely:

lohabe

ny ahy indray vao mi connecte 5 mn de mi rame be le pc fixe ary tsy mamaly intsony aza indraindray de voatery vonoina.

Ny espace disque occupé 34 % fotsiny. Efa nojerena fa tsy misy virus.

mila manao re install koa ve ?

__________________________

ra vao manomboka mi-rame zany d'efa mauvaise signe akia a!
sauver-o haingana ze azo sauver-na



11. sakaizakely ( 23/08/2007 12:16)
diamondra

ka efa nojerevan'ny mahay azy ange de hoe tsisy virus hono ka zay no mahagaga ahy :o:o:o:o:o

Efa natao defragmentation, verifier na tamina antivirus karazany 2 et tout et tout...

Ok fa manao sauvegarde rahampitso de atao re install windows fa tena mandanderoka :-D:-D:-D

Misaotra akia a ;-)
12. diamondra27 ( 23/08/2007 14:36)
mba toro-havitra ihany ny ahy e! aza mba omena an'itony tavaratra 'tony ny matos amboariny fa ny ahy zao de mba nasaina ny formater-ny etc... de inona hoy 'nareo : nangalariny ny pièce (batonnet moa ny filaza azy sa tsy haiko?)en plus tsy hainy hono ny ni-sauve garder ny ze tao grrrrrrrrrr:cry::cry:
13. sakaizakely ( 23/08/2007 14:40)
diams

nenà tena no kidnapper-ko le mpamboatra ka. Efa antaonany izy izao no tsy mahita lalankivoahana intsony sady efa voafatotra :-D:-D:-D:-D:-D
14. xxx ( 23/08/2007 15:07)
diamondra27 :
mba toro-havitra ihany ny ahy e! aza mba omena an'itony tavaratra 'tony ny matos amboariny fa ny ahy zao de mba nasaina ny formater-ny etc... de inona hoy 'nareo : nangalariny ny pièce (batonnet moa ny filaza azy sa tsy haiko?)en plus tsy hainy hono ny ni-sauve garder ny ze tao grrrrrrrrrr


Izahay tompoko mipetraka sy avy aty Diego avaratr'i Madagasikara fa tsy manao asa tsirambina na mangalatra toy io voalazanao io:evil:
15. xxx ( 23/08/2007 15:22)
xxx: tavaratra amin-dry zareo ao Frantsa dia Afrika avaratra no tiana tenenina. Maroc, Algerie ... fa tsy Diego.
16. diamondra27 ( 23/08/2007 17:44)
xxx: tena miala tsiny aminao @ le fomba fiteny we ry zareo tavaratra (le arabo ireny no dikan'izany aty france) fa tsy nifankahazo ny resaka.
Misaotra nilaza tam-pahatsorana
Efa lasa resaka courant le izy de mandeha ho azy :oops

de aleo omena anao koa zany ny mots sasany we:
maizina = afrikana
tavaratra = arabo
tatsinanana = rosiana
tandrefana = eropeana
etc...
17. boubounezy ( 24/08/2007 14:38)
diams :oops: b zany an! mino za fa efa azony tsara ny tinjy tenenn:-*
18. boubounezy ( 24/08/2007 14:46)
tsy maintsy formatena iany ny tena fanafodiny mariah a! fa enregistréo dôly alou zé fichier tena important. ra tena tsy misokatra zany ny ordiandry d ny f12 kou potserina fa azavainy eo ny mahazo ny pc anjy, @ teny anglais lé izy. ra ny système32 d mila manao réinstallation ny système d'exploitation, ra ny bios d foutu zany ny pc anjy. d bon courage @ lé reste é!:lol:
19. diamondra27 ( 26/08/2007 17:32)
bbnz: tongava njy manamboatra le pc ray simba ioHay njy 'ty pro de manafintalenta fotsiny tsssssssss

20. SHOAN ( 29/08/2007 18:57)
azo hotkiana i diamondra fa mba jereo ny torohévitra omény
mahazotoa ary
:D:D
diamondra27:

mariah: salu akia a

jereo ao@ le dinika anataon'i fahamarinana sy nataoko akia a!

mitovy doly ny aretintsika

nena aza akia tondé maty ho azy sady nalain'le pirate ny anti-virus de vao nosoloina ndray

fa tandremo fa raha manao zavatra tsy mety any le pirateur de misy mametraka plainte de andefasan'ny operateur mail ndry we : raha mbola mitohy ny otranb'izao de voatery tapahina ny connexion-ndry

dikan'izany de soloina ny anti-virus

télécharger-o le trend natoron'i mon prof adoré atsy ambadika fa tena mandaitra

zay fa mba omeo vaovao akia fa tsy hita tsony nareo a! sa nanao vacances?
@octobre ndray misy brocante e! ho tonga ve nareo?




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4743