Un OVNI na UFO, mino an'io ve?? ?Herin'ny maizina hono ???
21. ikaretsaka
(
23/08/2007 12:17)
nga ry niryna izay nilatsaka avy any an-danitra dia miaramilan'i satana aby?
taoko hoe any @ afobe no misy an'i satana fa tsy any @ zany lanitra !
toa mifamadika izy izany
i Endeavour koa izany zavatr'i satana fa avy any an-danitra no nidina ko!:roll:
tsaramaso> ok... izoa izany ilay hoe mifosa tany?

22. niryna
(
23/08/2007 17:41)
ikaretsaka:

=))=))=))
23. naughtyboy
(
23/08/2007 18:13)
mitovy hevitra @ piste refa mahita za koziko daoly nareo fa mbola eritreritra atr@ zao na ny fisiany na tsy fisiny UFO,zatsy mino akory fa nilaza fotsiny oe mety misy
24. fijo
(
23/08/2007 21:46)
piste izay letsy isika vao nitovy hevitra oufff.
averiko ny planeta dia tsy ity tany ity ihany mety misy zavaananaina hafa any???asa;fa tsy devoly izany io.fa le ovni aloha tsy mbola hinoako

25. piste
(
23/08/2007 23:57)
Izay no tsy mampitovy amintsika lehilahy @ vehivavy ra-Fijo. Ny saina no mibaiko fa tsy ny fo. Ka rehefa hita fa marina dia marina.
26. niryna
(
24/08/2007 06:37)
fijo:
piste izay letsy isika vao nitovy hevitra oufff.
averiko ny planeta dia tsy ity tany ity ihany mety misy zavaananaina hafa any???asa;fa tsy devoly izany io.fa le ovni aloha tsy mbola hinoako
Raha olona telo na efatra no nilaza nahita dia mety ho kely ny finoako fa olona efa aman'alina no nilaza fa nifandray azy ireo.
27. ikaretsaka
(
24/08/2007 11:58)
piste:
Izay no tsy mampitovy amintsika lehilahy @ vehivavy ra-Fijo. Ny saina no mibaiko fa tsy ny fo. Ka rehefa hita fa marina dia marina.
mitovy hevitra @ piste sy i fijo koa za eto
28. ikaretsaka
(
24/08/2007 12:06)
niryna .. efa novakian'i niryna moa ilay tantarako maka sary @ telephone dia namindra via bluetooth azy ireo ho any anaty ordi ko tany atsimo tany?
Dia lazain'ny olona fa misy herin'ny maizina?
sy ilay tantaran'ny naman'i piste nigagan'ny olona fa hainy ny manala sy mamerina ny nifiny rehetra (kay solonify) ?
Dia lazain'ny olona kao fa misy herin'ny maizina i leiry satria mahay manala sy mametaka ny nifiny!
ny maatonga an'izany dia ny tsy fahalalany...

za kosa tsy manaiky ilay hoe rehefa hery ka tsy hay ny manazava azy dia herin'ny maizina izay
29. fijo
(
24/08/2007 22:50)
piste sy ika,soa fa lahy isika aloha eto.
io fakantsary io aza anie letia tany mahajanga taloha ,misy olona tsy mety alaina sary fa maka ny fanahiny hono e.maika fa resaka net no asehon'ialahy azy.......tena mbola zavatra tsy ao antsainy ny fisian'izany

30. Mitah
(
25/08/2007 04:45)
Mino ny fisian'io koa aho,ary mino ny herin'ny maizina izay hanasimbany ny finoan'ny olona an'Atra.
31. naughtyboy
(
26/08/2007 10:44)
:-D fijo, hafa ko zany pokona tsy mety maka sary fa sao lasa ny fanahiny=))
32. niryna
(
27/08/2007 05:39)
naughtyboy:
:-D fijo, hafa ko zany pokona tsy mety maka sary fa sao lasa ny fanahiny=))
Ka na ny antsika aza anie dia nataon'ny lehibe hoe fady fa tsy mba fianarana fiainana ny zavatra rehetra e.Matin'ikaka be sola,aza misaotra alina fa mahasola loha,aza mamafa trano amin'ny alina fa maha be trosa,aza mandaka rindrina fa mahafaty renibe,aza mihinan-kanina eo am-pijanganana fa mahalava nify:roll: sns..Finoana hafahafa fa tokony izay marina no lazaina
33. naughtyboy
(
27/08/2007 12:04)
reny toko alo de finoany dadabe tany aloha tany fa za aza mbola maheno ny oul sasany mamerina reny @ zanany:roll:aty aorina
34. ikaretsaka
(
28/08/2007 05:46)
dia miverina @ ilay hoe fantaro aloha alohan'ny hitsarana fa tsy hoe rehefa hery na zavatra tsy hay sy tsy takatry ny saina dia lazaina fa herin'ny maizina aby
35. tywa68
(
28/08/2007 20:48)
Ika : efa zatra mahita an'i niryna milaza fa zay tsy mazava, dia satàna ka tsy mahagaga ahy intsony :wink:
Amiko aloha mety misy izany fiainana akoatran'ny eto an-tany izany e, fa miandry porofo ihany anefa ny tena, ary liana sy mihaino ny momban'izany eo @ télé e ! tsy manakana ahy ny hino an'Atra anefa izany ry niryna :-*
Io notenenin'i fijo io koa no efa reko hoe olona no manao ireny sary² ireny, ka asa re !!

36. ikaretsaka
(
29/08/2007 05:29)
tywa.. io ilay hoe
le resaka creation hono dia :
ny siantifika manao hoe ahoana (comment)
ny mpino tsotra manao hoe iza (qui)
dia ny katolika hoe fa ahoana (pourquoi)

37. niryna
(
01/09/2007 04:45)
ikaretsaka:
dia miverina @ ilay hoe fantaro aloha alohan'ny hitsarana fa tsy hoe rehefa hery na zavatra tsy hay sy tsy takatry ny saina dia lazaina fa herin'ny maizina aby
Ka ny anao ny kristal foana no asesikao lava hoe niaraka ianao sy monpera,tsy ho menatra ve ianao hiteny izany.
Heb 4:2Fa isika koa dia nitoriana filazantsra tahaka ireny ihany ,kanefa ny teny izay efa reny dia tsy nahasoa azy satria tsy niharo finoana tao izay nandre:cry:
38. ikaretsaka
(
01/09/2007 05:07)
ka jereo aloha hoe inona no hery ao ambadik'ilay kristal na UFO na inona, izya vao mitsaratsara fotsiny.
Sao koa lazaina fa misy devoly izay mampiasa bluetooth sy itoeran'ny herin'ny maizina ilay manala ny solonifiny ka mametraka azy eo ambony feny dia mamerina azy ao am-bavany indray!
ary iza koa no niteny aminao fa tsy nino sy nandre aho? sady nahasoa ahy izany ka.. misaotra:wink: sady mbola mikatsaka izay fahasoavana izay aho (tahaka ny Mere Theresa)
ny naha samihafa atsika sy ianao dia:
1) tsy izay tiako ihany no inoako dia izay tsy tiako dia odiako fanina na hazavaina be amiko aza...
2)za mijery sy mihaino anao rehefa ilay fotoana ka manasesika ny anao ihany izay ianao, fa ianao tsy mijery na minia tsy mijery izay soratako...
ary tsy izaho irery no nanao io remarques io fa ny olona rehetra!
3) rehefa tsy mahita avaly intsony ianao dia lazainao fa manenjika anao ny olona rehetra , za mijery ny mampitombina sy tsy mampitombina ny valiteninao, dia mamaly anao points par points... fa ianao tsy manao.. dia miverina any @ ilay 2) indray isika