Sâmétra...tsokotsoko

1. menalamba ( 21/08/2007 19:11)
Tsara koa raha mba asiana fifaninanana toy izao ho @ vehivavy ato @ serasera an! :^)
http://www.liveleak.com/view?i=f32_1187686846
2. fasaly ( 21/08/2007 19:40)
de aiza no asiana anlay fifaninanana lavitrezaka manao kiraro avo izany ry menalamba..ato aza ry ari.malala tsy mahay mitondra kiraro avo hono hihihih
3. fasaly ( 21/08/2007 19:41)
:-D:-D:-Dary zay vao azoko ny dikan'ilay lohan'ny dinaika hoe sàmetra tsokotsoko hahaha...
4. menalamba ( 21/08/2007 19:54)
Izay voalohany mahazo tapa-kila mankany Môjanga...!!!Misy levona mahafaty tena mihintsy angamba an....:^):^):-D:-D
5. fasaly ( 21/08/2007 20:19)
zà kalou mahazàka talon tsara e! ka tairo aza....:-P
6. menalamba ( 21/08/2007 20:37)
Raikitra izany ,ndao antsoina ny mpiadidy:^)dé ny an'ny lehilahy indray manao drîgy bé :^):-D
7. sylvain ( 21/08/2007 22:25)
toa ôtrany hitako hisy sipa hitsingidina ato raha raikitra ny course ôtrireny!:?
8. Angolaina ( 22/08/2007 06:23)
de zay tsy mahay mande @ talon tony zany ahoana ?:-D=))=))
9. ikaretsaka ( 23/08/2007 11:54)
dia mianara aloha ko!
fa rehefa misy fihaonanai ireny izany dia samy mitondra talons dia raiketina ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0481