Pretra miangavy ny olona hivavaka @ Allah

1. LazaDaddy ( 20/08/2007 06:04)
"Catholic churches in the Netherlands should use the name Allah..." http://www.inthedays.com/the-falling-away/bishop-urges-christians-to-call-god-allah/#more-1429 ny tohiny.

Ahoana ny hevitrareo?
2. Mandefitra ( 20/08/2007 06:56)
Zao ngamba le firaisam-pinoana? Jesosy lasa Jesoa, God lasa Allah :?:
3. LazaDaddy ( 20/08/2007 07:05)
Mandefitra> dia ny Fiangonana lasa Moske?
4. menalamba ( 20/08/2007 11:32)
Mba té ho fanta-daza koa angamba ilay pretra io ka milaza izao antsanga tsy aman'orana izao?:-/
5. kally ( 20/08/2007 13:04)
Hevitr'ilay pretra "manokana io" fa raha ny mponina any Nederland dia mangatsiaka tanteraka amin-dry zareo silamo hatramin'ny namonoany an'i Theo Van Gogh. Ny minisitry ny fifindra-monina Rita Verdonk koa dia nandroso volavolan-dalàna mandrara ny fisalobonana any @ tranom-panjakana, ny lamasinina sy ny gara ets.Ka asa izay mba tian'ilay môpera hatao!
6. ikaretsaka ( 20/08/2007 13:46)
Mba vakio tsara aloha ilay article!
Laza angamba efa mahalala fa rehefa mivavaka any Indonesie ny Katolika dia Allah tokoa ny iantsoana an\'Andriamanitra!

Raha mivavaka any @ tany arabo ka fiangonana Katolika koa dia manao allah

tsy misy hafa amin\'ny antsika hoe \"Andriamanitra Andriananahary\" io. Ny antony dia tsy misy teny \"raha tsy hoe hamorona vaovao\" mahalaza ny hoe Andriamanitra afa tsy ny hoe Allah any amin-dry zareo!

fa raha kosa hoe any frantsa kosa ve ianao no manao hoe .. mivavaka eo dia faranana hoe \"par Jesosy Tompo Andriamanitray\" dia tsy ho hendratra koa ve ny olona?:wink:
@ izay cas izay aho dia tsy manaiky!:lol:

Amiko raha any @ ireny toerana ireny (Arabo) ka tsy manana termes hiantsoana Azy ilay fiteny, da ny nahazatra azy dia Allah, manninona?

sady ny allah anie isika no mi interpret azy hoe silamo e... mitovy amin\'ny teny hoe Elohim io

ary efa notenenina ny teny hoe Allah Talohan\'ny nahatongavan\'ny silamo.
sady teny Semita ange ny H L M nahatonga ny hoe Elohim, sy nataon\'ny Arabo hoe Allah e.

Teny arabo io tompoko fa tsy teny Silamo, ary tsy hoe izay arabo rehetra dia silamo avokoa!!
7. Jeankely ( 20/08/2007 13:56)
Dieu, God, Allah midika Andriamanitra fa ny Resaka Jesus sy Mohamad no tsy hiraisana.
8. bosista ( 20/08/2007 14:20)
marina ny an'i karetsaka amin'io, fa ny arabo kristianina dia miantso Allah koa ry zareo,raha manana havana any liban ianareo dia azo anontaniana an'izany na raha misy gasy any liban eto amin'ny serasera, na tany arab hafa ankoatry liban, teny arab io fa tsy teny islam, islam c la religion!
9. kally ( 20/08/2007 16:40)
ikaretsaka:

Mba vakio tsara aloha ilay article!
Laza angamba efa mahalala fa rehefa mivavaka any Indonesie ny Katolika dia Allah tokoa ny iantsoana an\'Andriamanitra!

Raha mivavaka any @ tany arabo ka fiangonana Katolika koa dia manao allah



Ny adinon'Ikaretsaka dia manana ny fiteniny zareo neerlandey (De God)hanondroana an'Andriamanitra fa tsy ilainy ny mampiasa Allah, ka nahoana izy no terena hanao Allah?:roll:

10. ikaretsaka ( 20/08/2007 22:44)
fantatro ka... oy ao teo ambony

raha kosa hoe any frantsa kosa ve ianao no manao hoe .. mivavaka eo dia faranana hoe "par Jesosy Tompo Andriamanitray" dia tsy ho hendratra koa ve ny olona?
@ izay cas izay aho dia tsy manaiky!

11. LazaDaddy ( 20/08/2007 23:51)
kally:
Ny adinon'Ikaretsaka dia manana ny fiteniny zareo neerlandey (De God)hanondroana an'Andriamanitra fa tsy ilainy ny mampiasa Allah, ka nahoana izy no terena hanao Allah?
Ka tiany avadika ho tany arabo angamba na tany silamo i Netherlands.
12. ikaretsaka ( 20/08/2007 23:58)
efa io ambony io annie no nolazaiko fa tsy haiko koa hoe mason'inona ny anareo no mamaky

ikaretsaka:
raha kosa hoe any frantsa kosa ve ianao no manao hoe .. mivavaka eo dia faranana hoe "par Jesosy Tompo Andriamanitray" dia tsy ho hendratra koa ve ny olona?
@ izay cas izay aho dia tsy manaiky!
13. LazaDaddy ( 21/08/2007 00:03)
:) fa amin'ito cas ito ve izany ikaretsaka manaiky? :)
14. booboo ( 21/08/2007 00:12)
Ikaretsaka > re-ka ny néerlandais ange efa manana ny iantsoany an'Atra e ! koa maninona no asaina hiantso Azy hoe Allah ? Sady tsy tany arabo ny any Netherland raha tsy diso aho...na zà no tsy mamaky tsara tokoa na ianao no tsy mahay mampita mazava ny hevitra tianao tenenina :roll:
15. ikaretsaka ( 21/08/2007 02:17)
ka io hoa tsy tokony asiana olana intsony @ zao fotoana izao:

ohatran'ny vatican 2 iany io.. navelany hoe Andriamanitra, tompo , Jesoa, no iantsoana an'andriamanitra, dia tsy maninona koa na Jesum Cristium na Iaveh na Deo.
nareo anie no tery saina @ izany e ny anareo i Jesosy sy i Jeovah ihany!
16. LazaDaddy ( 21/08/2007 02:25)
ikaretsaka> ny resakao dia "miaka-midina toy ny lelon-jaza" hoy isika Malagasy :) Soa fa tsy voafafa fa eo ambony eo daholo mba ahafahanao miverina mamaky azy :)
17. ikaretsaka ( 21/08/2007 15:50)
jereo izay miaka midina amin'izany!:wink:
na izaho na ianao!
Fa aminay na Jehova na Iaveh na Zezo na Jesoa na Elohim na Tompo,
fa mba rehefa azo atao dia ny Jesoa sy ny Tompo no mba atao

Zahay manao Dominus Vobuscum, no manao Ho aminareo anie ny Tompo no hoe aminareo anie Iaveh.. ary na Zezo aza ny nahazatra hatrizay dia manao Jesosy rehefa miresaka aminareo! na efa nifanarahana fa I jesoa aza no iantsoana azy, rehefa hita fa izay no mahazatra anareo.
fa ianareo nga manao??:roll:
mandiniha tena tsara!
18. booboo ( 21/08/2007 19:37)
:roll: ...inona no antony hanovana an'i De God ho Allah eo @ samy katôlika any (cf sujet) ? Sady tsy zatra miantso Allah ny katôlika any no tsy hoe rehefa miresaka @ tsy katôlika ihany no ampiasaina io ?
Izay ilay sujet fa tsy hoe "izahay" bla bla bla dia "nareo" bli bli bli :roll:

19. ikaretsaka ( 21/08/2007 19:58)
Raha mivavaka any @ tany arabo ka fiangonana Katolika koa dia manao allah

tsy misy hafa amin'ny antsika hoe "Andriamanitra Andriananahary" io. Ny antony dia tsy misy teny "raha tsy hoe hamorona vaovao" mahalaza ny hoe Andriamanitra afa tsy ny hoe Allah any amin-dry zareo!

fa raha kosa hoe any frantsa kosa ve ianao no manao hoe .. mivavaka eo dia faranana hoe "par Jesosy Tompo Andriamanitray" dia tsy ho hendratra koa ve ny olona?
@ izay cas izay aho dia tsy manaiky!

Amiko raha any @ ireny toerana ireny (Arabo) ka tsy manana termes hiantsoana Azy ilay fiteny, da ny nahazatra azy dia Allah, manninona?

sady ny allah anie isika no mi interpret azy hoe silamo e... mitovy amin'ny teny hoe Elohim io

ary efa notenenina ny teny hoe Allah Talohan'ny nahatongavan'ny silamo.
sady teny Semita ange ny H L M nahatonga ny hoe Elohim, sy nataon'ny Arabo hoe Allah e.

Teny arabo io tompoko fa tsy teny Silamo, ary tsy hoe izay arabo rehetra dia silamo avokoa!!
20. fijo ( 21/08/2007 21:44)
sao dia pretra efa mitady hivadika ary io?????tsy any indoneziaanie lery na any libanona,fa atsy avaratra andrefana atsy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1864