silamo
41. ikaretsaka
(
23/08/2007 12:37)
fa resaka silamo koa ity fa tsy resaka arabo ko>
tsy izay silamo rehetra dia arabo moa tsy izay arabo rehetra dia silamo avokoa

42. kally
(
23/08/2007 16:37)
ann:
tsar any miady hevitra fa mahagaga ny sasany maniratsira ny hevitrin'ny hafa,
[tsy holavaiko ny mikasika io fa aleo @ manaraka raha mety],
Mirary ary faly miarahaba antsika mpanaraka io finoana io , ary faly miarahaba nohon'ny fahatongavany volana SH'ABAN .
Moramora fa aza mora miakatra ohatran'io sao tapaka eo ity lalandrĂ ka hahita an'i Allah mialohan'ny fotoana eo:-D ento mora razoky a! dia asio tsiky kely dia ampy. Ilay teny voalazako farany vakiana tsara dia ho azonao ny tiana hambara fa aza malaky miaaaakatra!
43. niryna
(
23/08/2007 16:58)
tsaramaso:dia izay no antony noteneniko eo ambony eo
niryna >>>>
aoka hazava !!! mila tiavina ny olona mpivavaka silamo otran'ny olona rehetra !!! Saingy mila ankahalaina ny ratsy dia ilay fivavahana silamo mangeja an'ireo olona ireo !!!!
niryna:
Vao teo isika no niresaka ny fifankatiavana iray ao amin'ny Tompo,iray eo amin'ny fanahy,iray eo amin'ny finoana,ary iray eo amin'ny batisa sy Atra.
Dia izao koa izany isika tokony ho iray eo amin'ny mpiray tanindrazana ary iray eo amin'ny firenena rehetra,mitia ireo olona izay noheverina fa tsy mitovy firafitra amin'ny finoantsika.
ka ilay fivavahany tsy mbola misy nitantara akory tonga dia hoe homboy ,fatory,hiadio,hongoty hatrany amin'ny fakany.Tsy fantantsika fa tao anatin'ny maizina daholo isika rehetra no nahita jiro dia i kristy izany.Mila ho fantatra ilay izy dia hatory miandalana.Iza koa ny olona hivadika amin'ny finoany raha fanaratsiana tsy fantatra porofo no omena azy?:roll::D:D
Ny Tompo koa no nifidy antsika tsirairay fa raha ny sitrapon'ny nofontsika dia andao anao izay hiadanan'ny filan'ny nofo rehetra:roll:,rehefa nofidiany isika dia manampy ireo izay mbola ao anaty maizina,manoro azy,mampiseho fitiavana azy(io no tena zava-dehibe iray anisany mitaky ny atao hoe kristiana).:*:*:*(l)(l)(l)(l)(l)(l)
44. niryna
(
23/08/2007 17:34)
ikaretsaka:
tsaramaso:
Iza ireo mitsara an\'i tsaramaso ireo ????? ikaretsaka sy piste !!!! dia aleonareo i tsaramaso no enjehina ve ???? tssssssss !!!! ianareo no miteniteny foana tsy mahafantatra akory.
Efa mihidy ny sainareo !!! Efa nataonareo ho fahamarinana izay hevitra efa azonareo voalohany any ka lasa \"les imbéciles ne changent pas d\'avis\" ianareo !!!!!! fa modimody mba liana fotsiny mba hiandrasana kendry tohana haminganana an\'i tsaramaso !!!
:roll:
tsy misy manenjika an'i tsaramaso eo fa i tsaramaso no mahatsapa tena sy mampiditra ny tenany hoe misy manenjika sy tezitra @ na pas!
azavao ny hevitrao ary fa aza mitatata fotsiny e!
:roll::cry:
45. niryna
(
23/08/2007 17:37)
ikaretsaka:
raha miteny tsaramaso fa i tsaramaso dia tsy voanjobory, dia mba tokony hazavana hoe inonany antony
fa tsy ilaozana mitsefotsefotra! raha mahafantatra ianao dia hazavao ny antony aza e au lieu de mitsefotsefotra sy tezitra @ na pas eo!
inona no hidiran'ny voanjombory eto,tsy midika inona fa ataonao mifanaraka ny anarany ,izany ve tsy hafahafa be :roll:
aiza izy no tsy ho tezitra raha izany:wink:
47. ikaretsaka
(
23/08/2007 18:19)
dia sitrapony koa ny te ho tezitezi-poana.. rehefa tezitra izy, tsy za akory kosa no hiditra ao anaty atidohany hanao hoe aza tezitra ka.. m,itazona azy fotsiny aho
49. fijo
(
23/08/2007 21:08)
tsy rehefa milaz ahoe finoan aliandra io dia manenjika izay.izay no ita sy tsapa de lazaina,sa hodiana fanina indray.misy loahevitra vao nalefako momba ny tenin'i papa io.de maniratsira sy manenjika koa izany izy,nefa zavatra mivandravandra izao no lazainy????
gasy namana,aza sarahana ny vazaha mpanjanaka ny finoany,satria io finoana io no nentiny nanjanaka antsika.araho ny tantara malagasy sy ny tany amerika atsiko fa io finoa krisianina io no nentina nanjanahana.ary izay no nanaovan'i papa joany paoly II fialantsiny tamin'ny vahoaka tany.sa diso koa io???

50. tsaramaso
(
23/08/2007 22:09)
hahaha!!!! tsy mahazo resaka ikala niryna !!!!! fa iza no tezitra tamin'ny voanjobory teo le ??!!!! tsy misy tezitra eo sady tsisy hanao jihad e !!
na dia tsy dia misy idiran'i allah = baal aza
Ho an'i ann >>>
Voalohany aloha, tsy i allah no nanome saina an'i tsaramaso
Faharoa, hoy ianao hoe : "IO NO FINOANAY". Dia maninona ? Iza no tsy mahalala fa io no finoan'i Ahmadinejad ? Ben Laden ? sns ... Ka mba zovy loatra moa ianao ?
Na dia finoan'ireny olom-be ireny aza ny silamo, rehefa asan'ny devoly dia ialao.
Fahatelo, aza atao sorabaventy mankarary maso na dia mety ho fombanareo silamo aza ny mirotaka !!
ikaretsaka:hehe! efa manomboka miala amin'ny hateren-tsaina izy zany !!! ajanony any izany ny al jebra fa tsy silamo iny !!! fa ilay allah no silamo, dia tohizo ...
fa resaka silamo koa ity fa tsy resaka arabo ko
kwasi:mba tantarao hoe !! rehefa avy namorona ny sekoly i Charlemagne dia ... sa ?
Ny silamo no namorona ny Universite.
na dia tsy dia misy idiran'i allah = baal aza
Ho an'i ann >>>
Voalohany aloha, tsy i allah no nanome saina an'i tsaramaso
Faharoa, hoy ianao hoe : "IO NO FINOANAY". Dia maninona ? Iza no tsy mahalala fa io no finoan'i Ahmadinejad ? Ben Laden ? sns ... Ka mba zovy loatra moa ianao ?
Na dia finoan'ireny olom-be ireny aza ny silamo, rehefa asan'ny devoly dia ialao.
Fahatelo, aza atao sorabaventy mankarary maso na dia mety ho fombanareo silamo aza ny mirotaka !!
51. ikaretsaka
(
23/08/2007 22:41)
Allah tsy silamo mihitsy ka.. efa voalaza teo fa na ny Kristianina any @ tany Arabo aza dia izany no teny fiantsoana rehefa miantso an'Andriamanitra (rain'i jesoa) na Kristianina tsotra izao aza!
Mivavaha ange any @ Fiangonana Kristianina any @ tany arabo e
avy @ teny hoe Arameanina hoe "Ilaah" (Notenenin'i Jesoa tao @ Lioka hoe "Ilah ilaah lama sabaktani") io! anisan'ny Teny nampiasain'i Jesoa t@ fotoan'androNy ... Nataon'ny Jiosy hoe "Elohim io -->L H M (ny jiosy moa tsy manisy zanatsoratra amin'ny alphabet-ny)
dia tonga i Mohamedy (mahommet) dia io teny Arameanina io no No- Arabevany na nataony fomba fiteny Arabo...( toy ny hoe nogasiana) nataony fiantsoana ilay Andriamanitra toriany!
dia lasa diso fihevitra isika hoe lasa Silamo ilay izy nanomboka hatreo !
Tsara ihany ny mahafantatra noho ilay mi condamner sy miteniteny foana!

52. ikaretsaka
(
23/08/2007 22:46)
Tsaramaso> eto koa ramose dia diso fa tsy i charlemagne no namorona ny sekoly ( efa nianatra efa elabe ny olona, na t@ andro Grika sy Sinoa taloha be an'ni Charlemagne aza)
fa izy no nanery fotsiny hoe tsy maintsy mianatra ny Zaza sy ny daholobe tao @ Empire-ny

53. niryna
(
24/08/2007 06:02)
Nanontany olona iray aho izay manaraka io fivavahana io ka izao no noteneniny tamiko:
Zavatra roa lehibe no hinoan-dry zareo
1- Atra dia tsy hita maso no hinoanay hoy izy(unseen God) ary Atra irery ihany (we believe in one God).Tsy misy Atra hafa fa Izy irery.(Aza manana Andriamanin-kafa fa Izaho ihany).
Ary tafiditra ao anatin'izany koa hoy izy ny "Mahatokia an'Atra amin'ny fonao rehetra ,ny sainao rehetra ary ny fanahinao rehetra(Trust in the Lord with all your heart...)
2- Aza manao sarin-javatra voasokitra na sarin-vongana
3- Isika rehetra dia taranak'i Adama sy Eva daholo.
4- Ary Abrahama,Mosesy,Davida, Jakoba ,Kristy sy ny sisa dia mino sy manaiky ry zareo fa mpaminany daholo izy ireny.
Dia hoy aho hoe koa maninona ianareo mamono olona:roll:
Efa hatramin'ny voalohany mihitsy hoy izy no nisy ny famonoana olona.Ny ohatra nomeny dia i Kaina sy Abela.
Ny didy folo ataonareo hoy izy dia arahanay koa ka raha ohatra ianao mamporisika ny zanakao hamono ny namany dia ny fampianarana sy ny fitaizana nataonao taminy no tsy mety :arrow:manome tsiny ny fampianarana aho.
Fa raha sitraponao no namono olona tsy nisy nanery dia ianao no diso fa tsy ny fampianarana,dia toy izany koa hoy izy ny finoana izay anay,tsy izahay mihitsy no naniraka azy ireo fa izy no nivadika toy ny satana nivadika.
Io izany no fanazavana nomeny ahy.
Ny tsy fantatro fotsiny dia noho ny olona maro namono olona(izay toy ny rehetra nataon'ny satana fitaovana ) ve no mahatonga ny sasany manana fankahalana azy?
satria eran-tany misy azy daholo ka ny kristiana tsy miteny mihitsy ny isany raha oharina an-dry zareo.
Ireo hono no tena lehibe aminy ary manaraka ny didy folo koa izy.

54. Kwasi
(
24/08/2007 10:06)
Izao e, ny fivavahana dia azo ampiasaina @ izay tiana ilavana azy. Ka tsy ilay olona na antokon'olona nampiasa azy hanaovandratsy na amonoana olona akory no ilazana fa ratsy ny fivavahana iray.
Na ny cristianisma io na silamo samy nampiasaina daholo namonoana olona.

55. ikaretsaka
(
24/08/2007 11:43)
niryna> ny manompo (worship) sary na mivongana na tsia vongana no tsy azo atao ka.. fa tsy ny manao sarivongana hafa mihitsy
samihafa ny mi Worshiping sy ny Devotion
samihafa ny manompo sy ny manaja!
ivereno jerevana indray ny baibolinao fa sao diso dika indray!

56. niryna
(
24/08/2007 18:45)

ka tsy baiboliko io,fa an'ny silamo ka.
Misy hitovizana ny didy folo hono fa ny antony mampisaraka sy ny tsy hitovizana dia eo no mipetraka ny fanontaniana ho an'ireo namana silamo.
57. facri
(
24/08/2007 20:52)
Manaona daholo.
Mialatsiny moa raha izao vao afaka nandalo ka tsy afaka nadray anjara tamin\'ny fampitan-kevitra matetika ny tenanay..
Misaotra betsaka ho an\'ireo izay namaly rehetra.
matoa misy ny finoana dia nohon\'ny mahasoa ny olom-belona manokana,satria ny fivavahana ataony dia miverina ary manavotra azy amin\'ny andro farany(resurection)Ireo finoana lehibe telo((Juife,Christian,Islam) rehetra moa izany dia islam avokoa ny anarany ,izany hoe mitsangana amin\'ny fanompoana an\'Andrimanitra tokana iray ihany.Ny Juife no finoana voalohany tamin\'ireo telo lehibe ireo ary maro ny banga tamin\'ny lalany, ka nalefan\'Andriamanitra i Kristy mba hameno izany bamga tamin\'ny lalan\'ny finaona juife izany, kanefa rehefa nohon\'ny taty aoriana dia maro koa ireo hosokosoka tamin\'ny finoana kristiana dia tonga ny finoana silamo hameno izany banga rehetra izany....

58. fijo
(
24/08/2007 21:52)
raha ity fanazavana farany ity dia milaza ankolaka fa ny slamo no finoana feno sy ampy indrindra.raha ny tsapako manokana aloha dia lavitra be an'izany io finoan aio.ny fandeferana dia tsy itako amin'ireo mpino io finoana io mihintsy.
ohatra,ny silamo dia manangana moske nizanainza.nefa ny tany tena mampiatra ny finoana silamo tsy maaiky mihintsy ny hananganana fiangonana any aminy????aiza ny fandeferana eto.
raha hanambady silamo enao,dia enao no tsimaintsy mivadika silamo na vavy na lahy.aiza ny fandeferana ???

60. piste
(
24/08/2007 22:08)
Ry Tsaramaso tokoa toa aviavy be ihany. Sao dia tsy zakanareo ilay izy ka manjary mitsefotsefotra vao maraina eto.