mitady torohevitra

1. xxx ( 19/08/2007 00:40)
ahona ny atao raha te hanapoitra sary ato @ forum?
tsy mandalo site internet fa sary avy ao @ pc no ampoitra forum ho dinihana ! misaotra mialoha
novalian'i frazy ny 05/09/2007 08:46
2. sakaizakely ( 22/08/2007 19:36)
manokatra onglet hafa www.imageshack.us
de browse image ze tinao apetraka

rehefa vita ny téléchargement de misy links maromaro eo
ery ambany indrindra ery misy hoe direkt link to image
copier-vo io link io
miverena ao @ forum
coller-vo ilay link
re-select indra ilay link de mi klik an'ilay hoe img eo ambonin'ilay varavarankely fametrahana hevitra
3. wanalen ( 03/09/2007 16:23)
nanadrana fotsiny zah an! merci fa ohatran'ny mety
4. fasaly ( 03/09/2007 16:36)
wanalen: tsy mila manadrana i toi fa savy de assuré!:-P;-)
5. wanalen ( 03/09/2007 18:37)
marin 'izany ry fasaly ah! andrana amin'ilay sary hodinihina izy io ka asssa raha misy azo hambara sa ahoana! lol
6. frazy ( 05/09/2007 08:46)
tsy ratsy kosa le sary an!:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5255