Pretra miangavy ny olona hivavaka @ Allah

21. ikaretsaka ( 21/08/2007 21:55)
fijo> andao koa isika roalahy hiteny hoe Zanahary no atao anaran'i Dieu rehefa any Frantsa ko!

rehefa avy mivavaka dia farano hoe .. par Zanahary!
na ataovy hoe :
Prions.... o Zanahary!

dia tsy raharahantsika na lazain'ny Gasy fa mpanompo sampy indray isika satria miantsoantso zanahary
22. fijo ( 21/08/2007 21:59)
ka raha any mada dia mety io,fa isiak tsy any.eo e olana
23. ikaretsaka ( 21/08/2007 22:05)
izay mantsy no nolazaiko ary ambony ary.
fa tsy itako koa izay olana amin'izany ange e
Isika izao dia Andriamanitra no nahazatra antsika.. nozarin'ny Vazaha isika hoe Jehovah dia raiki tampisaka ny sasany hatr@ izao. misy sasany efa niverina annao tompo sy andriamanitra ihany!

dia mba averina ko!
24. fijo ( 21/08/2007 22:16)
ka le pretra resahina eto anie toa ao hollande e
25. LazaDaddy ( 22/08/2007 01:54)
fijo:
ka le pretra resahina eto anie toa ao hollande e



26. niryna ( 22/08/2007 04:18)
ikaretsaka:

izay mantsy no nolazaiko ary ambony ary.
fa tsy itako koa izay olana amin'izany ange e
Isika izao dia Andriamanitra no nahazatra antsika.. nozarin'ny Vazaha isika hoe Jehovah dia raiki tampisaka ny sasany hatr@ izao. misy sasany efa niverina annao tompo sy andriamanitra ihany!

dia mba averina ko!

Izay mahazatra ny tsirairy io ka na dia atao hoe atao mitovy kanefa ny fo tsy any dia namany tsy misy dikany:cry:
Rehefa manoratra izany dia asorina izay voasoratra ao anaty baiboly ? Tsy tononina intsony izany ny Jehovah? Moa tsy ny fo torotoro no tadiaviny?Raha zatra niantso Azy io anarana io ianao dia io no manavanana ao anaty vavaka dia hovaina indray izany?
Dia ahoana tokoa ry ika?


27. niryna ( 22/08/2007 04:23)
Raha tahaka ahy aloha dia avelao izay olona hiantso izay antsoiny fa tsy Atro mihitsy io.
Tsy mitovy velively.Ny ahy ny ATra mampianatra ny aza mamaly ratsy ny ratsy ary mampianatra ahy ny mivavaka ny fahavaloko.Ny andry zareo mamporisika ny mamono sy mandoro ny tranon'izay fahavalo.Izany ve dia mitovy?
Ny antsika kristiana Atra iray ihany.Mpanjakan'ny mpanjaka rehetra ary manana zanaka Lahitokana.Ny andry zareo zanaka telo vavy.:roll:
28. ikaretsaka ( 22/08/2007 13:41)
Io indray ilay tsy mamaky tsara sy minomino foana sy tsy ampy fahalalana.. tsy hoe rehefa Allah akory dia Silamo. Izany ny fiantsoan'ny arabo azy!
Ohatran'ny hoe raha miantso hoe Zanahary ve ianao fa tsy Jehovah dia hoe tsy ilay Andriamanitro io fa Andriamanitry ny Gasy Mpanompo sampy satria ny ahy Jehovah??:roll:
29. fijo ( 22/08/2007 21:42)
ika an,ary ialahy ve hino fa ny silamo aty europa koa tokony hiantso hoe dieu na god???????nefa miambozina croix aza ao arabia saodita tsy azo atao?????sao tsy mety kosa aha ny hafa tian asy ekena hiova fanonona fa ny tena tsy afaka manao izany
30. tsaramaso ( 22/08/2007 21:56)
Driiiii, fa inona no nahazo an'ity mopera le ???!!!
Matahotra jihad ngah ??!!!!
31. fijo ( 22/08/2007 21:58)
nanana sipa silamo letsy izy an
32. ikaretsaka ( 23/08/2007 00:39)
ikaretsaka:

Io indray ilay tsy mamaky tsara sy minomino foana sy tsy ampy fahalalana.. tsy hoe rehefa Allah akory dia Silamo. Izany ny fiantsoan'ny arabo azy!
Ohatran'ny hoe raha miantso hoe Zanahary ve ianao fa tsy Jehovah dia hoe tsy ilay Andriamanitro io fa Andriamanitry ny Gasy Mpanompo sampy satria ny ahy Jehovah??:roll:




mila ataon'ialahy tsy teny Arabo intsony aloha ny liotrjiany sy ny koran ka
ohatran'ny namadihan'ny kristianina ny azy avy @ teny latinina ho lasa tenin-pireneny tsirairayu..
any ny olana!
33. fijo ( 23/08/2007 21:42)
kay le,vao mitondra baiboly ao elahy dia vita.
34. ikaretsaka ( 24/08/2007 01:16)
ka izay ilay teneniko an'ialahy mba hanan'ialahy ilay fisainana hoe tsy rehefa arabo dia silamo dia tsy rehefa silamo dia arabo!
ny komorianina angaha izao Arabo, nefa izy Silamo.
de misy Tavaratra na arabo tsotra izao, fa tsy silamo!
35. fijo ( 24/08/2007 22:32)
za manaiky an'izay anie e,ny libanais tsy silamo aby fa varatra.
36. Mitah ( 25/08/2007 04:44)
ikaretsaka:

Io indray ilay tsy mamaky tsara sy minomino foana sy tsy ampy fahalalana.. tsy hoe rehefa Allah akory dia Silamo. Izany ny fiantsoan'ny arabo azy!
Ohatran'ny hoe raha miantso hoe Zanahary ve ianao fa tsy Jehovah dia hoe tsy ilay Andriamanitro io fa Andriamanitry ny Gasy Mpanompo sampy satria ny ahy Jehovah??:roll:


Aza variana mitsikera fa tsy mbola reraka foana ve ianao e,efa im-piry ny olona no manoro anao.=))=)):-$:-$

37. ikaretsaka ( 29/08/2007 06:14)
tsy mitsikera za fa miady hevitra...nuance.. avoahay ny hevitrao raha manana ianao fa aza mitokelaka fotsiny.

mivavaha fotsiny i Mitah any @ fiangonana kristianina any Liban ohatra e..
fa Allah no ao! nefa izy Kristianina an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.053