silamo

21. gasynamana ( 22/08/2007 22:46)
Dia mba mahagaga indray raha izany. Tsy mba fomban'ny olona tia ady hevitra ny manao izao fombanao izao mantsy. Mety te hiteny ihany ny hafa saingy minia tsy mijery ny hadalanao angamba na efa niteny ihany fa modianao adala.

Dia ireo ve mba fanazavana azonao omena mikasika ny hoe: devoly sy Andriamanitra? Kely loatra, tena tsy ampy mihitsy. Raha izay no hany mba fahalalanao mikasika azy ireo dia tsara ny manontany aloha na mandalina fa tsy mitsikera be fahatany toy izao. Ataoko fa samy vonona ny hanome fanazava araka izay tratra ny rehetra eto raha sitrakao ny handray azy, nefa raha tsy tianao moa tsy misy terena, saingy mahasadaikatra ihany ny miady hevitra amin'ny olona manao toton'omby bory.
22. cutie ( 22/08/2007 22:53)
si soanja no taididiko efa niresaka lava be momba an'io finoana silamo io .
Za alou tsy mahay e :lol:
23. fijo ( 22/08/2007 23:03)
gasy namana ka mba lazao ary aloha ny fantatrao momba ireo fa enao mantsy tsy miteny akory fa mitsara fotsiny.raha mazava mantsy mety mba hampivavaka ahy ihany ngamba
24. gasynamana ( 22/08/2007 23:27)
raha mazava mantsy mety mba hampivavaka ahy ihany ngamba

Ny zavatra tokony hatao voalohany aloha dia ny miezaka manavaka ny atao hoe: finoana sy ny hoe: Vazaha mpanjanaka. Raha hainao ny manavaka an'ireo dia ho mora aminao ny mandray ny finoana
25. ikaretsaka ( 22/08/2007 23:30)
tsaramaso.. porofoy hoe ny maha baal ny allah fa liana be aho.
sarotra be manko ny maka decision mitsaratsara sy manaratsy foana amin-javatra tsy hay akory
26. piste ( 22/08/2007 23:35)
Olona tsy misaina na tery saina avy hatrany no azo hitsarana an-dRatsaramaso. Zavatra tsy fantatrao akory ve ny momba ny silamo, dia avy hatrany tonga dia milaza fa allah= baal. Raha nahalala momba2 ny Silamo angamba ianao dia tsy nilaza an`io akory.
27. LazaDaddy ( 22/08/2007 23:55)
tsaramaso:
Ry zalahy mampalahelo mihitsy !!! mieritreritra zao ireny hoe mivavaka amin'Andriamanitra
fijo:
matin'ny jihad eo ialay an.isika mantsy e,ny andreo mantsy vao tsy mitovy aminy dia pan,na boummmmm


Jesosy:
eny, ho avy ny andro, ka ataon'izay rehetra mamono anareo fa manatitra fanompoam-pivavahana ho an'Andriamanitra izy. Ary izany no hataony, satria tsy fantany ny Ray na Izaho.
28. ikaretsaka ( 23/08/2007 00:06)
dia mivavaha ho an'ny fandinihan-tenany
29. Kwasi ( 23/08/2007 00:22)
Ataoko angamba fa na dia hoe ady hevitra aza no atao dia ataoko fa tsy toerana faniratsirana finoan'olona eto.

Raha ara-tantara dia ny silamo no nanome ny fahafahana ny olona hahalala sy hikaroka sy namorona ny universite. Ka nahatonga izao fandrosoana lasa lavitra izao.
Ny fondamentalisme (izay niteraka ny jihad sns) dia misy koa @ finoana hafa fa tsy eo @ silamo ihany, fa izany hoe ny an-dry zareo moa no malaza.
I George Bush ohatra dia sponsoriser n'ny fondamentaliste protestanta amerikana. Ka ity resaka "axe du mal" ity dia mamofona an'io fondamentalisme io.
30. ikaretsaka ( 23/08/2007 02:04)
izay ilay hoe mila lanjalanjaina
indrindra ilay "fanatique" tsy mahafantatra tsara ny maha "fan" azy ireny akory fa "fanifanim-poana"
31. niryna ( 23/08/2007 06:13)
Lasa H.S be ilay izy,izay mahalala mba aoka hitantara fa manjary mifandramatra amin'ny tsy misy dikany eto.
Tokony hifantakatia daholo na kristiana na tsy izy,tokony hajaina sy mba tiana ho fantatra koa izany ny fivavahany fa tsy lasa mitatra any amin'ny hafa.:cry:
Vao teo isika no niresaka ny fifankatiavana iray ao amin'ny Tompo,iray eo amin'ny fanahy,iray eo amin'ny finoana,ary iray eo amin'ny batisa sy Atra.
Dia izao koa izany isika tokony ho iray eo amin'ny mpiray tanindrazana ary iray eo amin'ny firenena rehetra,mitia ireo olona izay noheverina fa tsy mitovy firafitra amin'ny finoantsika.:D
32. tsaramaso ( 23/08/2007 09:18)
Iza ireo mitsara an\'i tsaramaso ireo ????? ikaretsaka sy piste !!!! dia aleonareo i tsaramaso no enjehina ve ???? tssssssss !!!! ianareo no miteniteny foana tsy mahafantatra akory.

Efa mihidy ny sainareo !!! Efa nataonareo ho fahamarinana izay hevitra efa azonareo voalohany any ka lasa \"les imbéciles ne changent pas d\'avis\" ianareo !!!!!! fa modimody mba liana fotsiny mba hiandrasana kendry tohana haminganana an\'i tsaramaso !!!

Ka izany ve no olona hiresahana ??? tsssss !!!!! aleo miteny in-1 na 2 dia mijanona hatreo

kwasi >>>
dia lazaivo koa fa silamo i Pythagore sy Archimède, ry Hippocrate, sa silamo i Newton ? dia silamo koa ry Pasteur sy ry Fleming ? tsssss
Inona koa no ifampidiran\'ny silamo sy ny fandrosoana le ???!!!!

niryna >>>>
aoka hazava !!! mila tiavina ny olona mpivavaka silamo otran\'ny olona rehetra !!! Saingy mila ankahalaina ny ratsy dia ilay fivavahana silamo mangeja an\'ireo olona ireo !!!!
33. kally ( 23/08/2007 09:22)
Ny mampieritreritra ahy amin'ity finoana ity dia noho izy finoana lian-drà. Miala tsiny @ teny vahiny fa toy izao avy no vitsivitsy azoko entina eto : Le Coran, sourate 47,V.4 : "Lorsque vous rencontrez des infidèles, eh bien! tuez-les au point d'en faire un grand carnage."
Raha oharina amin'ny hoe "Mifankatiava ianareo, toy ny nitiavako anareo " Jaona 13,34 toa mifanipaka.

Tsy ho ary ho soratako eto daholo angamba fa io iray io fotsiny fa toa mibahan-tsehatra be aho.

Ka ny ahy dia izao ny fifandraisako amin'olona dia tsy miankina amin'ny finoany, fa miankina amin'ny fahaizanay mifanaja. Rehefa olona hita fa mifofo ny ainao izao ve tsy aleo miaro tena? Na inona na inona finoany.
34. ann ( 23/08/2007 10:20)
tsar any miady hevitra fa mahagaga ny sasany maniratsira ny hevitrin'ny hafa,
IO NO FINOANAY
ARY MBA MANDINIHA ALOHA ZAY VAO MILAZA ZAVATRA < OLOMBELONA ANAO NOMON"ATRA{ALLAH} SAINA MBA HANDINIKA .
NY RESAKA AVOAKAN"NY VAVA DIA AFAKA AMANTARANA NY AO ANATY SY NY MAHA-OLONA . aiza koa anao nahita ,sa ve anao mahay teny arabo no milazalaza fahatany io.
nde mba mijery voambolana ry anona fa aza milazalaza fahatany ,fa mahamenatra .
misy milaza teo fa hoe: FINOANA LIANDRA IO hevitrao io. [tsy holavaiko ny mikasika io fa aleo @ manaraka raha mety],
Mirary ary faly miarahaba antsika mpanaraka io finoana io , ary faly miarahaba nohon'ny fahatongavany volana SH'ABAN .
35. Achia ( 23/08/2007 10:44)
kay! tena misy manaikitra be ato zany an,:roll:
36. ikaretsaka ( 23/08/2007 11:23)
tsaramaso:

Iza ireo mitsara an\'i tsaramaso ireo ????? ikaretsaka sy piste !!!! dia aleonareo i tsaramaso no enjehina ve ???? tssssssss !!!! ianareo no miteniteny foana tsy mahafantatra akory.

Efa mihidy ny sainareo !!! Efa nataonareo ho fahamarinana izay hevitra efa azonareo voalohany any ka lasa \"les imbéciles ne changent pas d\'avis\" ianareo !!!!!! fa modimody mba liana fotsiny mba hiandrasana kendry tohana haminganana an\'i tsaramaso !!!

:roll:
tsy misy manenjika an'i tsaramaso eo fa i tsaramaso no mahatsapa tena sy mampiditra ny tenany hoe misy manenjika sy tezitra @ na pas!
azavao ny hevitrao ary fa aza mitatata fotsiny e!


37. ikaretsaka ( 23/08/2007 11:26)
raha miteny tsaramaso fa i tsaramaso dia tsy voanjobory, dia mba tokony hazavana hoe inonany antony
fa tsy ilaozana mitsefotsefotra! raha mahafantatra ianao dia hazavao ny antony aza e au lieu de mitsefotsefotra sy tezitra @ na pas eo!
38. Kwasi ( 23/08/2007 12:25)
tsaramaso:


kwasi >>>
dia lazaivo koa fa silamo i Pythagore sy Archimède, ry Hippocrate, sa silamo i Newton ? dia silamo koa ry Pasteur sy ry Fleming ? tsssss
Inona koa no ifampidiran\'ny silamo sy ny fandrosoana le ???!!!!



Ny silamo no namorona ny Universite.

Dia aza manao resajaza fa za tsy niteny hoe silamo reo olona ireo.
39. vavahady ( 23/08/2007 12:27)
aoka rehefa isika mamaly hevitra mba reponse ara-pahalalana no omena fa tsy reponse ambokony nohon'ny fijerena amin'ny lafiny ratsy ,fa mba tokony ho vokatra- n'ny fanadihadiana, fa tsy hoe izay nambara anao,izaho izao hanontany an'i kally hoe iza no tena lian-dra jesosy sa ny islam??
vakio ny baiboly misy aminao raha manana ianao, fa hoy i jesosy:
FA IREO FAHAVALOKO TSY NANAIKY HANJAKAKO IREO,DIA ENTO ATY KA VONOY ETO ANATREHAKO(LIOKA19:27)
FA LIAN'INN JESOSINAO ETO???????????????
40. ikaretsaka ( 23/08/2007 12:34)
Tsaramaso> tsy nahay izany zavatra hitany aby ry pasteur sy ry Fleming sy ry Hippocrate sy ny Newton sy ianao raha tsy nahay Al Jebra ko!

vavahady> toa ilay olona nataony example tary @ fanoharana no niteny an'io ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008