pb pc

1. xxx ( 19/08/2007 07:18)
Miala tsiny fa tsy te-hametraka ps ny tenako.

Manana olana @ pc aho ka mba mangataka fanazavàna sy fanampiana raha azo atao. Misaotra mialoha ho an'izay mandray anjara

Toy izao ny zava-miseho:
manana pc aho dia windows XP ilay izy fa @ teny anglais
de nasiana virus avast @ teny frantsay nony efa no-demarrer-na anefa de tsy misokatra ny bureau.
Inona no mahatonga izany,
inona ny tokony hatao,
izaho tsy mahay resaka teknika @ resaka informatika
Inona ny tsara ho fantatra
novalian'i frazy ny 07/09/2007 10:28
2. LazaDaddy ( 20/08/2007 06:35)
...tsy misokatra ny bureau. Inona no mahatonga izany?
Toa efa voavalinao io fanontaniana io angamba ka!
de nasiana virus
3. fahamarinana ( 20/08/2007 09:27)
LazaDaddy:

...tsy misokatra ny bureau. Inona no mahatonga izany?
Toa efa voavalinao io fanontaniana io angamba ka!
de nasiana virus


antivirus kosa angamba no tiany tenenina fa mba diso tsipelina e.Avelako ho an'ny specialiste fa za tsy dia mahay koa dia mankahery anao

4. tsaramaso ( 22/08/2007 21:37)
http://www.linux.org/
http://www.linux.com/
5. ikaretsaka ( 23/08/2007 02:18)
fa nilaina ve ny namadika azy teny faran'ny tsy hay?
6. frazy ( 07/09/2007 10:28)
efa vita ve le pc nao zao sa mbola tsy resolu le izy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7322