zedezila eo amin'ny taniny aza mbola

1. bazylou ( 17/08/2007 00:01)
faharoa ihany ny gasy!! beuurk

Médailles Or
Argent
Bronze
Total

Comores 0
1
6
7

Madagascar 56
35
31
122

Maldives 0
0
0
0

Maurice 11
26
53
90

Mayotte 0
0
0
0

La Réunion 44
51
43
138

Seychelles 17
14
25
56


:-D:-D:-D:-D:-D
novalian'i tenagasy ny 19/08/2007 08:05
2. malalatinasoa ( 17/08/2007 01:34)
Ny isan'ny medaille d'or ry adala be no mitondra hoe toerana voalohany sa faharoa a.
Ndana miverina mianatra klou refa tsy mahay fa mahamenatra olona.
3. LazaDaddy ( 17/08/2007 02:05)
malalatinasoa> ianao omeko medaille plastique :)
4. malalatinasoa ( 17/08/2007 03:14)
LazaDaddy:

malalatinasoa> ianao omeko medaille plastique :)

:-D:-D:-D tsy olana mintsy. Izay misy dia ifaliana.


5. vakiniadiana ( 17/08/2007 05:09)
F'angaha bazylou vazaha ? ilay hoe tsy manohana ny fitondrana azoko ekena ihany fa ilay ohatra ny faly raha tsy mahazo medaly ny malagsy no ohatra ny hafahafa.
6. miou ( 17/08/2007 06:42)
tsy taitra fa vitan'gasy voalohany fôna io @farany eh
7. vancleef ( 17/08/2007 06:59)
Classement androany 17 aout 2007 ry Bazylou
http://www.jioi2007.mg/site_global/classement.php

Médaille/Ile
Or Argent Bronze TOTAL
MADAGASCAR
65 52 44 161
LA REUNION
61 62 56 179
SEYCHELLES
32 23 29 84
MAURICE
20 35 68 123
COMORES
1 5 6 11
MAYOTTE
0 0 2 2
MALDIVES
0 0 0 0
8. ravatorano ( 17/08/2007 11:24)
mba mampimé miitsy enao ty ry akama mlay bazylou kah
ekena marina hoe tsy tian ny fitondran'i Ravalomanana enao iny hevitrao manokana tsy iadina mihitsy fa ny hoe tsy hanohana ny mpilalao malagasy ary koa tonga any amin'ny fanenjehana sy fanambanaiana azy dia tena zavatra hafa koa
soa fa hevitrao rery io ary mampite hilaza hoe sao dia safiotra aza i bazylou ka ilay rà akiray no tena mahery ao aminy ???
9. xxx ( 17/08/2007 15:35)
taranak'alika ka tsy tia afatsy taolana i bazylou ka!=))=))=))=))=))=))=))=))
10. ronaldo09 ( 17/08/2007 20:00)
Za aloha mpanohitra fa na izany aza manohana an'i Madagasikara aho ary tena FAN' mihitsy moa eny fa na hihaona aza ny Barea sy ny Bresiliana dia gasy foana e!
11. bazylou ( 17/08/2007 22:31)
aleo koa tsy tohanana mihitsyfa resy lava e!! izay no tena tiakao hatongavana, resy lava, ; atotalio ny isan'ny medaille dia fahafiry i madgasikaranareo!!:roll::roll::roll::roll:
12. bazylou ( 17/08/2007 22:34)
ity jerena, site gasy ihany io..
www.madamaki.com
13. vancleef ( 18/08/2007 08:38)
bazylou:

... atotalio ny isan'ny medaille dia fahafiry i madgasikaranareo!!:roll::roll::roll::roll:

Raha ny isan'ny medaille rehetra na ny isan'ny medaille d'or dia voalohany Dago
http://www.jioi2007.mg/site_global/classement.php

14. tenagasy ( 18/08/2007 12:51)
Mankamamy eh!
Miteny hoazy angamba ny isa eh; aleo avy de aseho eto mba tsy haha-be resaka ny hafa intsony:
Ito no nakana azy raha ilaina: http://www.jioi2007.mg (anio 18 08 2007 0hOO GMT)
- CLASSEMENT GENERAL PROVISOIRE -
Madagascar continue son petit bout de chemin. Le classement provisoire des médailles montre un assez large avantage pour les malgaches.

Médaille/Ile.Or.Argent.Bronze.TOTAL
MADAGASCAR....Or.83....A.63....B.54....TOTAL.201
LA REUNION.......Or.69....A.68....B.62....TOTAL.199
SEYCHELLES......Or..3....A.24....B.30....TOTAL..86
MAURICE...........Or.26....A.47....B.74....TOTAL.147
COMORES..........Or..0.....A..6....B..8....TOTAL..14
MAYOTTE...........Or..0....A..0....B..3....TOTAL...3
MALDIVES..........Or..0....A..0....B..0....TOTAL...0
Nahitsiko kely izy ity satria ao anaty site mifamadika ny MAYOTTE sy MALDIVES.
Koa dia mitenitenena fôna izay te-hiteny fa ho anay n'inon'inona lazaina, n'inon'inona misy, ..., aaaagnaaayyy deeee faaaallyyyyyyyyy! YYYoouuuouououhhhououououououou!
Mirary soa


15. menalamba ( 19/08/2007 06:55)
Aiza itena ry bazyl dé kôka hijery an'ireto medaily mirara-kompana an'ny gasy à!
Dia iza @ izay no voalohany?ary ankombony @ izay ary io vava-bé nao io fa mantsina:evil::^)
16. tenagasy ( 19/08/2007 08:05)
Mankamamy eh!
Médaille/Ile Or Argent Bronze TOTAL
MADAGASCAR....99...78.....55....232..........
LA REUNION.......74...78.....73....199...........
MAURICE...........35...54.....83....172................................. SEYCHELLES......35...27.....37.....99...........
COMORES...........1....6.....14.....21...........
MAYOTTE............0....0......4......4................................... MALDIVES...........0....0......0......0...........
Ka tsy maintsy hoe hihoatra ny zato ihany izy ity ry namana isany oh! Agnaayyy deeeee faaallllééééééé!
Dia mbola misy ihany ve ny sahirana sy mijaly ka de tsy mba velon-tsiky na dia kely akory aza ? Sa inona indray no mbola azo ambara amin'izao vokatra izao?
Rehefa manao isika mahavita!!!!!!!!!
Mirary soa

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1822