Un OVNI na UFO, mino an'io ve?? ?Herin'ny maizina hono ???

1. niryna ( 20/08/2007 04:36)
Misy zavatra mba manitikitika ahy ity.Zavatra misidina tsy fantatra endrika na maro karazany eny an-danitra ary efa maro dia maro tokoa no nisy nilaza fa nahita azy io.
" Un Objet Volant Non Identifie" na Unidentified Flying Object no filaza azy io "OVNI" na "UFO",inona no filaza azy io amin'ny teny gasy?

Misy milaza fa misy herin'ny maizina no mahatonga an'io zavatra io ary tena misy tokoa.Marina ve izany?
Indraindray hono izy io maka endriky ny olona na robot,na biby hafakely na toy ny angatra ary noho ny devoly izay afaka miova endrika maro dia misy milaza fa asan'ny satana io.

http://www.oxbrain.com/CrosswordArchives/ufo1.jpg
http://homepage.mac.com/joester5/art/images/ufo/newUFO8.jpg
http://k43.pbase.com/o5/68/179368/1/69304595.6ESSfsPl.ufo4212.jpg
http://subjunctive.net/klog/photoblog/2007/ufo.jpg http://www.chunder.com/images/ufo.jpg
http://elkcreekarea.info/images/ufo_6.jpg

Ahoana no hevitrao ?

(l)niryna
2. mabloo ( 20/08/2007 09:03)
za alo tena mino ny fisian'ireny fa misy ny sasany tsinona fanandramana ataon'ireo nasa sy ny karazan'ireo fa tsy de tena le ovni loatra e!
fa misy ireny ka!!
fa tsy herin'ny maizina zany e!amiko manokana zany an!fa tsy fantatro ny tena marina fa manintona ahy ny mahafantatra ny momban'ireny !!
mbola mistery ho an'i olombelona ny momba ireny hatreto!
3. xxx ( 20/08/2007 09:46)
Mino tanteraka na dia mbola tsy nahita aza

Misy Andriamanitra dia misy Losifera
Misy anjely dia misy demony
Misy ratsy dia misy tsara
Misy ambony dia misy ambany
Misy atsimo dia misy avaratra
Misy mazava dia misy maizina
sns...

Izany hoe misy ny mifanohitra rehetra

Ny Ovni amiko dia avy amin\'ny Intelligence hafa ankoatrantsika terrestre = ny extra terrestre. Araky ny hoe isika terrestres avy eto @ terre, Misy isika, dia misy koa ny extra-terrestres avy any @ galaxies hafa any. Ary mety ry zareo no tonga mitsidika mamangy antsika :wink::wink::wink:

Mety efa mandroso be ny civilisation ny ka ahafahany manana ireny engine UFO haingampanidina sy mihodina @ herinaratra hafa noho izay haintsika terrestres hatr@ izao.

Mety anefa koa hoe isika olombelona terrestres ihany ireo, avy any @ future any dia manivaka ny espace temps (voyage dans le passé) mitsidika antsika razambe manao études antsika angamba asa...

Tsy vitan\'ny misidintsidina eny ambony eny ihany anefa izy ireo fa indraindray koa dia mametraka sarisary atao hoe crop circles. Ny malaza ary tena efa ela tokoa (env. 500 av JC - 50 ap JC) dia ireo any Pérou, mahatratra kilometatra maro ny halehibeny ary eny ambony habakabaka rehefa mandeha roplanina vao tena mahita taratra azy tsara.

http://photovni.free.fr/cropcircles1/crop.htm









Misy ny milaza fa mifono hafatra avy amin\'ireo extraterrestres ireo ho antsika terrestres hono ireo crop circles na kisarisary be ireo.

Inoako fa ireo extra-terrestres ireo no manao ireo kisarisary ireo (na dia be koa aza ny mpaka tahaka ka mamorona sary mitovitovy) sy mitondra ireny UFO ireny ary koa misy karazany betsaka izy ireo, misy tsara fanahy, dia misy koa ny ratsy fanahy.

Mandrampahafantra izay tena marina dia anjarantsika ny manonofinofy maminavina ny tena anjaratoeran\'ireo zavatra tsy fantatra ireo.
4. ikaretsaka ( 20/08/2007 12:47)
izaho mino na tsy mahita aza
fa kosa tsy manaiky ilay hoe rehefa hery tsy hay ny manazava azy dia herin'ny maizina!
5. piste ( 21/08/2007 03:55)
Mitovy hevitra @ Ika.
6. naughtyboy ( 21/08/2007 21:13)
ie mety mitombina na tsy voaporofo aza toerana hafa fotsiny no misy azy ireo ,tsy misy hafa @ le oe misy biby hafa monina any @ toerana hafa azony oul tsidihana sy jerena na de tsy voatery ho hita na voaporofo nafantatry reo biby reo aza ny fisiany oulmbel (satria mety efa mandroso b sy maranitsaina nony oulmbel)
7. fijo ( 21/08/2007 21:47)
tsy mino raha tsy mahita.ireo sary aseo eto ireo dia efa voaporofo fa sary vitatamin'ny fanapahana bozaka.efa nisy fanadihadiana natao tamin'ireo sary ireo.
8. niryna ( 22/08/2007 04:28)
mabloo:

za alo tena mino ny fisian'ireny fa misy ny sasany tsinona fanandramana ataon'ireo nasa sy ny karazan'ireo fa tsy de tena le ovni loatra e!
fa misy ireny ka!!
fa tsy herin'ny maizina zany e!amiko manokana zany an!fa tsy fantatro ny tena marina fa manintona ahy ny mahafantatra ny momban'ireny !!
mbola mistery ho an'i olombelona ny momba ireny hatreto!

Maro tokoa no mino fa misy izy io ary efa taona maro nifandimby no nanaovana fanadihadihana (1920-1947)tany ho any hono no nisehoan'io voalohany.


9. niryna ( 22/08/2007 04:36)
xxx:

Mino tanteraka na dia mbola tsy nahita aza

Misy Andriamanitra dia misy Losifera
Misy anjely dia misy demony
Misy ratsy dia misy tsara
Misy ambony dia misy ambany
Misy atsimo dia misy avaratra
Misy mazava dia misy maizina
sns...

Izany hoe misy ny mifanohitra rehetra

Ny Ovni amiko dia avy amin'ny Intelligence hafa ankoatrantsika terrestre = ny extra terrestre. Araky ny hoe isika terrestres avy eto @ terre, Misy isika, dia misy koa ny extra-terrestres avy any @ galaxies hafa any. Ary mety ry zareo no tonga mitsidika mamangy antsika :wink::wink::wink:

Misy karazany maro izy ireo hono ary dia misy olona toa antsika sendra alainy ka misy tsy mahatsiaro tena(hanaovany maso be tsy mahita,sofina be tsy mandre)ary dia manaraka fotsiny.ka na averiny mody dia lasa mivaha ny sain'ilay olona na misy maty ary misy ny sasany mahafantatra fa tsy manana fomba tsy anarahana azy.Io koa dia azo tarafina amin'ny endriky ny satana izay mitondra sy mahatonga ny olona lasa adala misy tsy mahafantatra ary misy tena very dia tokoa.Misy voa ny aretina tsy fantatra kanefa tsy mety voatsabo sns.

Mety efa mandroso be ny civilisation ny ka ahafahany manana ireny engine UFO haingampanidina sy mihodina @ herinaratra hafa noho izay haintsika terrestres hatr@ izao.

ka izay mampandroso azy izay indrindra no antony iray ,ary maro ireo manampahaizany mandinika azy io ary miafara amin'ny filazany fa misy herin'ny maizina ao(cult),misy resaka fivavahana,mino amin'ny zavatra hafa.
10. niryna ( 22/08/2007 04:50)
xxx:


Mety anefa koa hoe isika olombelona terrestres ihany ireo, avy any @ future any dia manivaka ny espace temps (voyage dans le passé) mitsidika antsika razambe manao études antsika angamba asa...

Tsy mba olona vitsy no efa nahita an'izy io fa olona aman'etsinetsiny.Ary tsy any amin'ny toerana iray ihana fa eran'izao tontolo izao.
Misy milaza fa tsy misy na iray aza firenena tsy misy azy(toy ny satana misidina eraky ny tontolo,mandripaka izay azo aripany.Vetivety izy dia tonga ary ,ary tsy hitahita koa dia mandripaka ny hafa ,saingy tsy manana fahefana mitovy an'Atra hanao zavatra maro ao anaty fotoana iray.

Tsy vitan'ny misidintsidina eny ambony eny ihany anefa izy ireo fa indraindray koa dia mametraka sarisary atao hoe crop circles. Ny malaza ary tena efa ela tokoa (env. 500 av JC - 50 ap JC) dia ireo any Pérou, mahatratra kilometatra maro ny halehibeny ary eny ambony habakabaka rehefa mandeha roplanina vao tena mahita taratra azy tsara.


misaotra anao nanazava

Misy fikambanana maro no manao fikarahona.Nisy kosa anefa nanao fikarahona efa ho roa polo taona lasa no nanambara fa misy herin'ny fanahy ratsy no mahatonga azy ireo ary hatramin'izao dia mbola io no manambara.UFOs contitute a spiritistic (demonic) phenomenon.
11. niryna ( 22/08/2007 05:07)
ikaretsaka:

izaho mino na tsy mahita aza
fa kosa tsy manaiky ilay hoe rehefa hery tsy hay ny manazava azy dia herin'ny maizina!

Ny mahatonga an'ireo mpikaroka milaza fa avy amin'ny herin'ny maizina izy ireo dia:
(Dr vallee argues that UFOs are helping to create a new form of belief..
Radar has never recorded the actualy recorded the actual entereing of UFOs inot our atomosphere(Dr Weldon),also militating against life in outer space ,high occult correlation and strong parallel to demonic powers.)
Ireo izany misy santionany milaza fa misy finoana hafa foronony ary mampiova ny sain'ny olona satria ny olombelona mahalala ny fisian'Atra any an-danitra ary dia ataony misavoritaka.Ny iray dia milaza fa na inona atao dia tsy hita amin'ny radara mihitsy ilay izy,kanefa na mitondra fiara mafy fotsiny aza dia voan'ny mandoa ticket isika:D
Ary ny dokotera iray koa dia milaza fa misy hery mahery mitovy ny herin'ny devoly ilay izy
12. ikaretsaka ( 22/08/2007 13:42)
new form of belief.. fa tsy hoe belief in Satanism! ok?
13. fijo ( 22/08/2007 21:43)
mbol hono daholo izany ry niryna an
14. tsaramaso ( 22/08/2007 21:51)
15. fijo ( 22/08/2007 21:55)
tsara le sary
16. ikaretsaka ( 23/08/2007 00:48)
ying yang
17. niryna ( 23/08/2007 04:27)
ikaretsaka:

new form of belief.. fa tsy hoe belief in Satanism! ok?

Satria efa fantandry zareo ny salvation dradradraina lava ary dia hanova ny toetsain'olombelona no ataony.
Anjely nilatsaka avy tany an-danitra izy ireo,ary iza koa ireo anjely nilatsaka avy tany an-danitra tsy ny miaramilan'ny satana?


18. niryna ( 23/08/2007 04:31)
fijo:

mbol hono daholo izany ry niryna an



=))=)),Asiako hono ilay izy satria recherche no ataoko,sy mba tiako ho fantatra raha misy mahalala ny namana,saingy ny ahy Atra tsy mba asiako hono hono fa ny tenako izao no mahalala ny fitiavany ahy,famonjeny ahy tao anaty andro sarotra ary mbola fanomezany ahy hery hanohy ny fijoroako vavolombelona ho an'ireo namana izay mbola tsy mahalala ny hasarobidiny sy ny fifaliana miaraka aminy.:*
19. piste ( 23/08/2007 07:05)
Ny zavatra mazava dia efa lasa lavitra ny fahaizan`izy ireo mihoatra antsika olombelona. Ka tsy voatery ho hitan`ny radar-ntsika ny Vaisseau -ny. Manamafy ny voalazan`ny fijo, mbola mitsapatsapa momba azy ireo ny olombelona(hypothese) fa tsy tena mahafantatra azy. Ka aza tonga dia lazaina tsotra izao hoe herin`ny maizina.
Ny antsika rehefa hery tsy voafehy matetika dia lazaina fa herin`ny maizina.
20. tsaramaso ( 23/08/2007 09:54)
ikaretsaka:

ying yang

tsy yin yang io fa OVNI otran'zao :


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1131