silamo
62. tsaramaso
(
24/08/2007 23:15)
Fa aleo aloha ity averina amin'i piste fa tsy mahazo resaka ilay razoky :
>>> Olona tsy misaina na tery saina avy hatrany no azo hitsarana an-dRapiste
Teny arabo io fa tsy teny arameanina izany.
>>> Fehiny : diso daholo ny fanazavan'i ikaretsaka rehetra hatreo !!!
Momba an'i Charlemagne, tsy hitsingoloka ny dikan'ny hoe 'sekoly' aho, fa lasa hifampizizo amin'ny resaka mivoana eo.

ikaretsaka:Porofoy ary fa ilay teny arameanina notenenin'i Jesoa ilay "Ilaah" !! Fa tsy hoe "Eli Eli ..." na "Eloi Eloi".
avy @ teny hoe Arameanina hoe "Ilaah" (Notenenin'i Jesoa tao @ Lioka hoe "Ilah ilaah lama sabaktani" io! anisan'ny Teny nampiasain'i Jesoa t@ fotoan'androNy ... Nataon'ny Jiosy hoe "Elohim io -->L H M (ny jiosy moa tsy manisy zanatsoratra amin'ny alphabet-ny)
dia tonga i Mohamedy (mahommet) dia io teny Arameanina io no No- Arabevany na nataony fomba fiteny Arabo...
Teny arabo io fa tsy teny arameanina izany.
>>> Fehiny : diso daholo ny fanazavan'i ikaretsaka rehetra hatreo !!!
Momba an'i Charlemagne, tsy hitsingoloka ny dikan'ny hoe 'sekoly' aho, fa lasa hifampizizo amin'ny resaka mivoana eo.
63. tsaramaso
(
24/08/2007 23:24)
>>> ho an'i niryna
Zao fotsiny ohatra : tsaramaso vs voanjobory
Atao ny fampitahana :
- % amidon
- % sucres
- % protéines
- % matieres grasses
- calories/grammes
sy ny etsetra rehetra ...
Mifanakaiky mila hitovy mihitsy ireo. Na mbola ny propriétés physiques an'ny tsirairay @reo koa aza mbola mifanakaiky mila hitovy daholo koa.
Ka raha ohatra ka io fanazavana io no hilazana fa mitovy Andriamanitra sy allah, dia ohatra ny milaza i niryna hoe tsaramaso = voanjobory. Kanefa ange ny iray ka any ambanin'ny tany e !!!!!

64. tsaramaso
(
24/08/2007 23:28)
>>> ho an'i facri
Lainga vokatry ny asan'ny devoly daholo ireo nofahanana an'i facri ireo !!!!
Tsisy banga fenoiny izany ny silamo fa mandrava ny efa !!!! fivavahana mivoana tanteraka !!!! Olom-boafitaka daholo ny 99% amin'ireo mpivavaka silamo ireo

65. piste
(
25/08/2007 03:13)
T@ izao mbola T5 dia nolazaina fa ny tsaramaso hono mamparanintsaina. Ny zavatra tsapako ato anefa toa mifanohitra @ izany.
Manana soson-kevitra aho hoe Maninona raha ovaina Voanjobory mba mifanaraka kokoa @ ...

66. Mitah
(
25/08/2007 04:33)
ikaretsaka:
raha miteny tsaramaso fa i tsaramaso dia tsy voanjobory, dia mba tokony hazavana hoe inonany antony
fa tsy ilaozana mitsefotsefotra! raha mahafantatra ianao dia hazavao ny antony aza e au lieu de mitsefotsefotra sy tezitra @ na pas eo!
:roll:
67. facri
(
25/08/2007 10:09)
Hoy i Tsaramaso
\"Lainga vokatry ny asan\'ny devoly daholo ireo nofahanana an\'i facri ireo !!!!
Tsisy banga fenoiny izany ny silamo fa mandrava ny efa !!!! fivavahana mivoana tanteraka !!!! Olom-boafitaka daholo ny 99% amin\'ireo mpivavaka silamo ireo \"
Mba omeo porofo aho ry Tsaramaso amin\'izany teninao izany,fa ny 99% ny mpino silamo dia olom-boafitaka avokoa.....
Fijo,ianao tena fijo marina,
Ie, mpino silamo aho..
Fijo !ny fanambadiana ve?Aza tonga dia miteny hoe izay manambady silamo dia tsy maintsy tonga dia mivady silamo na lahy na vavy !!!
omeko porofo mivaingana be iray fotsiny ianao,
jereo tsara ohatra ny karana eto madagsacar,ahoana ny fomba anambadian-dry zareo,ny lehilahy afaka manambady vehivavy malagasy ihany fa ny vehivavy karana sarotra tena sarotra na dia misy ihany aza ny manambady gasy....
,ary ahoana ny lalan\'Andriamanitra Ilay lehibe indrindra .......
Jereo tsara ny lalan\'Andrimanitra:
Ny lehilahy silamo afaka manambady ny vehivavy mpino silamo mitovy aminy ihany na tsy mitovy finoana aminy kanefa kosa tsy azony atao ny manambady ireo mpanompo sampy na ireo tsy manampinoana.
fa ny vehivavy kosa dia tsy azony atao ny manambady ankoatran\'ny lehilahy mpino silamo na dia misy aza ireo vehivavy mpino silamo manambady ankoatran\'ny mpino silamo nohon\'ny tsy fahampian\'ny fahaizany ara-pinoana....
jereo sy diniho tsara izany lalan\'olom-belona izany nataony ho an\'ny fianakaviany sns sns mba tsy iparitahan\'ny taranany.
Ny an\'Andrimanitra kosa dia maro ny antony,voalohany dia ny fiarovan\'Andrimanitra ny finoany satria ny vehivavy dia manaraka ny finoan\'ny vadiny ..
Ny faharoa dia ny vahivavy no olona voalohany mikarakara ny zanany ka hitaiza ireo zanany amin\'io finoana io..Fijo,eritrereto amin\'izay hoe inona ny antony nanaovana izany lalana izany, ka tsy tokony arahina ve ny lalan\'Andriamanitra nohon\'ny lalan\'ny olom-belona,iza amin\'ireo no tokony mendrika arahina, mba valio aho???Dia raha manaraka an\'io lalana io va dia very ianao???/
mba valio aho!!!!

69. todisoa2
(
25/08/2007 12:45)
samihafa ny finoana (dogme sy éthique) ka sarotra ny miady hevitra. Ny hany azo ekena dia ny manaiky ny fifampisiana (co-existence), ary mifanaja aram-pinoana.
70. ann
(
25/08/2007 13:21)
hoy TSARAMASO:
ay mbola misy 1% zany tavela.
mba hamarino ny valinteninaoo tompoko.
Maro tokoa zao ny zavatra miseho, ary saika natao mba hanaratsiana ity finoana ity avokoa izany[ohtra :11 sept ]ataoko angamba fa nanomboka teo ny olona dia nanana fijery ratsy ity finoana ity,
NY ATAO HOE MPINO SILAMO [MUSLIM] dia olona zay manaiky sy makatoa ny lalana zay misy ao @ ity finoana ity , maro ny voafitaka ary ao koa ny mihevitra fa izay arabo na avy @ tany arabo dia silamo avokoa ,tsy izay miakanjo lava sy manao satro-bory tsiakory no mpino fa zay manaiky ny lalanan'ilay avo indrindra ,
ka aoka sika ianareo zaay mba manana fahalalana mba mandiniha aloha zay vao milaza zavatra , mercii
Olom-boafitaka daholo ny 99% amin'ireo mpivavaka silamo ireo "

72. piste
(
25/08/2007 21:43)
Rehefa mba mamoaka hevitra ry tsaramaso dia mba omeo porofo mazava fa aza manao affirmation gratuite fotsiny. Ataoko na t@ 3eme dia efa nampianarana an`izany.
Ny fahitako anao ho`aho dia tsy mahay na dia kely ny momba2 ny Silamo fa dia mandray an-tendrony izay voalazan`ny olona na haino aman-jery.

73. facri
(
25/08/2007 21:45)
Manao ahoana daholo.
Misaotra an'ireo namaly.
Ny fahitako manokana izao dia i tsaramaso partie contre foana,mba mifanakalo hevitra anie isika eto..
ann,misaotra betsaka amin'ny fanampiana e...
todisoa2 misaotra anao amin'ny fampitana hevitra..

74. ikaretsaka
(
27/08/2007 03:58)
niryna:
Hoy aho
niryna> ny manompo (worship) sary na mivongana na tsia vongana no tsy azo atao ka.. fa tsy ny manao sarivongana hafa mihitsy
samihafa ny mi Worshiping sy ny Devotion
samihafa ny manompo sy ny manaja!
ivereno jerevana indray ny baibolinao fa sao diso dika indray!
novaliany hoe
ka tsy baiboliko io,fa an'ny silamo ka.
Misy hitovizana ny didy folo hono fa ny antony mampisaraka sy ny tsy hitovizana dia eo no mipetraka ny fanontaniana ho an'ireo namana silamo.
Ah ok, ouf!! gaga aho manko
75. fijo
(
28/08/2007 23:19)
facri,aminao izany dia mety sy normaly raha ny vehivavy kristianina sy jiosy tsimaintsy mivadika silamo fa ny vehivavy silamo tsy mahazo mivadika kristianina sy jiosy raha manambady???izay le fanananareo fandeferana.
arabia saodita mamatsy vola moske naiza naiza.ary mba azo hananganana eglizy iray ve any?????sa aminareo izany no atao hoe mitovy?????

76. ikaretsaka
(
28/08/2007 23:59)
Porofoy ary fa ilay teny arameanina notenenin'i Jesoa ilay "Ilaah" !! Fa tsy hoe "Eli Eli ..." na "Eloi Eloi".
Teny arabo io fa tsy teny arameanina izany.
>>> Fehiny : diso daholo ny fanazavan'i ikaretsaka rehetra hatreo !!!
nasainao noporofoina ka de
Porofo ary:
henoy fotsiny ny filanton'ilay teny anankitelo sy ny fanenony
samy manana ny fomba fanoratany azy.. ny an'i masindahy Lioka dia io no nolazainy, satria nataony t@ teny hebrio ilay tantara vao navadiny grika, raha mijery ny tantaran'i lioka dia sady niteny Hebrio Rangahy no niteny arameanina ( mandehana mianatra Hebrio )
dia ny nanoratan'i Lioka azy dia Izay mety fiteniny!
ohatran'ny gasy ihany io..
Raha olona ohatra no tiana tenenina dia sady misy manao azy hoe "olona" no "ologna" no "olo"!
Misy nindramina betsaka t@ teny arameanina ny teny arabo ohatra hoe Barabas=Bar Abba=fils de son pere=zanaky ny Ray. Ohatrantsika hoe misy teny nindramina avy amin'ny teny vahiny sasany (pataloha, solaitra, latabatra, sns...)
77. fijo
(
29/08/2007 22:17)
ary elahy(elah) sy allah kosa sao iray ihany????tsy ise no resahako fa le fanonona koa io.
78. rabilabila
(
04/09/2007 13:47)
Tsetsatsetsa tsy haritra kely ho an'i "tsaramaso"
Ny testamenta taloha no fototra iombonan'ny réligions monothéistes ( kristianina ,silamo,judaisme) .Nefa ianao dia milaza ny andriamanitry ny hafa ho devoly ?Aiza re izany e!! Izay foana ny mahavoa ny mpino iringiriny ,milaza azy ho ambonin'ny hafa foana , ary milaza azy ho tompon'ny fahamarinana.
Avy any orient no nipoiran'ny sivilizasiona maro ( mozika , marika .......).(klin d'oeil kely :na ny andro malagasy aza avy any no nalaina :al'atnainy , a'talata ,al'robia,al'kamisy , al'zoma , al'sabat,al'ahad )
Milaza i "tsaramaso " hoe tsy misokatra ny hafa ? Mandehana aloha manao revision kely fa aza dia mampiasa (adepte)loatra ilay atao hoe :" imposture intellectuelle " ka rehefa tsy mahita havaly dia ahodina ny resaka na cibler-na ilay olona nitondra ilay resaka .
Sinon ,mahaliana ny manaraka ny adihevitra momba ny finoana amin'ny ankapobeny na dia tsy mino an'iza n'iza aza ny tenanay.