fa maninona kay ?
1. RHV
(
16/08/2007 04:48)
Slt! daholo an. Fa maninona kay ry reto no mbola voatohitohina foana ny zon'olbelona @ zao a ? oh hoe mba misy olona 2 mifankatia de sakanana tsy avelan'ny RAD satria hono (finoana e, volon-koditra e, saranga sns. De ahoana ny hevitrareo ny @ io? Ok:-@
novalian'i Mandefitra ny 20/08/2007 06:11
2. xxx
(
16/08/2007 05:36)
ka atao ahoana fa tsy misy azo atao e! ialao lavitra raha mbola misy toe-tsaina otran'izany fa manaranaka....
3. Jeankely
(
16/08/2007 08:33)
Ianao afaka miala ary tsy manaraka fa ny hanala an'io eo amin'ny rehetra tsy vita. Mbola mitohy io ary na tsy misy an'io aza amboalohany rehefa tonga ny gidragidra mivoaka io resaka tsy fitovian-tsaranga sy volon-koditra io.
4. fahamarinana
(
16/08/2007 09:48)
:arrow:Hitanareo na olona tsy mpifankatia aza fa olona tsotra mpifankahalala dia mbola misy foana ny olana resaka saranga,fiaviana,entre isika samy gasy fontsiny ohatra fa tsy hidirana ny gasy + vazaha fa mbola tantara hafa indray iny.Mampalahelo tokoa nefa hatreto aloha dia mbola betsaka no miaina toy izany,tsy fantatro hoe ahoana no hanafoanana azy.Fa dia matoky fa hiova tsikelikely ny tsirairay e.
5. Fiffi
(
16/08/2007 15:17)
RHV:mahagaga tokotrany fa mbola misy io hatram-zao an ! heu...hoe mbola ny RAD no manapa-kevitra am rehetra de zay ! tsy maintsy hatao zay lazainy....fanajana hiany ve no hanekena an'zany ?
oh hoe mba misy olona 2 mifankatia de sakanana tsy avelan'ny RAD satria hono (finoana e, volon-koditra e, saranga sns. De ahoana ny hevitrareo ny @ io? Ok:-@
6. Mandefitra
(
17/08/2007 11:21)
Ny an'ny RAD de fitsinjovana ny ho avin'ny taranaka no mahatonga azy hanao izay, araky ny traikefa efa nolalovany.
Marina fa mety tsy hitovy ny vanim-potoana niainany sy hiainanao @ zao, kanefa ny olana ateraky ny fahasamihafana (finoana e, volon-koditra e, saranga sns) dia mbola mitoetra foana raha tsy hoe mandresy tokoa nga ny fitiavana.
Ary tsy ao dago irery ange, aty Maurice oh zao, ny hindou sy ny musulman na ny katolika tsy hifanambady velively ...
Ka anjaranao ny mandray ny anatry ny RAD, mandinika manadihady, zay vao miroso fa aza tonga de tsaraina hoe "efa fika taloha" zany.

7. marsvao
(
17/08/2007 22:42)
hafa ny resaka zon'ny olombelona ,hafa ny fitiavana.ny fitia: ny RAD mahalala ny MAHATAFITA sy MAHASOA anao foana EE!.
8. Fiffi
(
19/08/2007 13:06)
Mandefitra:io kalou de tena marina...satria tsy misy RAD hanoro vohana ny zanany zany fa matoa zareo miteny de ny mahasoa ny zanany no ataony....saingy ozy njay zah hoe:
Ny an'ny RAD de fitsinjovana ny ho avin'ny taranaka no mahatonga azy hanao izay,
-tsara le fanajana ny RAD fa mba omena fahafahana koh ny ankizy am safidiny...
9. Mandefitra
(
20/08/2007 06:11)
Hoy Fiffi
Za mahita hoe efa tena malalaka ny fitazaina ny ankizy @ zao fotoana zao. Ary ny RAD ange tsy afaka manakana ny safidin'ny ankizy firy rehefa tena hikiry le tanora.
Fa ilay fihainoana ny tenin'ny RAD no tiako isarihana ny tanora @ zao.
fa mba omena fahafahana koh ny ankizy am safidiny...