silamo

1. facri ( 22/08/2007 18:37)
Ahoana indray ianareo amin'io finoana io,
2. tess ( 22/08/2007 19:25)
fa maninona ny silamo?????ka mba silamo zany ry zareo silamo koa inona idray ary???
3. ikaretsaka ( 22/08/2007 19:38)
finoana ohatran'ny finoana rehetra io...
misy ny mahatsara azy, misy ny maharatsy azy
4. rakaroka ( 22/08/2007 20:15)
Point de vun'ny kristiana mihavitra ny silamo ve no tiana trandrahina :?::roll:
5. fijo ( 22/08/2007 21:21)
raha ny ankapobehany aloha dia finoana lavitra be ny fandrosoan io.tsy mba mahalala fandeferana izany fa miziriziry be,sady mbola tsy misy fivoaran mihintsy le toetsainy.
azafady izay silamo fa fomba fahitako azy io
6. tsaramaso ( 22/08/2007 21:33)
asan'ny devoly io
allah = baal
7. fijo ( 22/08/2007 21:39)
hi hi hi laniny e elahy ry tsaramaso,asiany tongo kisoa de milay.

tsy misy deoly izany letsy fa olona samy mba te halaza ireo an,na jesoa na allah
8. tsaramaso ( 22/08/2007 21:48)
ataovy looks e !!!

Fa izany mohammad zany = mpaminanin'i baal
9. fijo ( 22/08/2007 21:51)
raha izay indray de za no ihinana an.
matin'ny jihad eo ialay an.isika mantsy e,ny andreo mantsy vao tsy mitovy aminy dia pan,na boummmmm
10. tsaramaso ( 22/08/2007 21:59)
Ry zalahy mampalahelo mihitsy !!! mieritreritra zao ireny hoe mivavaka amin'Andriamanitra kanefa devoly ilay allah !!!!
11. fijo ( 22/08/2007 22:01)
hi hi hi ,andriamanitra koa anie devoly e,fa fotsy hono;de ny devoly mainty
12. gasynamana ( 22/08/2007 22:08)
Ary ianao miteny io mba inona? Mba misaina vao milaza zavatra fa tsy miteniteny foana toy izao.
13. fijo ( 22/08/2007 22:09)
rah za aloha olona ka.
14. gasynamana ( 22/08/2007 22:14)
Ny olona ry namana manana saina fo, fanahy. Mahay mandinika, mandanjalanja ary mahay manaja ny hafa fa tsy toa anao zao.
15. fijo ( 22/08/2007 22:15)
aiza eto aho no tsy nanaja ny hafa.tsy mitovy fijery aminy aho fa tsy hoe tsy manaja azy.mino aho fa hafaka maneho ny hevitro eto
16. gasynamana ( 22/08/2007 22:19)
hi hi hi ,andriamanitra koa anie devoly e,fa fotsy hono;de ny devoly mainty

Ny hehy voalohany moa tsy midika fanesoana ve?
Moa koa mba fantatrao ve ny dikan'ireo voambolana lazainao ireo sa lazalazaina fahatany?
17. tsaramaso ( 22/08/2007 22:20)
An3 ka !!!

Andriamanitra # devoly
baal = devoly
allah = baal
18. fijo ( 22/08/2007 22:21)
tsiky dia ampy eto ry namana.ka aza rarna ko any hehy.

ny voambolana inona no tianao azavaiko eto????
19. gasynamana ( 22/08/2007 22:25)
Tsy mandrara aho fa izato fombanao manao zinona ny hafa no halako.
Ny voambolana indray dia ireo voalazanao ireo, mba hazavao kely hoe.
20. fijo ( 22/08/2007 22:30)
hoaday efa amantaonany aho no teto tsy nisy nahatsiaro fa nanao izany.sa nenareo le tsy azo hiadiana hevitra fa izay dia mangina daholo??????
inona le voambolana ??devoly ve.raha ny finoana kristianina no arahana dia samy manankery lehibe ireo.dia andriamanita sy satana,le andriamanitra anefa dia naseho foana amin'ny hendrik fotsy,fa le satana hendrika mainty.sa voambolana aiza indray le tsy mazava???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.0496